Vidéo accords guitare........

1. Fiffi ( 16/04/2007 21:01)
humm......ireo ry zareo misy accords guitare ho anareo mpitendry sao de misy mahasoa......etsy ankavananana misy maromaro.....de mazotoa mitendry..:)
http://1024.preprod.dailymotion.com/related/443032/video/x1hqix_accords-embona/1
novalian'i oldine ny 24/04/2007 11:33
2. Bita ( 17/04/2007 09:12)
:-* misaotra lesy fa tena @ ilana azy a!
3. Fiffi ( 17/04/2007 13:12)
:):-*:-*
4. mpamonjy ( 18/04/2007 14:42)
sao dia misy "accord avy any atsimo" na "vakoka gasy" ireny any aminao?
Azafady
5. ikaretsaka ( 19/04/2007 02:35)
fa mila zatra sy kotrana be rehefa manao ilay accords open fa gaigy ihany an
6. fijo ( 19/04/2007 21:51)
mianatra mihintsy aho izao,fa tena fanina ny tanako
7. oldine ( 24/04/2007 11:33)
eeeeeeeeeeh notsindriko ilay hoe JEREO ETO ry Fiffi fa tsy mivoaka ny eto.ooooh mampalahelo be.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1973