Fijerevana film porno be loatra miinciter ny olona @ ratsy..

1. tsimatimanota ( 12/04/2007 11:19)
- ho lasa lesbienne;
- na ho pédéraste
Sahia manao "TSIA"
novalian'i andrylahy ny 03/07/2007 07:47
2. booboo ( 12/04/2007 12:23)
fa rôvina ny fifidianana no misy propangady sahady ?

:°):°):°):-P
3. xxx ( 12/04/2007 12:40)
tsimatimanota>

de mampaninn raha lesbo na pd ? tsy aleo homo équilibré toy izay hetero maizintsaina fa homophobe hoatran'ty ? Ntssssss !

ampiasao ny atidohanao raha manana fa anjaranao ny misafidy ny tsy hijery na tsia. malalaka ny safidin'ny tsy rairay

tsy ny fijerevana films no mampa lasa inon na inon, efa ao anaty ao io indraindray
ampiasao hoa ny atidoha vao mikozy

4. Fiffi ( 12/04/2007 12:45)
xxx: eka ouz =D=D=D
5. xxx ( 12/04/2007 13:48)
xxx:

tsimatimanota>

de mampaninn raha lesbo na pd ? tsy aleo homo équilibré toy izay hetero maizintsaina fa homophobe hoatran'ty ? Ntssssss !

ampiasao ny atidohanao raha manana fa anjaranao ny misafidy ny tsy hijery na tsia. malalaka ny safidin'ny tsy rairay

tsy ny fijerevana films no mampa lasa inon na inon, efa ao anaty ao io indraindray
ampiasao hoa ny atidoha vao mikozy





Hafa koa ilay fomba famaly a, fa maninona no agressif be ?

Ekena fa mety hisy ny "exceptions de la nature " (homo) fa tsy midika izany fa izay tsy manaiky ny homosexualité koa dia maizi-tsaina

Ahoana izany "homo équilibré" izany e ?
6. kelly13 ( 12/04/2007 14:07)
hé, d ra mijery film de guerre zany d lasa terrorista?
7. nikopol ( 12/04/2007 14:14)
mijery Mickey be loatra izany no mahatonga ahy be rambo ohatr'izao.
8. cielbleu ( 12/04/2007 14:16)
booboo:

fa rôvina ny fifidianana no misy propangady sahady ?

:°):°):°):-P


ka tsara nge eltsy io e!za lo tia e!

9. kelly13 ( 12/04/2007 14:17)
nikopol:

mijery Mickey be loatra izany no mahatonga ahy be rambo ohatr'izao.


lava rambo fa tsy b rambo, par contre lasa b sofina
10. pimaso ( 12/04/2007 14:55)
tsimatimanota > tsy mahafaty an'là lesy izany a!
xxx > tratra any @ mahararay ngah no toa tena mikonaina mafy, ntsooo!!!! sisio vovo misy ranomangatsiaka e!
Ho ela velona ny olona mandala izay napetraky ny natiora sy ny voajanahary
lahy iray sy vavy iray dia feno ny fahasambarana
tsimati > ho any @ le meeting ny lutte contre le SIDA ihany ve elà sa ahoana ny pro?
aleo tohizana ihany le associationntsika fa mitady ho rava ny tontolo,
Benoit XVI
11. nikopol ( 12/04/2007 15:05)
aza manala baraka an'i Benoit kosa e :-D
12. sipagasy ( 12/04/2007 15:09)
mahagaga, miala tsiny aloha fa tena toran'ny hehy tsy fidiny aho namaky ity resakareo ity annn, hihihih :-D:-D:-D, raha mihinana "zepinards" be loatra ihany koa dia lasa mitovy @ popey hono e! hihihih, :-D:-D, mba misaina ry zareo vao mametraka loha hevitra annnnnn, tsy mbola hay ihany nga moa ny fisian'ny "cekezem" e!!!:-D:-D:-D
13. nikopol ( 12/04/2007 15:14)
Tokony eo aminy in-telo isanandro kosa ngamba no mijery porno fa raha miohatr'izay mety be loatra :-D:-D:-D
14. xxx ( 12/04/2007 15:21)

Ahoana kosa ary ilay hoe "l'habitude est une deuxième nature" ? Tsy misy influence @ olona mihintsy izany izay rehetra ataony sy jereny matetika ?

