lasa nanao miao miao

1. bazylou ( 18/04/2007 00:51)
ilay le8 nareo!! tsy misy hafa tsy io mantsy no hainy e!! dia avy eo ianareorehetra no mamerinan y vola!! pauvre gasy:-D:-D:-D
novalian'i Jeankely ny 03/05/2007 07:54
2. Fiffi ( 18/04/2007 06:27)
bazylou:
pauvre gasy:-D:-D:-D
sao de mba tsy rariny kosa zao ry bazylou ? :roll::roll::roll::roll:

3. salmo1 ( 18/04/2007 08:28)
bazylou:
pauvre gasy:-D:-D:-D
:-w:-w:-w

Eres un cabron o k tio:?:mierda:twisted:
Efa teneniny elah fa oe: aza ambanina lay fahantrany gasy, fa mbola misy manana karena noho elah any. Ary elah anga tsy gasy:?::-w
4. madera2 ( 18/04/2007 18:08)
zay no fampandrosoana hangana ka avelao izy hanao mao²
5. fijo ( 18/04/2007 22:37)
tsy olana izay ataony rah atoa ka izay no hampandroso e
6. toovs ( 19/04/2007 10:20)
Fiffi:

bazylou:
pauvre gasy:-D:-D:-D
sao de mba tsy rariny kosa zao ry bazylou ? :roll::roll::roll::roll:

fangah ry fiffi ny gasy mpanakarena. mahavita fiara occasion firy ianao raha miasa herintaona. ny karamanao 1 volana ve ra ividiananao fira de occasion de mahazo?
tsy aleo ve manaiky fa mahantra toy izay miseho milay ho manana ihany na de efa mihinana ny tsy fahita aza e. tsy aleo manaiky mahantra ve hoah de avy eo mitady hoe fa inona kosa ary no mampahantra antsika. enao ary tsy mahatsiaro ho mahantra ka iza no hampandroso anao eo.

eny e fa ny " pauvre gasy " aloha de tsy miteny hoe gasy mahantra fa hoe gasy mampalahelo e
7. toovs ( 19/04/2007 10:28)
fijo:

tsy olana izay ataony rah atoa ka izay no hampandroso e

na handeha am tany aza ny lohan'lah ra mbola be ny mpanohana be fahatany hoatra an'ialahy de tsy handroso mandrakizay ny gasy. satria ny mpitondra tsy hahatsapa fa mila fandrosoana ka rebirebeny eo fotsiny elah. mba tongava saina de manana fomba fijery tsy miangatra fa aza miandany be fahatany amin'iza n'iza intsony. refa misy manakiana i ravalo de mba eritrereto hoe ka rah izay ary ny olana de inona no tokony hatao. toa eritreretindrangah hoe izay milaza zavatra tsy mety ataondravalo de mitady ny hanongana azy teo foana. aza de ratsy saina loatra e
8. salmo1 ( 19/04/2007 10:29)
Izaho alou tsy mpanaraka an-dra8 fa ilay harena sy ilay olona aza hantambatra fa mahagaigy. ôtrany oe: raciste ny gasy rehetra aty andafy manakiana ny any antoerana.

Tsotra fotsiny fanontaniana. Nahoana ny firenena afrikans no mahantra:?:

Valiny.
Ny firenena mandroso no tena olana sy ny mpitondra firenena no mora fitahiana fa vendrana.

VOKATRA MIDITRA KELY ARY NY VOKATRA MIVOAKA BETSAKA.
9. Fiffi ( 19/04/2007 12:38)
toovs: na mampalahelo na mahantatra na inona na inona am maha-gasy ahy de tsy HITENY VELIVELY NY GASY AHO HOE "PAUVRE GASY"
10. toovs ( 19/04/2007 12:39)
salmo1:

Izaho alou tsy mpanaraka an-dra8 fa ilay harena sy ilay olona aza hantambatra fa mahagaigy. ôtrany oe: raciste ny gasy rehetra aty andafy manakiana ny any antoerana.

Tsotra fotsiny fanontaniana. Nahoana ny firenena afrikans no mahantra:?:

Valiny.
Ny firenena mandroso no tena olana sy ny mpitondra firenena no mora fitahiana fa vendrana.

