Fitsarana: Resy Rolland Ratsiraka, mikorontana i Toamasina.
1. jentilisa
(
19/04/2007 15:23)
Izay ny vaovao farany azo ambara aminareo. Vao re fa resy teo amin'ny fitsarana ny Ben'ny tanàna (teo aloha ve?) dia raikitra ny toratora-bato tany amin'ny faritra sasantsasany ao Toamasina tampon-tanàna.
Karazany efa niomanana avokoa moa izao rehetra izao fa nandrasana fotsiny ny didim-pitsarana...Olona politika rahateo no voakitikitika. Aleo ny gazety hanitatra azy bebe kokoa rahampitso!

novalian'i tamberina ny 28/04/2007 11:36
2. hj
(
19/04/2007 17:52)
Ny somary mampalahelo r'ise dia ny vahoaka tsotra tsy manao politika akory no mandry tsy lavo loha. Raha taty akaikinay manokana dia mpivarotra iray no voaroban'ireo andian'olona io tolakandro io. Manararaotra rahateo koa moa ny olona sahirana fa tsy dia hoe le politika no manintona azy. Mandry tsy lavo loha aloha androany alina. Maromaro ireo mpivarotra voaroba teto tamatave androany...........
3. simplex
(
19/04/2007 21:14)
kozy ve? :P
zany hoe efa prevu ihany ngambany ny otr'zany fa ny riposta an'ny Gov zao no andrasana? :)
Tsy azo antenaina ho gidra general hoy aho :P
4. xxx
(
19/04/2007 21:50)
Toa nisy resaka an'io korontana io koa tatsy @ wanadoo dia vetivety teo dia nesorin'ny modérateur daholo ilay sujets. Marina ve fa tena mikorontana any zao ?
6. miangalyandria
(
20/04/2007 01:15)
Ié, henoko alina koa io fa dia hoe samia mailo izany koa. Ny vahoaka no mampalahelo satria ny kely mba ananana indray no simba eo ! Mbola azo manipulerna koa ve no tena marina sa ahoana ?
7. xxx
(
20/04/2007 14:12)
Mpangalatra toan'ny fianakaviana rehetra e ! ny rà tsy mandainga !!!!!
Tsy hoe korontana be akory any izao , fa omaly no nisy olona namany nanaraka azy tany @ tribunal , sy ny olona voakarama e ! toan'ny mahazatra ihany ! dia nikorontana , nisavorovoro tany @ tribunal , fa tena natositosiky ny miaramila hono lery nampidirina prison ! tsara ho azy satria nangalatra volam-panjakana sy ny vahoaka ! aiza ve : maire de tamatave izy dia manambola hanaovana propagande , nanao mariazy be , dia nony hiteraka ny vadiny dia tany andafy no niteraka , nilaozan'i lery feno fako tao i toamasina fa lasa nampiterahany ny vadiny ny volam-panjakana !
ka araka ny nolazaiko hoe ny rà tsy mandainga e ! heveriny fa kilalao ity fiainam-pirenena ity

