Manahirana, nefa tsy afaka andoha.
1. salmo1
(
24/03/2007 12:27)
http://www.bebesymas.com/images/padre_hijo.jpg ny faniriny dada :°):D. http://www.dailymotion.com/visited/search/kaiamba/video/xt5bm_kaiamba-hasambarana fa milay ah.
Nefa misy tsy dakôro mihintsy:-w^:^
Nefa misy tsy dakôro mihintsy:-w^:^
novalian'i Vahinala ny 24/03/2007 23:38
2. salmo1
(
24/03/2007 12:29)
Mba omeo hevitra, fa ianareo no tena mahalala ny fomba hanaovana azy:?:
4. Vahinala
(
24/03/2007 17:14)
Mieritereta tsara mintsy klo salmo fa tena ohatry ny tena mbola zaza saina be marina anie enao zany e, ny resaka ataonao tena tsy mazava mintsy.:-w:-w:-w
5. salmo1
(
24/03/2007 18:10)
Vahinala; aza asiana olana wa le maha zaza saina any salmo1.:oops:
Ny lazaiko fotsiny de izao: raha nanaraka ny dinika teo aloha enao de tokony hapiteneninao ny sary, alaivo sary antsaina, de ho hainao eo ihany, hoe: inn no tiany salmo1 hambara eto? :°)
Fa tsy izao no atao, indrindra fany any @ hotmail sy yahoo na tel ^:^^:^
Rehefa tsy mafaly andry takaka ny resako de fanenjehana olona mitovy aminy no betsaka. De lazaina fa izaho tena mandreraka mihintsy, tsy tiany aho ra vao mamorona dinika, :oops: tsy hitako intsony izay tsy nolazainy...

6. Vahinala
(
24/03/2007 23:38)
salmo > Kalam alongany twa fa za ts manome tsiny an, fa za fotsiny tena gaga be foana amle dinika ataonao fa tena tsy araka mintsy ange kosa e sady tsy mazava ny tianao lazaina, azavao tsara d amzay azony rehetra. :wink: