te ahafantatra mihitsy aho hoe:

21. xxx ( 21/04/2007 09:06)
simplex:

rush,

ahoana enao amiko fa amidiko ny taniko :P



fangah i simp. tsy sahy mikoty fa miandry kotina:wink:


22. vale ( 21/04/2007 10:16)
Fiffi:

vale: ka tsy azoko akia an !
"luciana5":
iza kay ny lehilahy tsara sy mba otran zay sy zay... na any an alavitra na eto an toerana e tsy mifidy, eto amin ty serasera ty!!!!!!omeo anarana fa tena ho contacteko
ka raha tsy inona ny olona koh ande hilaza an'zany ?
:-D:-D:-D:-D


23. xxx ( 21/04/2007 11:16)
24. simplex ( 21/04/2007 11:45)
xxx:
fangah i simp. tsy sahy mikoty fa miandry kotina:wink:
:-D:-D:-D oudry, fa in ndray io ataoko io e :roll::°):P

Tsy izany wa fa masiaka be izy d matahotra be za e :oops::):P ;-)
25. xxx ( 21/04/2007 12:29)
hummmmm! zà ne wa mba gaga raha i simp.dray no miandry kôtina e!:°):-D
26. xxx ( 21/04/2007 15:20)
ka efa we za wa contactena ry mitady namana a!hihihi
27. nathie86 ( 23/04/2007 13:43)
vale:

nathie86> zany k'ah, izay tiny oul ve ny homena an'i luciana5, fa tsy tokony izy mahita zay tsara @, sa manao an'zao ny oul de mba hanao kou anefa tsy tina akory aza? hihihi!



asa!!! mba anoraty izy eh de ataovy hoe za mlay B ka aôna

28. raval ( 23/04/2007 14:11)
Any @ mombamomba azy :idea:no amantaranao na tsara alaina namana izy na tsia ; na alaina mihoatra noho ny namana aza.(Matotra ve sa be vazivazy sa...)Satria ny rehetra anie samy milaza azy ho tsara daholo e!
29. luciana5 ( 23/04/2007 14:24)
:°) de tsiky de ampy zany!!!!!!:lol:
30. xxx ( 23/04/2007 16:45)
ka zao ko nge no tena tiako fantatra hoe

luciana manja ve, ka tsy tokony ho tonga ho azy toy ny lalitra mahita kk miboledaka ve akia ny kofa mahita anjy ? nefa jereo ity izy manao mamba noana mitady lehilahy hôtsa mampalahelo injay

sa ahoana no marina e ?

apetaho fotsiny ny sarinjy bedab de tonga hoazy aky ry zareo a :wink:
31. fasaly ( 23/04/2007 16:53)
raval:

Any @ mombamomba azy :idea:no amantaranao na tsara alaina namana izy na tsia ; na alaina mihoatra noho ny namana aza.(Matotra ve sa be vazivazy sa...)Satria ny rehetra anie samy milaza azy ho tsara daholo e!


pas forcément.....tsy any mitsy ,no ahalalana hoe namana tsara sa ratsy fa mila mifanerasera aminy mitsy enao vao fatatrao izy ary ny tsara dia ny miaoana aminy:wink:
misy be vazivazy fa tsara atao namana;-)
misy oul matotra fa tsy tsara atao namana:-P


32. falihasina13 ( 23/04/2007 19:42)
lalina koa ry fasaly zany an!!:-P
33. Fiffi ( 24/04/2007 06:58)
xxx:
ka zao ko nge no tena tiako fantatra hoe

luciana manja ve, ka tsy tokony ho tonga ho azy toy ny lalitra mahita kk miboledaka ve akia ny kofa mahita anjy ? nefa jereo ity izy manao mamba noana mitady lehilahy hôtsa mampalahelo injay

sa ahoana no marina e ?

apetaho fotsiny ny sarinjy bedab de tonga hoazy aky ry zareo a :wink:
:{:{:-D:-D


34. vale ( 24/04/2007 16:38)
:-D:-D:-D:-D:wink:
35. vale ( 24/04/2007 16:43)
nathie86> hihihi! tsia, tsia, tsia,:lol:,tsy fombako lotrany!:P hihi!:wink:
36. toki81 ( 25/05/2007 02:07)
:wink:za otsan'zay sy otsan'zay,am'fijeriko an...tsy haiko nenao oe s v sa in fa andefaso sary marn loo jerena na num...a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.06