Ahoana no atao ?

1. Vahinala ( 22/03/2007 10:44)
.... raha ohatra ka manana cd za d misy hira tiako ampidirina ato am dinika mba ho enoiny namana sasany, mety ve ? D ahoana no fanaovana azy ?
novalian'i Vahinala ny 23/03/2007 12:56
2. sariaka ( 22/03/2007 12:38)
Ny hira cd audio tsy haiko :cry::cry: fa ny VCD no haiko. Mandeha any amin'ny dailymotion.alice.it ianao dia manao téléchargement ny VCD tianao ho hitan'ny namana hafa, misy fomba fanaovana azy ao. Mazotoa e.
3. Vahinala ( 22/03/2007 18:09)
sariaka > Hay ok, ka le izy audio ko ! Messi na zany aza an !:wink:
4. sitlo ( 22/03/2007 19:34)
Vahinala> ripeo aloha ny cd an-dry dia avy eo ampiakaro amin'izay. Misy afaka ametrahana azy ato http://blaogy.org/blog/2007/01/25/fampidirana-feo-mp3/

Fa ny ahy ny fanontaniako dia sao dia misy nanandrana nanao ilay mp3 io tao amin'ny blaogy? Ny ahy mantsy efa nadramako imbetsaka fa tsy midaka.
Leo mihitsy angamba i hery tontotry ny fanontaniana. :-P

Dia ahoana koa kay ilay mi-edit CSS io. Raha eo ve no ovana ny parametre dia mbola micompile ny parametra any anatiny ihany ilay izy sa tonga dia dinganiny ny any. (resaka optimisation no eritreritro amin'io).

Dia momba ny templete, raha misy code php tiana ampiasaina dia aiza no apetraka. Tiako akisakisaka kely mantsy ilay soratra avy eo ankavanana.

Zay ihany angamba ny olako hatramizao fa misaotra dieny mialoha.
5. sitlo ( 22/03/2007 19:36)
adinoko: blaogy.com fa tsy .org
6. sitlo ( 22/03/2007 19:40)
adinoko ndray koa: ilay CSS ihany misy soratra tsy mety voahovako mihitsy ny lokony kanefa ny hafa voasolo. Dia nefa ny background'ilay soratra mety soloina fa ilay izy mihitsy no tsy mety. Tsy haiko hoe efa any anatin'ilay templete any ve ilay izy.
7. cutie ( 22/03/2007 20:29)
de haingana njy ry vahinala manao azy zany fa efa te hihaino za hihihihi:wink::wink::wink::wink:
8. Vahinala ( 23/03/2007 12:56)
sitlo > Hay ripéna atao mp3 aloha zany, andraso ndray ary fa ho andramako. Messi an:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2285