Fitia (tsy) voarara

1. ds ( 19/03/2007 13:16)
Tsy ny fitia no voarara fa ny fampiharana azy. Koa reveo toy ity hiran'i Poopy ity ary e. Efa teo no niala...:-)

================

Soa tsy fantatrao ny tolona ao anatiko ao
Toa reko injao mitritra ny fanahiko
Soa fa raha tsy izany angamba mety ho gaga ianao
F'izaho ilay namanao nitia mangina anao

Ratsy fiantefa ny safidin'ny fo
Ka ny saina no hamafisina

Ny saiko mahalala fa tsy natao ho ahy ianao
Kanefa tsy mahasakana ity fo adalako
Mitempo mangina misento ho anao
Fitia voarara vao miantomboka

Soa fa nisy ihany fomba hihaonana aminao
Na fahoriana aza no aterany
Soa fa raha tsy izany angamba ho mafy noho izao
Ilay hirifiry izay nandrotindrotika

Ity foko no tsy mety fa manivaka
Ka ny saina no hamafisina.

Poopy
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 19:43
2. booboo ( 19/03/2007 13:21)
Soa fa nisy ihany fomba hihaonana aminao
Na fahoriana aza no aterany


hu hu hu
3. kelly13 ( 19/03/2007 13:24)
4. hery ( 19/03/2007 13:39)
Ny saiko mahalala fa tsy natao ho ahy ianao
Kanefa tsy mahasakana ity fo adalako


hu hu hu
5. fasaly ( 19/03/2007 13:47)
ds:

Tsy ny fitia no voarara fa ny fampiharana azy. Koa reveo toy ity hiran'i Poopy ity ary e. Efa teo no niala...:-)

================





Soa fa nisy ihany fomba hihaonana aminao

Ity foko no tsy mety fa manivaka


Poopy


hummm hummm!


6. diamondra27 ( 19/03/2007 13:54)
sali sali ds
hum, velonkira tampoka ds fa nisy inona?
ho an'iza kay io?
:-*
7. jefra ( 19/03/2007 14:21)
ds>Fa nahatazana azy angaha tam WE? :lol::lol:

Ahatsiarovako ny an'i Joe Dassin

(...)
Il y a des filles dont on rêve
Et celles avec qui l'on dort
Il y a des filles qu'on regrette
Et celles qui laissent des remords
Il y a des filles que l'on aime
Et celles qu'on aurait pu aimer
Puis un jour il y a la femme
Qu'on attendait
8. nikopol ( 19/03/2007 16:13)

Mitempo mangina misento ho anao
Fitia voarara vao miantomboka




hu hu hu
9. lanto ( 19/03/2007 16:55)
Ity foko no tsy mety fa manivaka
Ka ny saina no hamafisina.


:wink:

Ho tapitra voarasarasa ilay hira, samy maka zay tandrify azy :-)
10. princesseN ( 19/03/2007 17:10)
Mafy aloha zany hoe voarara zany e!mba tantarao hoe ry ds!:cry::cry::cry:
11. booboo ( 19/03/2007 17:16)
:-D:-D io tonon-kira io defa tantara kouh
12. karinah ( 19/03/2007 18:42)
lanto:

Ity foko no tsy mety fa manivaka
Ka ny saina no hamafisina.


:wink:

Ho tapitra voarasarasa ilay hira, samy maka zay tandrify azy :-)
:-D:-D


13. simplex ( 19/03/2007 21:25)
ary ahoana ity: http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=1405

8)
14. sakaizakely ( 19/03/2007 21:30)
efa ela tokoa izany ry simplex !

mbola tadidiko foana io hira io :lol:
15. ds ( 19/03/2007 21:35)
1) Samy mandray izay tandrify azy io fa tsy ho an'olona iray manokana akory.
2) Soa fianatra ka mba toroy hevitra izay sendra fitia (tsy) voarara.
3) Nijery samirery ilay sarimihetsika Little Children aho tamin'ny taona lasa, dia velom-panontaniana fa betsaka angamba eraky ny aterineto (Namana ohatra) no m(n)iaina toe-javatra toa io. Nandritra ny telo alina aho teo ambony fandriana nijery ilay sarimihetsika kanefa tsy nety niara-nijery tamiko mihitsy ny andefimandry, vizana hono...
Raha liana te-hijery an'io ianao, dia ataovy izay hiarahanareo mitsamy mijery azy.
Raha anisan'ny niaina an'io kosa ianao, dia mba lazalazao ny fipetrany. Dia aza miditra na mitantara fiainan'olona an.
16. sakaizakely ( 19/03/2007 21:44)
vao avy namaky tsara ny tonony aho vao nahatadidy

kay koa moa lery efa manambady ihany dé mba miseho manao morale eo nefa raha iraisana ny azy mitsam'
Be taimbany mits wà tony oul itony an !

sady taiza koa no nisy lhl nihemotra ampotony izany fa mba resaka io :-D:-D ny ankanjo aza izany efa niala aby kou...

miandry ny kabary ho raikitra ireo vao manao tampody miverina ;-)
17. simplex ( 19/03/2007 21:48)
Miandry mafy an'ze olona afaka mamaly ny tenin'i ds farany. Interessant be zany no nanoratany azy. Tsy manin na xxx aza:P

sakaiza: saina tonga kosa izy kou ;-)
18. sakaizakely ( 19/03/2007 21:58)
ds> dia mbola andeha hijery izany aloha kou, tsy hay hoe rahoviana...

tsy mba azo fintimpitinina kely eto ve ny tena votoatiny ?
19. ikalapeta ( 20/03/2007 08:45)
ds:

1) Samy mandray izay tandrify azy io fa tsy ho an'olona iray manokana akory.
2) Soa fianatra ka mba toroy hevitra izay sendra fitia (tsy) voarara.
3) Nijery samirery ilay sarimihetsika Little Children aho tamin'ny taona lasa, dia velom-panontaniana fa betsaka angamba eraky ny aterineto (Namana ohatra) no m(n)iaina toe-javatra toa io. Nandritra ny telo alina aho teo ambony fandriana nijery ilay sarimihetsika kanefa tsy nety niara-nijery tamiko mihitsy ny andefimandry, vizana hono...
Raha liana te-hijery an'io ianao, dia ataovy izay hiarahanareo mitsamy mijery azy.
Raha anisan'ny niaina an'io kosa ianao, dia mba lazalazao ny fipetrany. Dia aza miditra na mitantara fiainan'olona an.
(l)(l)(l)(l):°)


20. karinah ( 20/03/2007 15:38)
sakaizakely:

efa ela tokoa izany ry simplex !

mbola tadidiko foana io hira io :lol:
:-D:-D:-D:-D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2258