vorivorin-kena na garadobo
1. soanja
(
28/03/2007 06:02)
Tsy manezana akory aho na ahoana fa dia sambany aho androany hatramin'izay nahatongavako taty fa tena noana garadobo le fahandro any Dago le mainty sy be menaka ireny.
Ireny ve mba misy mivarotra aty an-dafy sa ve de hijanona nofinofiko le izy. Raha misy de ahoana ny fandrahoana an'ireny? Misaotra.
Ie tena te hihinan-kena mihitsy aloha zaho zany!

novalian'i bilakarenjy ny 10/04/2007 21:42
2. Fiffi
(
28/03/2007 06:25)
heu.....inona aloha io hoe vorivorin-kena na garadobo io akia ? misy dikany @ teny frantsay ve ?
3. tywa68
(
28/03/2007 06:50)
Soanja : nofy angambany fa modia kely any Mcar e :lol:
fiffi : Tripes io fa fotsy be izy aty !
fiffi : Tripes io fa fotsy be izy aty !
5. kelly13
(
28/03/2007 10:21)
za kou ry soanja te hihinana fa le vadinay tsy manaiky fa kiriko b a! nefa anie ka matsiro zany ra sakafo e, amperahana @ henakisoa atao mendimendy sy be be menaka, mmhhh miam b
tywa68>misy tripes aty ankia fa asa ze tsirony tokou,

6. diamondra27
(
28/03/2007 12:41)
ampiarahina @ karoty kely izy aty, de pomme de terres koa azo hanina miaraka aminy
tandremo ny gouttes @io mihinana taovakena io an (raha mihinana matetika sy hereditera)

7. Samoana
(
28/03/2007 13:47)
soanja / ndry angaha moa tsy vezetariana ? hihihi loza indray izany fakam-panahy tonga tampoka izany:-D
Ilay teny gasy hoe garadobo io angamba avy @ teny frantsay hoe "gras-double" ihany e ?
Fa tena matsiro tokoa aloha izy bemainty iny e ! Mmmm ! Asiana karaoty kely araky ny tenin'i diam's ary ampiana sakamalaho nosilasilarina lavalava. Dray ! dray! dray !
Misy @ boaty ihany aty saingy hafa ihany ilay nahandro gasy anaty vilany maintin'Ambatolampy e ! hihihi
Ny tenako manao cure iray boatikely isaky ny 2 volana eo :-D. Alefaso ny adiresy raha andefasana fofony ô :wink:!

8. sipagasy
(
28/03/2007 18:11)
miarahaba
raha ohatra ianao miteny ny mpivaro-kena (boucherie) dia azony atao ny manome anao kann euuhh mivarotra moa izany e! sady afaka ataonao ihany koa ny miteny azy hoe ilay izy mbola mainty annn:lol: fa ny ahy aloha rehefa voasasa tsara izy dia andrahoiko somary ela ihany e! hihih tsy mbola nojereko hoe adiny firy, fa mandra pahaleminy e! fa alohakelin'ny hahamasahany dia rarahako divay na fotsy io na mena mety avokoa miaraka @ karaoty voatetika bori² kely, dia tongava daholo e!!!!! manasa e!!!