VOKATRA MIDITRA KELY ARY NY VOKATRA MIVOAKA BETSAKA.

marina izany saingy manin ra miketrika de mitady fika tsy de ianteherana am firenena mandroso e. fantatra izany koa manin no mbola misolelaka any.
sao de heverindrangah fa tsy misy économiste, agronome, gestionnaire, ingénieur maro isankarazany, sy ny manampahaizana tsy tambo isaina ary ny gasy.
ary ngaha ny gasy irery no aty afrika. nahoana no misy firenena arikana mahavita tena ara-tsakafo, ary ny gasy?
nahoana i afrika atsimo tsy mahantra be?
nahoanai maurice no tsy mahantra be?
nahoana i comore no lasa ambony faripiainana noho ny gasy?
nahoana ny firenena arabo aty afrika tsy mahanttra be.

ekeko fa ny fahantrana tsy maintsy misy any am firenena mandroso ary toy y SDF any frantsa, saingy ny salan'isan'ny mahantra no tsy mitovy.

nahoana no tsy informatiséna daholo ny zavatra ao dago mba hahavitsy ny kolikoly?

tsy te hampandroso ny mpitondra satria ny gasy hoentina aza tsy mahatsiaro tena fa tokony handroso satria tsy manaiky hoe mahantra izany. zaran'ny mpitondra aza tsy mivaky loha am zany satria ny azy koa ny toerana no mahafaly azy sy ny marché azony avy amin'ny tombotsoany

11. Fiffi ( 19/04/2007 13:00)
toovs:

nahoana no misy firenena arikana mahavita tena ara-tsakafo, ary ny gasy?
nahoana i afrika atsimo tsy mahantra be?
nahoanai maurice no tsy mahantra be?
nahoana i comore no lasa ambony faripiainana noho ny gasy?
nahoana ny firenena arabo aty afrika tsy mahanttra be.
fanontaniana tsara fipetraka ho an'ny mpitondra teo aloha zay nandedika an'Madagasikara ireo.....zao ry zareo pénard ! manasa tanana.....

12. salmo1 ( 19/04/2007 13:05)
toovs:
marina izany saingy manin ra miketrika de mitady fika tsy de ianteherana am firenena mandroso e. fantatra izany koa manin no mbola misolelaka any.
Mialatsiny fa 3 volana ihany ny farafakeliny hazahoako mipetraka ao Mscar.

Tsy misolelaka aho aty, fa raha mipetraka any Mscar aho, dia misolelaka marina.

Nareo anie efa mahita fa miamahatra ny gasy de mbola haninianareo ihany oe: paubre gasy.

Maninn aza raha ny mpitantana no asiana fa tsy ny vahoaka:?:

13. salmo1 ( 19/04/2007 13:23)
toovs:
sao de heverindrangah fa tsy misy économiste, agronome, gestionnaire, ingénieur maro isankarazany, sy ny manampahaizana tsy tambo isaina ary ny gasy.
Aiza ary ny asa soa vitany ireo fahaizana ireo fa tao tsy hitako akoury:?::D

Eto aminay eto misy vazaha miantoka akizy vavy vao 2 taona any Mscar. zazakamboty tezaina @ centre lay zaza. Mandefa kilalao vola lay vazaha.
Rehefa nande nitsidika azy anefa lay vazaha de tsy hitany akoury izay zavatra nalefany fa ilay mpiandraikitra no lasa nanakarena be.

Toy izany ihany koa ny mpitondra. De aza ny vahoaka no homena tsiny sy hambanimbaniana fa mandreraka be miheno an'ilay teny oe: paubre gasy

14. toovs ( 19/04/2007 21:20)

raha mbola tsy tonga saina tenenina an'io de tsy hay intsony e. mampalahelo ny gasy sasany satria na de tsy ampandrosoina ary de faly hatrany miteny hoe mety io e. fomba fijery hatram zay io na tam mpitondra taloha ary ka mbola mitohy. izany no tokony hahatonga saina am zay mba miteny hoe mahantra tokoa izahay ry mpitondra ( na iza na iza mpitondra eo) fa mba miezaha nareo fa aza faly mihinana fotsiny. ny mpitondra sy ny taranany anie tsyhahantra izany tsony e
15. toovs ( 19/04/2007 21:21)
salmo1:

toovs:
sao de heverindrangah fa tsy misy économiste, agronome, gestionnaire, ingénieur maro isankarazany, sy ny manampahaizana tsy tambo isaina ary ny gasy.
Aiza ary ny asa soa vitany ireo fahaizana ireo fa tao tsy hitako akoury:?::D

Eto aminay eto misy vazaha miantoka akizy vavy vao 2 taona any Mscar. zazakamboty tezaina @ centre lay zaza. Mandefa kilalao vola lay vazaha.
Rehefa nande nitsidika azy anefa lay vazaha de tsy hitany akoury izay zavatra nalefany fa ilay mpiandraikitra no lasa nanakarena be.

