crevety
1. nikopol
(
14/03/2007 15:22)
mba te hihinana krevety endasina za zany
novalian'i kelly13 ny 21/03/2007 18:42
11. nikopol
(
14/03/2007 17:47)
misy sakaizako zay milaza hoe alona kely aminy sakay sy huillle d'O(liva ) le izy iray alina
16. soanja
(
15/03/2007 16:17)
Niko, Ny fanaovako ny anay dia asiana sira sy dipoavatra ary tongolay voatoto de endisana amin'ny dobera mafana. Ilay krevety ngeza ireny no tsara atao an'io. Dia didina ny eo ampovoany manaraka mankany amin'ny rambony, esorina le tsinainy mainty iny. Azonao endisana io no na atao anaty oven atono 500F degree (fa mila osorana maneka tsara.
17. nikopol
(
15/03/2007 16:45)
misaotra soanja an, fa za tsy mety mahavita an'ireny krevety sel et poivre mikarepoka ohatran'ny an'ny sinoa ireny, mety asiany tamenak'atody ve?
20. booboo
(
15/03/2007 17:12)
-sauter-na raim anaty lapoaly kloungany ry zareo.
-kosokosehana @ tongolo gasy ny plat à gratin
-dia arotsaka tao zareo (lé krevety)
-rarahana sauce béchamel sy frômazy râpé ambonin-dreo
-atsofoka anaty lafôro @ zay avy teo
Dia zayyyyyy
-kosokosehana @ tongolo gasy ny plat à gratin
-dia arotsaka tao zareo (lé krevety)
-rarahana sauce béchamel sy frômazy râpé ambonin-dreo
-atsofoka anaty lafôro @ zay avy teo
Dia zayyyyyy