8. xxx
(
20/04/2007 14:15)
efa hadinon'ny mpikarama lery ka androany dia efa milamina be ny any tamatave ! hanao inona koa moa e ! tsy misy mpandoha vola intsony dia mihinana ny azo omaly sisa e
9. bazylou
(
21/04/2007 15:05)
fialonana koa ny anareo ry xxxxxx, fa angaha raha maire dia tsy manan asaosy hanaovana propagande!! be fialonana amin\'ny tsy antony fotsiny anie itony tim taikringa itony!!
10. 147
(
22/04/2007 10:14)
zany mba famalin'i bazyl e!fialonana ahoana moa?rehefa mangalatra dia voasazy ohatran'ny mpangalatra!@ saina tsy miangatra,aiza no hananany miliara @ maha maire azy?dia heverinse fa donto sy kentrina ny Malagasy ?na ny mponina ao toamasina aza leo an'io maire io fa tena maloto, voretra ny tanàna!sady nt tsolotra sy ny halatra fotsiny no iainana?
11. piste
(
22/04/2007 23:39)
Amiko dia tsy ny figadrana azy ny olana rah toa ka nangalatra marina izy fa ny fomba fanatanterahana izany
Efa im-8 niverenan'ny Bianco ny tao @ Mairie n'ny Toamasina nefa tsy nahitana n'inona2, ka tsy maintsy haongana izany izy aloha dia ambomboarina ny dossier hahafahana mamely azy. Faharoa, na tiana na tsy tiana dia misy resaka pòlitika ao ambadikin'io. Adversaire potentiel i Roland ka manelingelina ka tsy maintsy élimin-ena. Raha Tim io tsy nisy olana. Ilay raikalahy ary MAhajanga koa anie mba nangalatra ary niharihary be , noho izy Tim moa dia aleo nampangininany raharaha.
Farany, mampalahelo fa dia lasa fitaovan'ny mpitondra ny Fitsarana ka entina hanamelohana ny adversaire politika. Sahiko ny milaza fa raha misy tena mangalatra @ ireo mpitondra ireo dia tsy afaka ao Ra-8.
Aleo fa hitohy fa tsy maintsy hivoaka eo ny marina.

12. Stone
(
23/04/2007 01:38)
Efa lany ve ny volan'ny pont flottant e?
Tsetsatsetsa tsy aritra ity ry zalahy : mahavariana fa dia tena teny frantsay ranofotsiny ny ao @ forum assidu ao.

13. 147
(
23/04/2007 06:29)
hoy ilay namako izay:
Posté le: Ven Avr 20, 2007 17:53
--------------------------------------------------------------------------------
ZAo dia ancien manana ny maha izy azy tao aminy folohalin dahy gasy tamin 'zany..internet zanako ito
mba nandalo zaho dia ny tiako volagna eto, fampiadiana foko zany tsy fampandrosoana firenena fa mampietry azy,fomba fiady tsy mahay politka zany.
maro raha hitako fa tsy mety é!
tsy tiako nimpody koa raha teo aloha,satria ireo zaza sy taranaka aty aoraina mba zahavana koa lalana omban-drareo reo.
efa ela zao no tiako ambara raha ty, heuresement misy internet, dia omeko anareo ireo anaran-olomanga tia tanindrazana teo aloha fa novonoina ry zareo ireo,na ( liquidation),no hilazana drareo azy. Amiral RATSIRAKA no nanaho raha io,dadatoan'i ngahy rolland
amiral SIBON GUY (diego)
general RAKOTONIAINA (tana)
general RASOLOMALALA(fianar.)
colonel ANDRIAMPARANY MARTIN (tana).
efa vita programme ny hamonohan dreo an' ny general RATSIMANDRAVA RICHARD, (fotony) satria i ngahy ratsiaraka dia niaraka tamin 'soviétique ' ka ny KZB,no nanao ny programme hanaovana ny mission accomplie,mandry saina naka , efa tafa_boakaka raha ity, olo- manga teo @tanindrazana ireo officier superieur et general reo .

