Ao amin'ny tononkira i Voahangy

1. hery ( 02/04/2007 13:06)
Hitako misy hafatr'i Voahangy mpanakanto (Torabato miverina) ao amin'ny tononkira. Koa raha tsy poisson d'avril dia mino aho fa miaraka amintsika ao amin'ny tononkira tokoa i Voahangy.
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/mpihira&id=97

Toa ny rehetra dia manana solonanarana sy tenimiafina eto koa izy izany :-)

Tonga soa
novalian'i cutie ny 03/04/2007 22:34
2. cutie ( 02/04/2007 13:15)
tsy tiako io hira io , na ny feony na ny tononkira :-D
3. hery ( 02/04/2007 13:46)
Tsy dia important loatra na tsy tian'i cutie aza :-D
4. cutie ( 02/04/2007 13:47)
:-D:-D:-D:-D
tsy de important koa na voamarika aza:-D
5. ari.malala ( 02/04/2007 13:55)
mifanasa vangy ndray an :-D:-D:-D
6. hery ( 02/04/2007 14:08)
ari.> mbola ho azoko any ankodimirana io.
7. cutie ( 02/04/2007 14:10)
:-D:-D:-D:-D:-D
ho hitantsika eo zany
any anelakelantrano ny roma ve :-D:-D:-D
8. karinah ( 02/04/2007 14:22)
:-D:-D:-D:-D
9. kally ( 02/04/2007 14:46)
Rehefa tsy azo izy dia ny iray tampo aminy darofana, sady manao tongotra an-katoka no midoboka ny lamosiny.:-P
10. cutie ( 02/04/2007 14:49)
zany haratsiam-panahin'i kally:-w:-w:-w:-w
11. hery ( 02/04/2007 16:25)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/mpihira&id=97 izay liana
12. lapino ( 02/04/2007 16:31)
ikalaholy no pseudo-ny
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=2759 hum ... :wink:
13. simplex ( 02/04/2007 16:37)
ikalaholy moa le tany Ankadifotsy sa le zipo lava mangamanga ee :P
14. pissoa ( 02/04/2007 16:58)
lapino:

ikalaholy no pseudo-ny
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=2759 hum ... :wink:

IkalaHoly le pseudo fa tsy Ikalaoly :-D:-D:-D

simp : naninn teny Ankadifotsiny njay :-D:-D:-D
15. kally ( 02/04/2007 17:29)
cutie:

zany haratsiam-panahin'i kally:-w:-w:-w:-w

Ka indry tsinona mila vaniny koh!:-P:-*
Sady bedy eo HS fa aok'izay shhht!

16. cutie ( 02/04/2007 17:31)
mila vaniny @ in :roll::roll::roll:
17. xxx ( 02/04/2007 19:49)
kally:

cutie:

zany haratsiam-panahin'i kally:-w:-w:-w:-w

Ka indry tsinona mila vaniny koh!:-
tsy mahagaga!:evil:


18. xxx ( 02/04/2007 19:52)
cutie:
zany haratsiam-panahin'i kally:-w:-w:-w:-w
tsy mahagaga!io no saika nolazaiko!:evil:






19. Fiffi ( 02/04/2007 20:35)
20. cutie ( 02/04/2007 22:58)
avereno any @ Voahangy njay le resaka e :)
tsiky de ampy :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2965