Fijerevana film porno be loatra miinciter ny olona @ ratsy..

21. sakaizakely ( 12/04/2007 21:06)
raha mijery émissions culinaires betsaka loatra dia lasa cuisinier ve ? Inn no maharatsy an'zany ?

ary raha mijery émissions déco ireny de mety lasa ho décorateur professionnel koa ve ? Milay izany kou :-D:-D:-D
22. soanja ( 13/04/2007 01:51)
tsimatimanota:

- ho lasa lesbienne;
- na ho pédéraste
Sahia manao "TSIA"



Raha olona latsaky ny 24 taona dia hilaza aho fa tsy tsara ho azy ny hijery an'io matetika satria mbola mitombo ny atidohany ka mety tsy hahazaka izy na mety ho simba tokoa.
Ny mahasimba azy tsy hoe izy lasa homo sns fa ny mety tsy ny fahatakarana firy ny atao hoe fiainana sy ny zavatra fonosiny. Noho izany tena mila mitandrina tokoa amin'ny ZAVATRA REHETRA. Na mijery porno io, na mivavaka, na zavatra hafa.
Mila lanjalanjaina tsara.
Rhefa vory saina kosa ianao dia eo indray ny fijerena hoe hatraiza ilay saina vory. Mahataka-davitra ve sa tsia? Ny IQ sy ny traikefa ary ny fakana lesona amin'ny fiainana no milalao eo. Ka rah toa ka mbola mareforefo tokoa ny sainao da tsy tsara ho anao ny manazo zavatra be loatra. Raiso mora.
Ny hoe homo sns indray dia zavatra normal izany fa raha mbola tsy mahatsapa fa normal toy ny zavatra tsapanao ny ataon'ireo olona ireo dia atao akory fa tsy nataon'Andriamanitra feno izany ny saina fa tsy afaka hahafantatra sy hanaiky fa izay ny safidin'ny sasany na hoe io no mahaolombelona azy.
Ny fialana kosa amin'ny zavatra tsy tianao atao hiseho amin'ny fiainanao dia ny tsy famakiana na firobohana na fandraisana anjara amin'izany.
Ny an'ny hafa kosa dia tsy hananan'iza n'iza fahefana loatra satrai azy ny azy.

23. Fiffi ( 13/04/2007 05:56)
sinon zah aloha tsy mino an'zany hoe ny fijerena film quelque-soit de maha-lasa.....:roll:
24. botrabotra ( 13/04/2007 07:12)
misy mahamrina an'izany aloha e!te hanandrana zay hitany ny tanora,tsy @ sexe ihany fa @ zvtr maro,fa misy avy manandrana tsy te hietrika intsony, misy reo nahazo tsirony,misy koa reo malemy saina dia manohy,misy indray efa fomba fiainany no hitany ka tohizany,misy indray ireo mpivady na mpifankatia tsy ampy fahalalàna, te ampitombo emotions dia zay!tsy misy maharatsy azy, fa ny porno no misy efa vetaveta dia tiany io, ka atao aona aza!tsirom-piainana daolo zany rey olona fa aza lasa fisainana b loatra a!
25. tsimatimanota ( 13/04/2007 07:22)
pimaso > Rapitso le rencontre ny Jeune Cadre Contre le Sida
je compte sur toi?
26. pimaso ( 13/04/2007 07:57)
tsimati > Ok frère a!
27. xxx ( 13/04/2007 08:59)
Soanja >>> OK

Sakaizakely >>> azo ampitahaina ve izany aminao ny olona mpanao porno sy ny cuisinier ? koa samy miasa koa ?

Ny ahy ny mahavariana ahy eto @ serasera d'un manière globale : ny fandrasain'ny olona ny atao hoe "fahalalahana ara-tsaina" . Toa mivadika ho tsy fisian'ny morale intsony ilay izy indraindray , ka ny olona manana barrière @ fiainana indray no voalaza matetika eto fa "maizin-tsaina"


28. sakaizakely ( 13/04/2007 13:00)
misy ifandraisany

rehefa mijery emission olona mamboatra sakafo ohatra dia te hanao mitovy koa satria mampte hihinana. Fa tsy midika izany fa ho lasa cuistot gaigilahy koa raha manao ilay sakafo. Misy ny professionnels natao hanao azy.

