princio vonjeo
4. booboo
(
07/04/2007 15:45)
milay beeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee aby ny hirany :}:}:}...mihaino "vonjeo" klou dia tohizana @ "darling" avy teo :-D
8. sitlo
(
07/04/2007 16:20)
dailymotion ry kala no aleha ah http://www.dailymotion.com/relevance/search/princio/video/xpo29_vonjeo-princio/1
9. Stretch
(
07/04/2007 16:26)
:-D za ve venjana :-D
tsy tiko le izy e !
aiza ve de ny bandy zany tsy maintsy mitalôna sipa fona , fa ra mba atsimbadika ndray ny rôla e !
tsy tiko le izy e !
aiza ve de ny bandy zany tsy maintsy mitalôna sipa fona , fa ra mba atsimbadika ndray ny rôla e !
11. Stretch
(
07/04/2007 16:36)
le I love you an le tsiliva ko, mandreraka ndray ny farany , mitalôna beuuuu , de tena zany mintsy ve ny bandy gasy sa ny sipa gasy no tena volamena :lol:
15. Stretch
(
07/04/2007 17:33)
ny a ny kôfbaiako refa mamaly zay tsy laitra mintsy fa manahirana , (ry leon io :-D)
16. cutie
(
07/04/2007 19:04)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 07-04-2007 17:45:27
Lohateny : Re : princio vonjeo
milay beeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee aby ny hirany ...mihaino "vonjeo" klou dia tohizana @ "darling" avy teo
de avy eo malala:lol:
eka ouzy:lol:
