kay

1. sitlo ( 12/04/2007 16:56)
http://www.dailymotion.com/related/1779041/video/x15kg2_incroyable-mais-vrai-worm-in-head

any Toliary moa sa any Toamasina koa ilay misy parasy kakana? Fa ilay izy karazana parasy miditra amin'ny tongotra dia manao ohatra amin'io video io koa. Dia ny fanafodiny hono petakana peta-glasy ela eo aminy dia maty ao izy.
novalian'i Fiffi ny 16/04/2007 09:44
2. karinah ( 12/04/2007 17:47)
ratsy be ny parasy kankana reny an, mahafaty reny rah tsy maty aingana hono !
3. booboo ( 12/04/2007 17:49)
:{:{:{:{:{ tsy sahy nijery hatr@ farany zà ...vô lé anaran'ilay biby aza defa :{:{:{:{:{:{:{
4. karinah ( 12/04/2007 18:14)
:lol::-D:-D:-D:-D booboo:°):wink:
5. sitlo ( 12/04/2007 18:27)
za nge mbola tsy nahita an'izany parasy kakana izany ry karinah eh. Tantarao hoe ahoana ny paoziny, dia ahoana no mety idirany ao aminao?

booboo> nefa ilay izy aza 1 minitra fotsiny.

Dia "olitra" no dikan'ny maggot. Dia nojereko ny wikipedia dia misy fitsaboina amin'ny alalan'ny olitra. :^)

http://en.wikipedia.org/wiki/Maggot_therapy
http://en.wikipedia.org/wiki/Maggot

day day
sady izay olitra lalitra mihitsy no ampiasaina.
6. karinah ( 12/04/2007 19:01)
7. karinah ( 12/04/2007 19:04)
eny @ fotaka anosibé any ve tsy misy? sady be lalitra be kou eny tondé =))
8. Zina ( 13/04/2007 00:41)
any Toliary moa sa any Toamasina koa ilay misy parasy kakana?

any tamatave lesy no misy an'io a rehefa maloto be iny ny fasika ka misy ranon-tsavony dia sur fa ahazo parasy ao @ tongotra ela hihihi
mametraka trano mihitsy ilay izy dia ny fanalana azy dia tsidromina @ paingo-datelina dia asiana alkola dia tsy maintsy grobahana mihitsy ny loha-tongotra iny mba hanasorana an'ilay tranony raha voa iny no tsy afaka dia miakatra manakatra ny lanitra ry zareo, ny symptome dia mandihidy beuuu. Ny tanana koa mora voan'io satria ilay manasa lamba...angaha tsy mamapalahelo e za efa tratra fa tena nangirifiry mihitsy i bebenay efa mahay manala azy mihitsy ...
Dia mazoto doly ooooooooo
9. soanja ( 13/04/2007 02:18)
Prasy kankana ve ny parasy lafirika?
10. ikaretsaka ( 13/04/2007 02:44)
soanja> ie..
misy an'io aby rehefa morontsiraja ka misy fasika somary maloto
nyahy ny tiko rehefa le voasikotra izy dia le atao eo ambony landihazo misy alikaola de tselarana ny afo.. miaraka amin' ilay kitapo kely misy ny atosiny..
dia mipoapoaka izay ny feony...traaaaaay
ohatran'ny afaka izay ilay fijaliana sy fanantainana t@ nisiany tao sy ny nisokirana azy hiala tao
11. sakaizakely ( 13/04/2007 08:18)
ka raha vao parasy lafirika indray dia misy daholo ny côtes rehetra satria anaty fasika no misy azy.

fa tsy misy ifandraisany @ilay video nalefan'i Sitlo ka.
12. kelly13 ( 13/04/2007 09:30)
ouille ouille ouille, imaginer-o fa mety lasa intelligent b iny olitra iny ra natsetsitra atidohan'ilay sipa iny a! vazivazy andalana ry zareo fa tena bbbrrrrrr, mbola mihorina fona ny hodidohako ato mieritreritra an'iny a.
13. Stretch ( 13/04/2007 11:58)
Dia "olitra" no dikan'ny maggot. Dia nojereko ny wikipedia dia misy fitsaboina amin'ny alalan'ny olitra.



day day
sady izay olitra lalitra mihitsy no ampiasaina.


vô hitako tam tele mintsy ko fa ilaina am anketin'ny polisy reny lalitra reny .narikoriko a de tsy hitako hatramin'ny farany , ôtrany ampiasaina am 'ny fahafantarana hoe firy andro le ol no maty :{

de misy olona mihinana lalitra ko ngé e !
be proteine hono reny dain dain dain ,nefa reny mina kapa vaaaaaaaa beurk8-) atao pate le izy de lasa ôtrany reny pate de banane reny . dredre dre dre ozy ny sahona . . .tsy hi kaka aty . . . .
14. kelly13 ( 13/04/2007 12:31)
nisy karazany maro nalmefan'i fiffi tary @ fomba malalaka tary fa tena gravy kle, d misy nefa oul d mihinana tsara ireny mets ireny! mifona ka 8-)
15. vale ( 13/04/2007 12:39)
soanja:

Prasy kankana ve ny parasy lafirika?
an,an, ny parasy lafrika manatody anaty hoditra e! ny parasy kankana tong ade fery be matetika no hita :?


16. vale ( 13/04/2007 12:42)
sakaizakely:

ka raha vao parasy lafirika indray dia misy daholo ny côtes rehetra satria anaty fasika no misy azy.

fa tsy misy ifandraisany @ilay video nalefan'i Sitlo ka.
misy parasy lafikra ny eny à toerana maloto, fa tsy any @ cote rery an!!


17. vale ( 13/04/2007 12:55)
soanja:

Prasy kankana ve ny parasy lafirika?
mbola tsy nande tany amoron-tsiraka mihintsy angah Soanja?:-D


18. vale ( 13/04/2007 13:16)
Ika: hihihihihi:P:wink:
19. Fiffi ( 14/04/2007 08:11)
ito ve ? :{:{:{
20. karinah ( 14/04/2007 08:21)
dain, beeeeuuuuurrrrkkkkkkk!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2832