resaka circoncision

1. xxx ( 25/03/2007 19:29)
mba misy fanontaniana kely , sao misy mahafantatra kay hoe ahoana ny hanaovana ny didi-poitra eto frantsa raha teraka lahy, mety ve ny hanaovana aza @ izy vao teraka iny ( io no fanirianay), misaotra mialoha e!
2. Fiffi ( 25/03/2007 20:45)
heu....tena azo hatao tsara io kah ! zah aloha de efa nahita ary mahafantatra zaza natao an'io....

Fa raha zah enao de tsy iny vao teraka iny no anaovana azy fa andrasana lehibebe kokoa satria ohatran'ny hanahirana hiany raha mbola zaza manao couche no hatao....

Raha tsy manao couche intsony manko le zaza de à peine hoe 24h de efa maina io ...nisy bandikely zay 5 ans natao an'io de vao nifoha t@ anestésie izy de efa nilalao sahady....

Le izy manko hatao anesthésie no fanaovana azy aty...fa kosa tena aingana be de maina .
3. rurik ( 26/03/2007 10:02)
Marina mihintsy ny an'i Fiffi mbola kely loatra sady le couche
4. Samoana ( 26/03/2007 13:50)
Fiffi:


Fa raha zah enao de tsy iny vao teraka iny no anaovana azy fa andrasana lehibebe kokoa satria ohatran'ny hanahirana hiany raha mbola zaza manao couche no hatao.



Tsy olana na manao couche aza kah ! Vao zaza 6-bolana ny matoanay no natao fa ny harivan'iny ihany izy dia sady afaka manao couche no nody tany an-trano koa. Ny faharoa herintaona sy 2 volana no natao dia torak'izany koa.
Mahereza e !

5. xxx ( 26/03/2007 16:51)
dia misaotra @ torohevitra fa manana namana tokoa e!:-*
samoana< hono hoa , dia pris en charge securité sociale ve ilay izy sa ny tena ihany no mandoa azy?
6. Fiffi ( 26/03/2007 17:39)
Samoana: heu....mba hi-éviténa an'le anesthésie @ mbola maha-zazakely azy koa akia an ! fa sinon remboursé @ sécu io kah ! ohatran'ny olona miditra hopital hiany....(sauf ny nutuelle raha sanatria ka tsy manana enao)
7. Samoana ( 27/03/2007 13:40)
xxx:

samoana< hono hoa , dia pris en charge securité sociale ve ilay izy sa ny tena ihany no mandoa azy?


Arakarany io.
-Misy dokotera ataony miendrika fitsaboana ilay acte ( phimosis ). Mandaitra ny pris en charge sécu @ izay
-Ny ankabeazan'ny radoko anefa tsy mety manao toy io voalaza io intsony fa efa nahazo fampitandremana t@ sécu angamba ( sarotiny be ankehitriny ) ka dia tena ataony appellation hoe "circonsition" mihintsy. Raha tsy diso ny fitadidiako dia entre 300/400 euros teo no tsy maintsy miala ny paosy tsy misy fameriny:D


8. Samoana ( 27/03/2007 13:44)
efa arafesina ny servô de "circonsition" no voasoratra e:wink::-D
9. nikopol ( 27/03/2007 13:53)
ny an'ny jiosy aza toa vao valo andro dia efa ataony ... toa tsy misy dikany ilay couche ny fahalalako azy satria misy bande efa speciale amile izy, dia tsy miraikitra aminy couche zany,

dokotera jiosy jerena ... na maka renseignement eny amin'ny hopitaly na PMI, fa efa misy mpanao an'io mintsy ...

asa kalo raha efa niova ny lalàna fa tamin'za nanao tsy nandoa vola e ! :-D:-D:-D

afaka maka renseignement any aminy secu koa nge aminy resaka vola e !
10. Samoana ( 27/03/2007 13:59)
niko/ eka ouz:wink: Rehefa mipipi voalohany ilay zaza dia efa alefan-dradoko mody

Ny an'ialahy Raniko mbola t@ andron'ny couche lamba a:-D
11. Fiffi ( 27/03/2007 14:18)
Samoana: heu....nefa akia tena vao tam volana lasa iny no natao an'io le bandikely zay de tsy nandoa na 1c aza ry zareo an ! ny nutuelle no nandoa ny elanelanin'ny sécu...
12. xxx ( 28/03/2007 14:14)
Marina tanteraka ny voalazan'i Samoana , ka dia mahaiza mifidy Dr sy mampiresaka . Ny anay ny pédiatre dia niziriziry tsy nety nanao taratasy dia voatery nifindra Dr hafa


Aza tonga dia mandehandeha any @ sécu izany ka , sady raha vao miteny circoncision dia kôpy ny sécu.
13. mandrindra ( 01/04/2007 07:02)
tsara daholo ny torohevitra eto.
ny ahy indray ny lazaiko dia ny hoe aza adino daholo ny fomba rehetra mikasika ny famorana. fotoandehibe ho an'ny zazalahy io araka ny fomba malagasy. io no fotoana tokony hialany amin'ny mahazaza azy ka mahatonga azy ho lehilahy. noho izany tsy dia tsar loatra raha mbola mena vava ny zaza no atao didi-poitra. aza adino ihany koa ny fomba rehetra miaraka amin'io fotoandehibe io : ny miandry lapa, ny famonoana akoholahy, ny ranomahery sns....
ny ahy ny zanako dia fito taona no natao didi-poitra.
14. xxx ( 05/04/2007 16:11)
salut efa fivavahana manera-tany io ve de mbola ilaina rano mahery sy akolahy ihany raha amiko tsy hitakao zay ilaina @zany
15. Fiffi ( 05/04/2007 16:42)
xxx:
efa fivavahana manera-tany io
:roll: fa inona no hidiran'ny fivavahana @ zany ?:roll:


16. mandrindra ( 06/04/2007 08:02)
xxx, tsy hitako koa izay ilana fivavahana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1289