lasa nanao miao miao

21. Jeankely ( 24/04/2007 06:24)
It is not true. Every time, everyone and everywhere know that Madagascar is very very poor among the Least Developing Countries. Me also, I am poor but I work and I never ask help from the other. Correct yourself first.
22. 147 ( 24/04/2007 06:52)
raha ny marina ry zalahy,ny Mlagasy tsy mahantra ara-toe-karena,misy tena manakarena tokoa ny Malagasy,lova zany io!hainy ny nitandrina satria tsy nanao politika ry zareo,fa izay nanana ka nanao politika dia fotsy daolo ny fananany,herizo tsy anisany fa ny azy laniny t@ fiainana, loka sy .....,ny ramaroson vita matavy fa ny fitondran-dratsiraka no namotsy azy,nisy koa nanao politika dia izay zany!fa raha samy mihezaka misa, mandoa hetra daolo n'iza n'iza dia hisy mangirana,jereo taloha, samy mandoa ticket ny mpivarotra teny antsena io,nisy ny firoboroboana, fa @ izao fotoana izao?samy mivarotra daolo izay te hivarotra,tsisy cooperative!samy manao busness izay manana zavatra tiana hamidy!
23. Jeankely ( 24/04/2007 10:29)
Marina ny anao. Alohan'ny hisian'ny fahazarana amin'ny tsara dia mila fifehezana mafy. Tsy ny madinika ihany kosa no fehezina fa izay manintsy sy miala ny lalana apetra dia saziana ary tsy ankanavaka io. Mivoatra haingana io. Tsy asiana azafady io fa rehefa diso dia diso fa tsy hoe Zanako ity e, Dadatoako e, Havanay ireo e sy ny sisa. Misaotra ary tena hivoatra isiaka e. Tsy vita indray andro izany nefa vitan'ny sasany ahoana no tsy vitan'ny Malagasy. Tain'omby mivadika aza tsy nisy mandray taloha hono e. Tsy zava-baovao ny manaradalana.
24. bazylou ( 24/04/2007 11:19)
impossible ireo any MAdagasikara ry jeankely sy 147!! satria nany hanina hohaniny aza tsy misy , ny tany iray dian'ny dadabe mbola io ihany!!
Ary tsy misy olona andoa hetra izany satria ny prezda sy ny gvt aza tsy misy mandoa impot nany kodony ary!! donc veloma lava ry fahantrana fa tsy hotafavoaka mihitsy!! aleon'ny le8 misolela-pladia aty toa izay hanao politika sosialy sy rafitra maty paika amin'y economie!! en plus azy daholo izao rehetra izao any MAdagasikara , donc mionona fa izay izao no lamaody ary tsy misy hafa tsy izay no hain'ny gasy!!
25. Jeankely ( 24/04/2007 12:41)
Izaho tsy tia ahalala izay misolelaka any tompoko fa izaho kosa na kely aza ny fianarana nianarako ary na tsy mpanakarena aza tsy misolelaka ary ny Malagasy tsy misolelaka izany. Mahavita miafy ny Malagasy matoa tsy miady antrano izay zavatra tian'ny sasany hitranga. Izahay tsy hiady fa izahay koa miasa na kely saosy aza eeee.
26. paris10 ( 27/04/2007 15:31)
ry bazylou nga tsy nanao miaou miaou raha tonga tany andafy tany?sa miklandy any fotsiny?raha tena lehilahy miverena aty dago e!ndeha hifanampy dia ho manga ny lanitra!
27. bazylou ( 28/04/2007 18:38)
** dia miasa ao ho an'ilay rain'ilay zafy e!! ianao ihany tsinonan no hamelona azy au!!

**iza koa no handeha ho any Madagasikara amin'izao fahantranahreo mianakavy izao!! tsy vao tonga eny ivato dia miao miao daholo???!! tsssss ataovy ao ny anareo fa ef anofidiana sy nozakaina e!!
** En plus kay ianareo sy ny prezdanareo raciste ihany io ka reveo e!!

Namely ihany i deba fa tsy mbola nampizara ny gasy ho karazany maromaro, cotier , merina, metisy....
28. Jeankely ( 29/04/2007 04:02)
Oh Bazylou oh. Hainao ve inona no ataon-dry zalahy hoe bazyl ilay iray tokamaso tsy mahafantatra afatsy lalana iray. Hahaha. Iza no mila ny volanao sy ny harena nisasaranao. Tsy izaho aloha ary ny mpangataka tsy ao Madagasikara ihany no misy ireny sady tsy mahafantatra izy hoe Bazylou ity na iza fa angatahany daholo. Amin'ny toerana alehako marobe ny JAMBA manana "PhD" ary manana asa sy manampahaizana, ary tena tsy mikosomaso fa manao izay vitany ireo sembana fa tsy mangataka izany. Ny saina "mpijapy train" no mahatonga io mangataka io. Tsy vita mora ny fampandrosoana ka aza manaraka ny fanakivian-dry "mpijapy train" fa isiaka miafy vao mahita ry namako ooo.
29. agoago ( 03/05/2007 07:14)
fa maninona itony forum itony raha mba izarana hevitra hampandrosoina ny firenena fa tsy anaratsiana olona toa izao e, satria na ny olona ratsina nareo za anie tsy mamaky izay soratanareo eto akory
30. Jeankely ( 03/05/2007 07:54)
Marina aloha fa tsy manana fotoana hamakiana ny zavatra voasoratra eto ry zareo. Saingy ireo mpamaky kosa no mifandahatra mamoaka izay takany sy azony zaraina raha mahasoa. Ny an'ny sasany, ny fitanisana ny fahantran'ny Malagasy no ataony ary ny hafa kosa miezaka ny tsy hiparitahan'ny saina ratsy. Aiza ve ka sahy mifaly ny sasany mahare fa nampody foko iray ny toerana iray. Izay no antony hanoratana fa tsy ho an'ireo mpitondra sahirana mitady hevitra hampandrosoana akory.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.08