Fanomezana maimaimpoana ho antsika rehetra..
1. kiranil
(
20/03/2007 00:50)
http://www.chick.com/reading/tracts/0228/0228_01.asp
http://www.chick.com/reading/tracts/1653/1653_01.asp
Misaotra namaky hatramin'ny farany..
Raha mahasoa anao dia isaory Andriamanitra, raha tsy mahasoa dia tsy hitako izay ambara.

novalian'i prime ny 02/04/2007 13:24
5. cutie
(
20/03/2007 01:18)
ty koa efa ampoizin'i kiranil :lol:
http://www.youtube.com/watch?v=bChqvMIGsqg

6. kiranil
(
20/03/2007 01:33)
cutie> tsy nahasoa anao ve ilay fanomezana MAIMAIMPOANA sa tsy maintsy vidiana foana vao tsara?
http://www.chick.com/reading/tracts/0228/0228_01.asp
http://www.chick.com/reading/tracts/0228/0228_01.asp
8. kiranil
(
20/03/2007 02:35)
cutie> ... hay ve nareo mbola tsy namaky akory e...:wink:
rehefa mba sendrasendra tsy kamokamo iny zany dia mba asiosio maso ihany; fa sao mahasoa.
http://www.chick.com/reading/tracts/0228/0228_01.asp
Nahasoa ahy ilay izy ahafantarako ny famonjena ao amin'i Jesosy Kristy dia zaraiko eto @ namana sy ny mpanenjika sao mahasoa azy koa.
fa samy efa nanota izy rehetra ka tsy manana ny voninahitra avy amin'Andriamanitra, nefa hamarinina maimaimpoana amin'ny fahasoavany izy noho ny fanavotana izay ao amin'i Kristy Jesosy, Rom 3:23-24
efa nahazo maimaimpoana hianareo, koa manomeza maimaimpoana. MATIO 10:8
Nahazo fanamarinana maimaimpoana tao amin'i Jesosy Kristy aho; dia mizara izany maimaimpoana koa ho an'izay mila izany.

9. soanja
(
20/03/2007 04:35)
kiranil:
http://www.chick.com/reading/tracts/0228/0228_01.asp
http://www.chick.com/reading/tracts/1653/1653_01.asp
Misaotra namaky hatramin'ny farany..
Raha mahasoa anao dia isaory Andriamanitra, raha tsy mahasoa dia tsy hitako izay ambara.
Kiranil> Misaotra nizara. :-*:-*:-*
11. prime
(
20/03/2007 07:44)
Deraina mandrakizay anie Andriamanitra noho ny fitiavany lehibe nanirahany anao hanao ireo fampatsiahivana ireo...^:^^:^^:^
Dia isaorana koa ianao nanatanteraka izany am-pitiavana...=D

12. diamondra27
(
20/03/2007 09:12)
raha misy manome
zavatra ho anao
kingĂ miteny hoe:
misaotra tompoko
Dia misaotra an'i kiranil ny tenako nnizara izao fa tena mampahery tokoa aty an-tany lavitra aty.
Aza kivy @ fanaovantsoa.
Tsarovy lalandava fa any ho any misy olona mila fanampiana avy aminao (tsy ny vola ihany fa ny toa izao sy ny fanampiana madinika isankarazany toy ny fampaherezana)
:-*:-*

14. Zina
(
20/03/2007 15:06)
Misaotra betsaka ry Kiranil,:-*
dia antsika tsirairay sisa no mieritreritra. Ity no tena zavatra itako fa tena ilaina ao @-tsika dia ilay farany milaza oe:
Raha tena lasa tomponao tokoa i Jesosy dia araho ireto:
1- Mamakia Baiboly isan'andro mba ahaizanao mahafantatra bebe kokoa an'i Kristy,
2- Mivavaha amin'andriamanitra isan'andro
3- Mandehana any amin'ny fiangonana izay manaiky fa ny Baiboly dia tenin'andriamanitra feno sady hany fahefana tokana ny finoana
4- resaho amin'ny hafa Kristy sy ny famonjeny
5- Mankatoava an'i Kristy aty aoka hatao batisa ianao

15. kiranil
(
20/03/2007 15:38)
Omeo an'ilay tompon'ny Fitiavana, izay tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay, dia Jesosy Kristy ny saotra sy dera ary ny voninahitra rehetra satria Izy no nanolotra ny rany sy ny tenany hamonjy ny olona rehetra izay mino Azy mba ho afaka eo ambanin'ny ziogan'ny satana izay manjaka eto amin'ity tany ity.
16. Zina
(
20/03/2007 15:41)
Kiranil, no doubt about it...
Ny fahazoavana sy famindram-pon'andriamanitra anie ho amintsika rehetra.

18. cutie
(
20/03/2007 17:11)
tsy namaky za fa nijery fotsiny fa lava be de kamo za , fa za mitady fehezan-teny iray ihany hamehezana azy rehetra :lol::lol::lol::lol:
19. cutie
(
20/03/2007 17:12)
Mpandefa : kiranil [ Valio ] 20-03-2007 03:35:43
Lohateny : Re : Fanomezana maimaimpoana ho antsika rehetra..
cutie> ... hay ve nareo mbola tsy namaky akory e...
Mpandefa : cutie [ Valio ] 20-03-2007 18:11:31
Lohateny : Re : Fanomezana maimaimpoana ho antsika rehetra..
tsy namaky za fa nijery fotsiny fa lava be de kamo za , fa za mitady fehezan-teny iray ihany hamehezana azy rehetra
20. cutie
(
20/03/2007 17:13)
Mpandefa : kiranil [ Valio ] 20-03-2007 16:58:56
Lohateny : Re : Fanomezana maimaimpoana ho antsika rehetra..
Aleo asiana hira kely njay ary alou e:
Jereo eto
impiry averina aza izy ty :-D