Ohatra rehefa mihinana bonbon foana ve tsy harary nify no fiafarany ?

Izaho koa aloha manaiky fa tsy mahasoa ny olona ny mijery porno lava, mety ho tonga @ zavatra hafahafa mihintsy

15. salmo1 ( 12/04/2007 15:29)
Fijerevana film porno be loatra miinciter ny olona @ ratsy...

Arakaraky lay olona mijery. Tsy azo tenenina oe: mitondra @ ratsy na tsara.

Raha misy olona tsy mbola nanandrana nanao sexe na olona mihaina @ sexe, mandreraka ihany ny zavatra hataony @ sasany.

Fa amiko kosa, tsy de nasiko olana satry sexe le izy. Ary izaho efa nahita t@ TV... fa ôtrany oe: mijery clip na baolina ny fijerevako azy. zany oe: zavatra voajanahary na natoraly lay izy.

Ny tena mampalahelo de ireny mpivaro-tena ireny, kamo ry zavavy nihikandra de zany no fomba fiainany.

De avy eo rehefa mijery TV ka ohatra oe misy canal miisa 700, de ny 500 ny TV vhv mpanao PUB ny tenany daholo. Ireny no tena mitarika olona @ fanaovandratsy. ^:^

Samy vhv, samy lhl, samy olombelona voajanahary ka inona no antony hivarotana ny tenany sasany:?:

Raha manana namana aho ka olona ôtrizany de tsy tiako ho hita ntsony hasta fin na vazaha na sinoa na karana na malgasy.
16. mandrindra ( 12/04/2007 17:14)
film porno no jerena dia lasa pelaka sy lesbos, ahan. fa nagaha ny film pôrno dia film pelaka sy lesbos daholo? fa angaha moa izay hitan'ny maso rehetra dia ho ampiharina daholo? sa ny maso no mandidy fa tsy ny zanakatidoha?
olana be angaha raha lasa pelaka na lesbos ny sasany? olana ho an'iza? fa maninona?
17. xxx ( 12/04/2007 17:58)
salmo1:

Fijerevana film porno be loatra miinciter ny olona @ ratsy...

Arakaraky lay olona mijery. Tsy azo tenenina oe: mitondra @ ratsy na tsara.

Raha misy olona tsy mbola nanandrana nanao sexe na olona mihaina @ sexe, mandreraka ihany ny zavatra hataony @ sasany.

Fa amiko kosa, tsy de nasiko olana satry sexe le izy. Ary izaho efa nahita t@ TV... fa ôtrany oe: mijery clip na baolina ny fijerevako azy. zany oe: zavatra voajanahary na natoraly lay izy.

Ny tena mampalahelo de ireny mpivaro-tena ireny, kamo ry zavavy nihikandra de zany no fomba fiainany.

De avy eo rehefa mijery TV ka ohatra oe misy canal miisa 700, de ny 500 ny TV vhv mpanao PUB ny tenany daholo. Ireny no tena mitarika olona @ fanaovandratsy. ^:^

Samy vhv, samy lhl, samy olombelona voajanahary ka inona no antony hivarotana ny tenany sasany:?:

Raha manana namana aho ka olona ôtrizany de tsy tiako ho hita ntsony hasta fin na vazaha na sinoa na karana na malgasy.



Ary i salmo hono miasa @ inona??? Sa manabe takolaka fotsiny??
18. salmo1 ( 12/04/2007 19:02)
xxx:
Ary i salmo hono miasa @ inona??? Sa manabe takolaka fotsiny??

Zah mbola mibôsy fa matou aho mikandra de sôsy hivoahana. (tsy hivoahana makany @ WC ah)

Ny hataoko de mikajy ny manidina, mijery ny manidina, manamboatra ny manidina, mibaiko ny manidina, mitondra ny manidina... zany oe: Tiako tsapaina i namana Cazal...
19. Fiffi ( 12/04/2007 19:55)
:roll:
20. salmo1 ( 12/04/2007 20:03)
buenas noches mother inlaw
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3495