princio vonjeo

1. damaka ( 07/04/2007 15:06)
tsara sady mahafapo ny tanora
répondu par cutie le 17/04/2007 14:58
2. cutie ( 07/04/2007 15:13)
sady mampime:-D
3. Stretch ( 07/04/2007 15:25)
tanora aiza zany princio vonjena zany kay ?
4. booboo ( 07/04/2007 15:45)
milay beeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee aby ny hirany :}:}:}...mihaino "vonjeo" klou dia tohizana @ "darling" avy teo :-D
5. Stretch ( 07/04/2007 15:53)
gasy v?
6. sitlo ( 07/04/2007 16:03)
:-D, za zay vao nihaino, le tonony :-D, fa le mozika masaka be
7. Stretch ( 07/04/2007 16:05)
za tsy mahafantatra fa pub fôna ny am rvg ako :x
8. sitlo ( 07/04/2007 16:20)
dailymotion ry kala no aleha ah http://www.dailymotion.com/relevance/search/princio/video/xpo29_vonjeo-princio/1
9. Stretch ( 07/04/2007 16:26)
:-D za ve venjana :-D

tsy tiko le izy e !
aiza ve de ny bandy zany tsy maintsy mitalôna sipa fona , fa ra mba atsimbadika ndray ny rôla e !
10. sitlo ( 07/04/2007 16:33)
Efa hatrany amin-dry tragedie io :-D
11. Stretch ( 07/04/2007 16:36)
le I love you an le tsiliva ko, mandreraka ndray ny farany , mitalôna beuuuu , de tena zany mintsy ve ny bandy gasy sa ny sipa gasy no tena volamena :lol:
12. sitlo ( 07/04/2007 16:48)
na vazaha aza koa sexpire in love, :-D
13. Stretch ( 07/04/2007 16:52)
e e e e , so any zany fa tsy blemiko :D
14. sitlo ( 07/04/2007 17:07)
:lol:
15. Stretch ( 07/04/2007 17:33)
ny a ny kôfbaiako refa mamaly zay tsy laitra mintsy fa manahirana , (ry leon io :-D)
16. cutie ( 07/04/2007 19:04)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 07-04-2007 17:45:27
Lohateny : Re : princio vonjeo
milay beeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee aby ny hirany ...mihaino "vonjeo" klou dia tohizana @ "darling" avy teo

de avy eo malala:lol:
eka ouzy:lol:
17. booboo ( 08/04/2007 16:15)
ié :-D:-D:-D:-D
aiza ho aiza i "infirmiera" @ zany ? hihihihihihihi
18. cutie ( 09/04/2007 01:45)
mbola tsy henoko njay le infirmiere :lol:
19. booboo ( 10/04/2007 09:33)
Cutie > efa heno @ zay ve ? hihihihihi
20. cutie ( 10/04/2007 13:10)
mbola hihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0476