16. TFP
(
25/04/2007 10:01)
Merina ray sy reny aho fa rehefa mahare lay fitsaràna ambolony hoe "...nangalatra i Roland satria nilatsaka prezidà...", "...ny rà tsy mandainga.." aloha dia miteny fa resaka keliloha be tsy ampy fisainana mihitsy izany satria tsy misy hifandraisana mihitsy ny argument sy ny sujet. Raha tsy hoe ekena koa fa rehefa andevo fiaviana koa zany dia andevo mandrakizay ny taranaka,ny mainty fihodirana dia kamo sy mpangalatra ary race inférieure avokoa, sns. Raha izany aloha no fisainana dia tsy mihady hevitra akory satria fitoriana fahateren-tsaina sy tsy fahampiana fiheverana tsy hita velively!
Raha hatony ny fo sy ny saina dia tsy mbola fantatra ny marina @ io fanodikodinam-bola io ary dia haka koa ve izy dia 80 millions MGA fotsiny? Ny tsy azo lavina kosa anefa dia ny lafininy politika @ io raharaha io satria manelingelina an-dra8 io Ratsiraka iray io. Ary navoakan'ingahy Herizo Razafimahaleo t@ gazety l'Express amin'ny fomba mazava sy tsy azo kianina fa raha atao hoe halatra ny nataoin'i Roland sy ny ekipany tao @ Tananan'i toamasina dia tena vaky trano mihitsy ny ataon-dra8 @ firenena hatr@'naha teo azy ka hatr@ zao fotona izao.
Ny fanontaniana dia ity : izay rehetra mitsangana izany dia gadraina sy hapangininy ankeriny havokoa ka @ fomba ahoana no hanoerana an'io fitondrana io ara-potokevitra?
Ka raha izany dia tsy maintsy ho velona tsy ho ela intsony ny fifamonona sy ny terrorisme eto @ ity Dago ity ary ho tompon'andraikitra tanteraka sy feno @ izany io Ra8nareo io amin'zay. Ary aza miresaka firaisankinam-pirenena raha mbola izao no fomba fanaparam-pahefana sy fanavahana ny merina sy ny tanindrana, ary indrindra ireo merina izay any anindra-tany, samia mandrangitra antsy sy mamahana ny basiny fa tsy ho ela intsony ity raha izao no mitohy

17. xxx
(
25/04/2007 10:41)
asa aloha raha merina daholo ireo eto @ politika serasera,tsy misy idiran'ny foko aloha eto @ serasera ry namana,ary tena diso ianao fa tsy izay mitsangana dia gadraina tsy akory,fa izay mangalatra,mandranitra adim-poko, manakorontana ny fandriampahalemana,lazao ary ry namana:taiza no nananan'i rolland ratsiraka vola nanaovana propagandy?fantatrao firy million ni ilaina?ary ny vola tokony nanadiovana ny tanàna,ny fanalàna ny fako,io no tsy hita popoka, nankaiza ary e?tsy ny filatsahany ho filoha akory no hanasazina azy fa momba ny halatra volampanjakana e!hay ianao kay tsi tia andra8!aleo koa ho avy nt terrorisme fa vonona @ izany izahay handresy izany e!ary sao ianareo no hanao an'izany?qui vivra verra!
19. TFP
(
26/04/2007 07:35)
Be resaka koa ity ra XXX ity ! Tsy ny fianakavianao sy ny fanananao marina no ho robain'ny olona aty raha raikitra ny gidraka kay hoe vonona aho hoe vonona!
Fa aminao moa Roland Ratsiraka mpangataka teny Amobolomadinika alohan'ny nanaovany politika?Anisan'ny mpanondran letchi, poivres, girofles, sns lehibe eto Toamasina anie izy ary efa ampolotaonany izany e!
Ary ireto halatra nataon'dRa8 :marché homena an'i Colas rehefa nahazo saosy, ny tany nobakoavina ao Antanimena, ny marché de réhabilitation et entretiens des rues de TNR, ny décaissement non autorisé novakian'ny cour des comptes batsilana sns tsy tamby isaina eto, koa maninona i Ra8 tsy midoboka?
Samy taitaitra tokoa angamba ianao sy Ra8 ry XXX ka mifampiaro sady samy tsy mahita ny fahorian'ny olona

20. mim
(
26/04/2007 09:06)
o leity ry TFP a! misy dikany ve ireny rehetra ireny mihoatra ny olona nasain'ratsirak'ialahy novonohina?fa firy ny isan'ny olona maty?ary ahoana ko leity ireo vola nanjavona ireo?ny tanana navelan'lery feno fako,ny haretina tonga d nitsaoka leiry lé!ary fa nahoana leity no aty andafy no nanaovana ny fiterahan'ny vadiny?vola taiza daholo ireny leity?