Tsy hoe rehefa mijery an'iny dia lasa manao hoatran'iny tokoa :-/

Tsara dia tsara ny fananana principes moraux @ fiainana. Ny fahaterentsaina amiko dia ny fitsarana antsikirano ny tsy mitovy fijery aminao, sy ny fanamboniantena miohatra amin'izy ireo toy ny hoe za mpivavaka, za be diploma, za tsara sns... amin'ny anaran'ny finoana sy fivavahana.

Nefa ireo mpino ireo toa mba nampianarina ihany hoe aza mitsara mba tsy ho tsaraina :roll::roll::roll:
29. Fiffi ( 16/04/2007 09:47)
de ahoana zany ireny hoe mpivady mijery an'ireny film ireny ? de lasa inona ry zareo ?
30. bozyboleta ( 16/04/2007 11:51)
Efa hozy Tsimatimanota hoe "be loatra", ny dikan'izany efa misy excès ao. Raha in-1 in-2 mety ho curiosité fotsiny fa rehefa "be loatra" zay de midika fa misy raha tadiavina ao. Ary raha olona normal sy mba manana moralité tsy mahita plaisir mijery porno zany fa matoa zay te-hijery foana de efa lasa obsession le izy.
Ary zany obsession zany aloha tsy zavatra tsara mihitsy amiko e!


31. pimaso ( 27/04/2007 07:03)
=D=D=D
;-)
;-)
;-)
32. miangalyandria ( 02/06/2007 04:54)
Tsy haiko fa izaho tsy mijery x fa mampatory hihihi.
33. Jeankely ( 07/06/2007 04:52)
Tamin'ny andro tsy nisy "Porno" dia efa tia manandrana ny olombelona ary ny sary no tsy niparitaka fa efa taonjato marobe any amin'ny Grotte na Cave any Inde dia misy sarisikotra "Porno" izay ahitana ny karazany rehetra saingy tsy niparitaka fotsiny. Amin'izao fotoana raha ny tanora Malagasy dia nanova zavatra ny fijerena "Porno". Taloha maro ny zavatra tsy eken'ny ankizivavy atao aminy raha mbola sipasipa fa rehefa avy mijery "porno" dia mandeha ho azy fa manaiky ny "application" rehetra ny sipakely. Ka asa na tsara izany na ratsy fa azy no mandinika azy. Ny saina no mitondra ny resahetra nefa aza adino fa misy ny "action et reaction", ie ny baikon'ny saina sy ny fihetsikin'ny vatana mitarika ny saina hanao zavatra.
34. andrylahy ( 03/07/2007 07:47)
sipagasy:

mahagaga, miala tsiny aloha fa tena toran'ny hehy tsy fidiny aho namaky ity resakareo ity annn, hihihih :-D:-D:-D, raha mihinana "zepinards" be loatra ihany koa dia lasa mitovy @ popey hono e! hihihih, :-D:-D, mba misaina ry zareo vao mametraka loha hevitra annnnnn, tsy mbola hay ihany nga moa ny fisian'ny "cekezem" e!!!:-D:-D:-D



Tsy ho an'i sipagasy ihany fa ho an'ny rehetra.
Tsara raha mandinika momba ny olombelona sy ny toetsaina ( na koa psikolozia ) ianareo vao mamaly ilay lohahevitra mba tsy hanabaty fahatany. Satria io no antony hanomezandanja ny PUB ho audiovisuel, ary averimberina matetika.
Jereo tsara fa tsy manova no voasoratra fa manosika HANAO. Vokany izao ireny blaogy GASY TA VETAVETA ireny. Dia mbola handa ihany ve ? Io tsy misy hifandraisany @ hoe manova ho pelaka na lesbienne fa mi inciter, MANOSIKA HANAO; dia mirongatra ny viol sy ny pédofilia sy prostitution an'ny zazavavy kely sns.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3169