Vidéo accords guitare........
1. Fiffi
(
16/04/2007 21:01)
humm......ireo ry zareo misy accords guitare ho anareo mpitendry sao de misy mahasoa......etsy ankavananana misy maromaro.....de mazotoa mitendry..:)
http://1024.preprod.dailymotion.com/related/443032/video/x1hqix_accords-embona/1
http://1024.preprod.dailymotion.com/related/443032/video/x1hqix_accords-embona/1
répondu par oldine le 24/04/2007 11:33
4. mpamonjy
(
18/04/2007 14:42)
sao dia misy "accord avy any atsimo" na "vakoka gasy" ireny any aminao?
Azafady
Azafady
5. ikaretsaka
(
19/04/2007 02:35)
fa mila zatra sy kotrana be rehefa manao ilay accords open fa gaigy ihany an
7. oldine
(
24/04/2007 11:33)
eeeeeeeeeeh notsindriko ilay hoe JEREO ETO ry Fiffi fa tsy mivoaka ny eto.ooooh mampalahelo be.
