TSARA FANAHY
1. xxx
(
08/04/2007 07:40)
aiza no misy toerana ahitana olona TSARAFANAHY ERAN'IZAO TONTOLO IZAO ny poucentage'ny mponina io
TAFIDITRA VE TSIKAGASY
TAFIDITRA VE TSIKAGASY
novalian'i Aino ny 11/04/2007 18:09
2. Vahinala
(
08/04/2007 15:28)
Sarotra be ny mahafantatra anzany ko ny olona na d mpiray tanindrazana aza misy tsara fanahy misy ratsy, nahoana moa no isika malagasy no tsy ho tafiditra, se anga ratsy fanahy ohatra ?:wink:
4. pissoa
(
08/04/2007 16:47)
tongava aty de tedavo zah fa za njainjay tsara fanahy be mitsiny :-*:-D
11. ftma
(
09/04/2007 12:06)
[/quote
aiza no misy toerana ahitana olona TSARAFANAHY ERAN'IZAO TONTOLO IZAO ny poucentage'ny mponina io
TAFIDITRA VE TSIKAGASY
ny vazaha mahita fa isika malagasy tsara fanahy raha oharina amin'ny olona avy amin'ny firenena hafa, tsika malaza mahay madefitra raha misy olana.
12. vale
(
09/04/2007 12:27)
xxx:ie, fandreko fona io isak'izay mahita ol vahiny aho, na mainty hoditra zany, na vazah, na tavaratra;... ny sinoa sisa no tsy bola henoko niteny an'io.
aiza no misy toerana ahitana olona TSARAFANAHY ERAN'IZAO TONTOLO IZAO ny poucentage'ny mponina io
TAFIDITRA VE TSIKAGASY
13. kally
(
09/04/2007 14:28)
Zareo avy ao Mali hono no tena isan'ny tsara fanahy sy tsara fandray olona indrindra hoy ireo namako mpandehandeha.
16. sitlo
(
09/04/2007 14:58)
manana sens de l'humour tsara, vanivany mandritry ny andro :-D reveko be mihitsy