te ahafantatra mihitsy aho hoe:

1. luciana5 ( 19/04/2007 19:36)
manaona daholo dray an!
te ahafantatra mihitsy aho hoe: iza kay ny lehilahy tsara sy mba otran zay sy zay... na any an alavitra na eto an toerana e tsy mifidy, eto amin ty serasera ty!!!!!!omeo anarana fa tena ho contacteko de ataoko namana e,pour commencer...de ho hita eo ny suite o!!!
miala tsiny fa ny tenako direct ka tokony tsy ahasosotra ho an zay mora rarakivy zany!!!:lol:
merci bcp mamaly an ;-)

sopapa moa ny dikan zao an, tandremo sao manoro vohana kala:twisted:mpam s :lol::lol:vazivazy
novalian'i toki81 ny 25/05/2007 02:07
2. pissoa ( 19/04/2007 19:41)
http://serasera.org/namana/?rub=namana/namana&asa=hitady dia apetapetaho ao ny kriteranao fa ny tsara amin'ny hafa tsy voatery ho tsara aminao ka sao hifanompa amin'ny kala:twisted:mpam s eto tsika :wink::-D:-D:-D
3. vale ( 19/04/2007 19:56)
O ry luciana5, ny oul ve ny hisafidy ho anao?
firy tona kay luciana5, sodé mbola tsy ampy tona, ka hiandry tolorana,hihi!:wink:
4. Fiffi ( 19/04/2007 20:04)
vale:
O ry luciana5, ny oul ve ny hisafidy ho anao?
firy tona kay luciana5, sodé mbola tsy ampy tona, ka hiandry tolorana,hihi!:wink:
zah mba gaga.....


5. nathie86 ( 20/04/2007 07:53)
:?::roll:
6. xxx ( 20/04/2007 08:15)
misy lhl betsaka ato amiserasera de andramo anoratana tsirairay
7. vale ( 20/04/2007 10:35)
nathie86> zany k'ah, izay tiny oul ve ny homena an'i luciana5, fa tsy tokony izy mahita zay tsara @, sa manao an'zao ny oul de mba hanao kou anefa tsy tina akory aza? hihihi!
8. sakaizakely ( 20/04/2007 10:49)
:P dia ampy:P
9. luciana5 ( 20/04/2007 11:10)
:lol: ka be loatra de tsy hita tsony ze hanoratana woa e, nareo koa an:^)

mba atao namana anie ny sasany e, f angaha moa de ataoko inona daholo, manjary tsy misy ho an i mpams kely ry!!:lol::-P
10. sonwin ( 20/04/2007 11:31)
:-D manala azy koa zany le :^)
11. karinah ( 20/04/2007 11:56)
luciana5::-D:-D:-D:-D:-D:-D
12. karinah ( 20/04/2007 12:01)
sonwin> f(hita wa e!:lol:
13. Fiffi ( 20/04/2007 19:39)
ountssss ! be resaka sy fanalana azy no betsaka
14. luciana5 ( 20/04/2007 19:51)
:°) fiffi koa tena fiffi mihitssy!:lol:
15. rush ( 20/04/2007 20:00)
ka tsy ho luciana5 mandrakizay izy e!sady inona ity dinika ity?fa firy taona io luciana5 io?
16. simplex ( 20/04/2007 20:29)
rush,

ahoana enao amiko fa amidiko ny taniko :P
17. vale ( 20/04/2007 20:42)
Fiffi:

ountssss ! be resaka sy fanalana azy no betsaka
:-D:-D:-D:-D


18. Fiffi ( 20/04/2007 21:07)
vale: ka tsy azoko akia an !
"luciana5":
iza kay ny lehilahy tsara sy mba otran zay sy zay... na any an alavitra na eto an toerana e tsy mifidy, eto amin ty serasera ty!!!!!!omeo anarana fa tena ho contacteko
ka raha tsy inona ny olona koh ande hilaza an'zany ?
19. xxx ( 21/04/2007 09:00)
za contactena
20. xxx ( 21/04/2007 09:05)
ary luciana tsy mety mahita mitry zany an!:roll::roll::roll::roll:nanandrana vazà tsy tafa nefa tsy mety mahita gasy:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3374