9. soanja
(
28/03/2007 23:22)
Samoana:
soanja / ndry angaha moa tsy vezetariana ? hihihi loza indray izany fakam-panahy tonga tampoka izany:-D
Ilay teny gasy hoe garadobo io angamba avy @ teny frantsay hoe "gras-double" ihany e ?
Fa tena matsiro tokoa aloha izy bemainty iny e ! Mmmm ! Asiana karaoty kely araky ny tenin'i diam's ary ampiana sakamalaho nosilasilarina lavalava. Dray ! dray! dray !
Misy @ boaty ihany aty saingy hafa ihany ilay nahandro gasy anaty vilany maintin'Ambatolampy e ! hihihi
Ny tenako manao cure iray boatikely isaky ny 2 volana eo :-D. Alefaso ny adiresy raha andefasana fofony ô :wink:!
Tena mpihinam-bilona mihitsy ny aty saingy amzao fotoana aloha noana hena tanteraka. Zah koa nie tsy hoe fady hena fa mba tsy de manararaotra ny mahaolombelona ahy loatra e.
Zao zah noana tripy moa izy ao Tana?
Misaotra amin'ny hevitra fa misy namako izay mety hamono omby afaka iray volana de aleo zah any no mnagataka sao mba mahazo. Tsy aleo ve an'ny namana toy izay ariana fotsiny.
Tena ampifangaroako tokoa (karoty sy ovy) fa efa ela koa mantsy ny tsy ninanana azy sao de tsy lany injay. sady mety miova tsy ilay tadidy ao an-tsaina ny tsirony sy ny fofony.
Bizz nareo rehetra:-*:-*:-*
10. ikaretsaka
(
28/03/2007 23:25)
soanja:
Tsy manezana akory aho na ahoana fa dia sambany aho androany hatramin'izay nahatongavako taty fa tena noana garadobo le fahandro any Dago le mainty sy be menaka ireny.
Ireny ve mba misy mivarotra aty an-dafy sa ve de hijanona nofinofiko le izy. Raha misy de ahoana ny fandrahoana an'ireny? Misaotra.
Ie tena te hihinan-kena mihitsy aloha zaho zany!
misy.. eny @ tanana be spenish ireny de spanish food market i soanja mandefa
12. soanja
(
29/03/2007 04:52)
Melsi Ika sy Cutie fa hijereko any njay zany io. Lelany ireny no efa hitako taty de zah tsy tia mihitsiny aloha raha io.
13. tywa68
(
29/03/2007 05:23)
Kelly13 : tsy d matsiro ohatran'ilay any dago aloha e !
Raozimavokely : Zà koa aloha ohatrany tsy ho sahy hividy an'ilay mainty be (fa mihinana raha efa masaka :-D satria nahandro gasy arak'io voalazan'i kelly13 io) !:°)

14. booboo
(
29/03/2007 09:31)
ay ay ay...tsy voako mihitsy io hena iraika io...na ny masoko aza tsy mazoto homana mijery azy 8-)8-)
15. xxx
(
29/03/2007 09:58)
izaho koa ry booboo, dia ilay fofony e, feno ny trano mandritra ny fotoana ela .
fa sanatria tsy manakivy anareo fa tsy loto ve ilay mainty be iny e ? Matoa ilay izy kikisana dia loto izany , sa ?

16. xxx
(
29/03/2007 16:04)
xxx:
izaho koa ry booboo, dia ilay fofony e, feno ny trano mandritra ny fotoana ela .
fa sanatria tsy manakivy anareo fa tsy loto ve ilay mainty be iny e ? Matoa ilay izy kikisana dia loto izany , sa ?
Tsy maloto intsony vorivorikena ry xx an! rehefa mahay mahandro azy dia tsara io! à la mode de caen na provencal tena manja an! na ilay mainty be any mada ireny aza dia vao maika tena tsara!:miam::miam::miam:
17. unjila
(
29/03/2007 19:59)
garadobo,ravindamban'i kaladala ,na masontateliny,matrakatraka snsn tsy votanisa .Aty @nay eny @ pivaronkena tavaratra no ahitana azy io . ny fahandro azy indray de:sasana tsara ,na tsy asorinao aza iny maintimainty iny tsy maninona fa mila madio tsara fotsiny dia asiana sakamalaho,(sakaviro,sakaintany )maro mba hanala le fofony sy tongologasy dia asina rano arakaran' izay hitanao fa mahamasaka azy asio menaka 1 sotro mba tsy hapamandry azy loatra de ritina de efa ao é mazotoa homana o
18. soanja
(
30/03/2007 00:48)
unjila:

Misaotra unjila. Iny mainty iny tokoa aloha no nahabotrabotra ahy de tsy maninona amiko mihitsy ny mihinana azy. Mila atao madio tsara tokoa.
20. soanja
(
30/03/2007 14:15)
ikaretsaka:
ka rehefa mihinana an'io de tapenana ny orona ka
Tsy tadidiko hoe nanampin'orona zany aho tamin'ny nihinana an'io aloha e. Sao ny maimbo amin'ny hafa fofona zaka ihany ho an'ny hafa?
Be manko alo ny fantatro tia bengy (osy) na ondry nefa anie de misy fofona tokoa. Rehefa zatra de tsy lasaz fofona tsony fa mifandraika amile sakafo. De tiana foana. Zah koa noana anle izy de tsy hampaninona ahy alo le fofona fa refa voky angamba zah vao mety hiferinaina hoe nihinana omby.