Toy izany ihany koa ny mpitondra. De aza ny vahoaka no homena tsiny sy hambanimbaniana fa mandreraka be miheno an'ilay teny oe: paubre gasy

16. toovs ( 19/04/2007 21:26)

tsy mahazo resaka i rangah
ny tiako holazaina de nahoana ny mpitondra na taloha na ankehitriny no tsy manery an'ireo manampahaizana ireo fa toa mandrimandry fotsiny amin'izao. tsy ekeko kosa aloha hoe manery ny mpitondra fa ny manampahaizana no tsy misy e. mety ny mpitondra hatram zay no manao tsinotsinona an'ireo technicien am fampandrosoana satria ry zareo no eo am itondrana ka izay tiany hatao no ataony
17. toovs ( 19/04/2007 21:31)
Fiffi:

toovs: na mampalahelo na mahantatra na inona na inona am maha-gasy ahy de tsy HITENY VELIVELY NY GASY AHO HOE "PAUVRE GASY"

enao zany le tsy afaka mijery ny réalité en face mitsy. fa manin hoa ra manaiky hoe mahantra ny gasy de mba miezaka ny mpitondra na iza na iza mba farafaharatsiny mampitovy laharana amin'ny komorianina fa tsy lasa any aorinany e.

aza de orgueilleux fa ny mpitondra no faly hoe tsy mitady n'in n'in ny gasy fa efa faly am zay misy eo foana ka tsy mila manao zavatra betsaka izany. na vao maika hiletikaaza tsy mitey izany ireo gasy reo.

aza miandany foaa any am fitondrana hoa fa zany no nahatonga antsika gasy tsy nadroso tam ny andron'ny deba. de mbola havela hanohy an'izany koa ve ny mpitondra am zao.
18. toovs ( 19/04/2007 21:39)
Fiffi:

toovs:

nahoana no misy firenena arikana mahavita tena ara-tsakafo, ary ny gasy?
nahoana i afrika atsimo tsy mahantra be?
nahoanai maurice no tsy mahantra be?
nahoana i comore no lasa ambony faripiainana noho ny gasy?
nahoana ny firenena arabo aty afrika tsy mahanttra be.
fanontaniana tsara fipetraka ho an'ny mpitondra teo aloha zay nandedika an'Madagasikara ireo.....zao ry zareo pénard ! manasa tanana.....

ny ankehitriny izao no tokony horesahina fa tsy ny fanakianana ny teo aloha foana no atao excuse.
ny teo aloha efa fantatra fa tsy nety ny nataony. ny probleme nao ange de mpitondra zay efa tsy nanjary teo aloha ihany no hainao e.
anjaran'ny fanjalkana amin'izao no manenjika an'ireny mpangalatra taloha ireny . saingy mety misy tsikombakomba ao de lasa afera klasé daholo reny. sa ve sanatria ny fanjakan amzao tsy mahita fa nisy halatra be teo aloha.
averiko aminao ihany fa efa ny fitondrana amin'izao no mitondra ny baolina fa tsy ny fitondrana teo aloha mihitsy.
ary anjaran'ny vahoaka no mangataka ny mpitondra hanana stratejia matanjaka hamokarana bedebe sy hanaovana gestion matanjaka ny fihariana ary ny volampanjakana.

atao ahoana moa ny hampandroso ny olona tsy mahatsapa akory fa mahantra izy.
19. salmo1 ( 19/04/2007 22:59)
De inn no mapagaigy ny sasany avy aty ivelany:?:
20. bazylou ( 23/04/2007 22:33)
aoka tsy hisy himenomenona ary fa ny vazaha izao no tompon'ny laka sy ny saosy ao an tanana ary na ilay 8 nareo aza alika keliny, dia izany ve no argimantanareo e:: "" dia hoe avelao ataony fa izay no hampandroso firenena"" izany ve tsy argimann'ny mpivarotra an'i Madagasikara!! jereo fotsiny anie fa nany vary hohaninao ao an tanana aza izy no mametra azy sy manery hoe tsy maintsy izao no laoka!!
Dia mifalia fa izay izany no fandrosoana hitan'ilay nofidianareo mianakavy , ary na siecle 5000 aza dia handevo sy pauvre gasy hatrany ianareo!!:wink::wink:
NA nyhazon damosina aza tsy misy fa ny hangataka ihany!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1445