Fanomezana maimaimpoana ho antsika rehetra..
21. Zina
(
20/03/2007 19:01)
cutie [ Valio ] 20-03-2007 18:11:31
Lohateny : Re : Fanomezana maimaimpoana ho antsika rehetra..
tsy namaky za fa nijery fotsiny fa lava be de kamo za , fa za mitady fehezan-teny iray ihany hamehezana azy rehetra
too bad:cry:
23. niryna
(
21/03/2007 05:38)
Zina:
Misaotra betsaka ry Kiranil,:-*
dia antsika tsirairay sisa no mieritreritra. Ity no tena zavatra itako fa tena ilaina ao @-tsika dia ilay farany milaza oe:
Raha tena lasa tomponao tokoa i Jesosy dia araho ireto:
1- Mamakia Baiboly isan'andro mba ahaizanao mahafantatra bebe kokoa an'i Kristy,
2- Mivavaha amin'andriamanitra isan'andro
3- Mandehana any amin'ny fiangonana izay manaiky fa ny Baiboly dia tenin'andriamanitra feno sady hany fahefana tokana ny finoana
4- resaho amin'ny hafa Kristy sy ny famonjeny
5- Mankatoava an'i Kristy aty aoka hatao batisa ianao
=D=D=D^:^Ho Azy irery anie ny voninahitra.Hatramin'ny taloha indrindra sy ankehitriny ary mandrakizay.Izy ilay omaly, sy anio ary rahampitso.Tsy tonga hiantso ny marina Izy fa hitady ireo ondry mania mbola variana eny rehetra eny:P:P
26. prime
(
22/03/2007 10:50)
zina> Mba ataovy fehezo @ fehezan-teny iray hono r'ise fa misy mitaraina mafy a...:lol::-D:-D
27. Zina
(
22/03/2007 15:13)
cutie a oay azafady fa tsy itako inn retsy a..
ny maha too bad azy dia satria oy injy oe:
lava be dia kamo aho hamaky etc.....
ity e:
prime :wink: efa vita io ka
ny maha too bad azy dia satria oy injy oe:
lava be dia kamo aho hamaky etc.....
ity e:
tsy namaky za fa nijery fotsiny fa lava be de kamo za , fa za mitady fehezan-teny iray ihany hamehezana azy rehetra
prime :wink: efa vita io ka
28. cutie
(
22/03/2007 15:50)
Mpandefa : prime [ Valio ] 22-03-2007 11:50:00
Lohateny : Re : Fanomezana maimaimpoana ho antsika rehetra..
zina> Mba ataovy fehezo @ fehezan-teny iray hono r'ise fa misy mitaraina mafy a...
:-D:-D:-D:-D:-D
za tsy mila details :-D
31. vale
(
22/03/2007 22:31)
kiranil: miarahaba, ary ahoana momba ny didy napetrak\'ny Tompo? izany hoe ny voalaza rehetra ao @ Testamenta vaovao .
Ny tiko hilaina fanazavàna dia ity: \"fa didy vaovao no omeko anareo ...\", \"ary tsy misy mankany @ Ray hafa-tsy @ alalako? misaotra mamaly.
Ny tiko hilaina fanazavàna dia ity: \"fa didy vaovao no omeko anareo ...\", \"ary tsy misy mankany @ Ray hafa-tsy @ alalako? misaotra mamaly.
