kay

21. sakaizakely ( 14/04/2007 08:52)
Fiffi,

()

ahatsiarovako boky novakiako mbola kely hoe Prisonier de Mao (tsy tadidiko ny mpanoratra).

Tantaran'olona nampanaovina asa anterivozona toy ireo intellectuels rehetra izay natahorana fa sao hanohitra ny fitondrana kominista.

De nalefa tany @reny camp de travail ireny, miasa 20h/24 nefa zara raha omena sakafo.

noho ny hanoanana dia mitsimpona kankana avy anaty tain'omby hatono fa ireny hono feno proteines. Rehefa tena maty noana dia matsiro ihany ka...

mba tsarovy ihany rehefa mividy entana "made in china" fa mbola misy ireo camps de travaux forcés ireo hatramin'izao

Vita ny () :{
22. Fiffi ( 14/04/2007 09:08)
:{:{:{ de misambotra voalavo de hatony ? tena grave ireny an !
23. sakaizakely ( 14/04/2007 09:19)
Fiffi,

iiiie ! lasa pro @ fisamborana voalavo mits ka, ankoatran'ny fitadiavana kankana.

Fa marina mihitsy ny hoe ny ki bibibiby kely itony dia source de protéines pures fa tsy misy gras toy ny hena rehetra, dia mahasalama kokoa izany. Izany no mahatonga olona tena manao azy ireo ho antontsakafo.

ho an'tsika efa zatra sakafo carnivore dia sarotra be ny hiova, na mijery fotsiny aza de :{:{:{
24. karinah ( 14/04/2007 10:29)
mampa:{:{:{ koa zany ttara n'i Mao zany:wink:
25. sitlo ( 14/04/2007 14:17)
Zina:
any tamatave lesy no misy an'io a rehefa maloto be iny ny fasika ka misy ranon-tsavony dia sur fa ahazo parasy ao @ tongotra ela hihihi


levaly:
an,an, ny parasy lafrika manatody anaty hoditra e! ny parasy kankana tong ade fery be matetika no hita


eka ozy, ny parasy kakana hono hoe tena mangadingady ohatra an'i biby tamin'io video io mihitsy. ay ay

sakaizakely:
ka raha vao parasy lafirika indray dia misy daholo ny côtes rehetra satria anaty fasika no misy azy.


Ny parasy lafrika indray ohatra ny misy anazy daholo na aiza na aiza. Amin'ny kisoa voretra no tena misy azy. Dia amin'ny akoho koa, fa saingy amin'ny akoho izy tsy milentsika fa miantona kely manodidina ny masony fotsiny.

26. sitlo ( 14/04/2007 14:25)
()
Ilay mihinana olitra koa efa naheno aho. Milay be hono, ohatra ny pate banane lazain'i stretch io ilay izy. Dadanay no efa nihinana. Nasain'izay sinoa izay izy hoe hihinana sakafo sinoa. Dia hoe inona ity fotsifotsy ity, dia hoe andramo aloha. Dia nanandrana izy dia hoe tsara, tsara. Dia avy eo nazavain'ilay sinoa amin'izay hhoe olitr'alika ilay izy. Dain. Rehefa maty ny alika dia atao ao anaty barika dia raha vao manomboka misy olitra, (tsy haiko na ana lalitra na tsia) dia saromana. Dia mihinana ilay izy ao mandritra ny andro maro. Farany, fongana ilay alika. Dia tsy misy sakafo intsony ny olitra maro dia maty ny sasany. Dia izay maty hanin'ny tsy maty... Dia ny farany 2 na 3 sisa tavela fa ngeda be. Dia iny no anaovan'ny sinoa sakafo.
Fa be proteine be koa hono.
:miam:
()
27. Stretch ( 14/04/2007 15:01)
aleo a tsisy proteina maty any

fa misaotra :x
28. Fiffi ( 14/04/2007 15:30)
tena tsy tadidiko loatra hoe ohatran'inona moh le parasy lafrika io ? :roll:
29. sitlo ( 14/04/2007 15:35)
Ohatra ny parasy ihany ny paoziny fa kely be ny habehany. Dia rehefa tafiditra amin'ny tongotra izy dia ohatra an'io lazain'ikaretsaka io.
30. sakaizakely ( 14/04/2007 20:24)
eny tokotrany. Tena diso tadidy aho

zay vao tsaroako hoe hay tokoa moa @ akoho misy an'io ny masony.

fa ny tiako tenenina tery ambony dia toa ilay any @ côtes ireny ihany no mifindra, satria izahay isaky ny manao vacances any amorontsiraka ihany no tratrany dia naveriko fa hoe any ihany no misy an'io.
31. sakaizakely ( 14/04/2007 21:14)
Stretch:

aleo a tsisy proteina maty any

fa misaotra :x



Araky ny fandinihana siantifika natao tany am sinoa sy zaponé dia be ny mahatratra zato taona mahery any sady salama vatana daholo. Tsy mba misy ireo aretina fatrapahazo ireo olona @ tany mandroso toy ny fisondrotan'ny tosidrà, kolesterola, albumine, diabeta sns ...

ny fomba fisakafoanan'izy ireo hono no tena antony. an'isan'izany ny fihinana bibikely, ny tsy fihinana hena be loatra, fahazotoana mihinana protéines sy légumes izany hoe tena variés be, ary tsy be menaka.

Izay no fanazavana mikasika ireo bibikely ireo. Ary am'zao fotoana dia betsaka ny olona misafidy io fomba fihinanana io mba hitandrovana fahasalamana. Safidy moa io ka samy maka izay mahafinaritra azy e ! Za koa hoatra andry io, aleoko tsy mihinana :{:{
32. watafon ( 14/04/2007 21:30)
sady tsy parasin-kankana no tsy parasy lafrika kosa io kle ! matetika aty @ tongotra no tena misy ny parasy lafrika, mangidihidy mahafinaritra zay izy ! :-D
33. unjila ( 15/04/2007 16:35)
za mipetraka eny amorontsiraka andrefana ,fa mbola tsy azon'ny parasy lafrika ,fa any aminay rehefa fahavaratra no be parasinkankana ,stretch:le olitralika ndray fanaovan'ny sinoa hitako dia le zanakalika mbola tsy vakimaso iny no ataondreo ao anaty barika be miaraka @ fanafody de lasa olitra avy eo,ary tena sakafo tsra be hono indrindra fanaondreo @ taombaovao
34. Fiffi ( 16/04/2007 09:44)
watafon:
matetika aty @ tongotra no tena misy ny parasy lafrika, mangidihidy mahafinaritra zay izy ! :-D
wata: ahoana akia zany ?


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1532