Mitany masoandro sy Mahafaty baolina

1. salmo1 ( 13/04/2007 09:58)
Tandremo! fa ny oditri-tsika marron reveny vazaha.

T@ indray mande izay aho sy ny namany cousine-ko nitsilailay teo @ ambony piscine.
Tampokatampoka be teo de mandadizany teo @ tratrako ny tanany ilay joba sady niteny oe:

- Tiako ny oditrao ry salmo1!

Indray mande zay koa t@ fetiny fanatanjahantenany sekoly, teo antokontany no nanaovana ny fifanintsanana baolina kitra.

Indro izaho vao nafaty baolina de noesoriko ny akanjoko, fihomezana no nataony mpijery rehetra sy ny mpilalao, noho ilay lokoko kle. ^:^^:^



novalian'i vale ny 13/04/2007 11:27
2. vale ( 13/04/2007 11:27)
fa manin hono ? mmmmhhh, zareo aza mandany vola be hoatrin handokona ny volon kodiny, hihi!:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2261