Ao amin'ny tononkira i Voahangy
23. kally
(
03/04/2007 09:41)
XXX>:lol: kabary tsy valiana, mampalahelo ianao mankahala olon-tsy fantatra!:-P
Ilay momba an'i Vohangy akia ny resaka ry Fiffi ahoe manana solon'anarana eto @ serasera izy. Izany hoe raha azoko tsara dia mpikambana eto izy izany?
Ilay momba an'i Vohangy akia ny resaka ry Fiffi ahoe manana solon'anarana eto @ serasera izy. Izany hoe raha azoko tsara dia mpikambana eto izy izany?
24. ftma
(
03/04/2007 10:13)
Hira tsara be io sady feno fananarana, za aloha tia e
raha tsy diso aho hiran'i Clos Mahajanga io no nangatahan'i voahangy hiraina.
kally: mpikambana ato izy ka IkalaHoly ny pseudo-ny
raha tsy diso aho hiran'i Clos Mahajanga io no nangatahan'i voahangy hiraina.
kally: mpikambana ato izy ka IkalaHoly ny pseudo-ny
25. cutie
(
03/04/2007 11:41)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 03-04-2007 08:01:51
Lohateny : Re : Ao amin'ny tononkira i Voahangy
Hoy i cutie:
tsy tiako io hira io , na ny feony na ny tononkira
Izany fahaizamiaina !!!
nisy nanontany nga teo :-D
26. cutie
(
03/04/2007 11:58)
ftma [ Valio ] 03-04-2007 12:13:12
Lohateny : Re : Ao amin'ny tononkira i Voahangy
Hira tsara be io sady feno fananarana, za aloha tia e
:lol::lol::lol::lol::lol:
zany an :wink:
27. cutie
(
03/04/2007 11:59)
Mpandefa : kally [ Valio ] 03-04-2007 11:41:05
Lohateny : Re : Ao amin'ny tononkira i Voahangy
XXX> kabary tsy valiana, mampalahelo ianao mankahala olon-tsy fantatra!
misy raha la terre:lol:
28. ftma
(
03/04/2007 17:51)
cutie: hita fa hira tsra be io ko
samy manana ny tiany aloha e njy izany tsy tia fa za tia :wink:
samy manana ny tiany aloha e njy izany tsy tia fa za tia :wink:
30. cutie
(
03/04/2007 18:13)
karinah:-D:-D:-D:-D
de iza @zay le nanontaniako an-jy iny :wink:
Mpandefa : ftma [ Valio ] 03-04-2007 19:51:41
Lohateny : Re : Ao amin'ny tononkira i Voahangy
cutie: hita fa hira tsra be io ko
samy manana ny tiany aloha e njy izany tsy tia fa za tia
de iza @zay le nanontaniako an-jy iny :wink:
33. ftma
(
03/04/2007 20:13)
cutie: jereo eto http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m461116f4bc5a0 :-D:-*
38. Stretch
(
03/04/2007 20:38)
nareo ko reto , de eo de mampangotso eo ndry ry cutie we "mba valio antsokosoko we "
efa rarak'ivy ny spekta e !=D
efa rarak'ivy ny spekta e !=D
40. ftma
(
03/04/2007 20:46)
cutie: efa hoe io jereo eto io ko http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m461116f4bc5a0
