crevety

21. nikopol ( 15/03/2007 17:16)
ry zareo amin'io efa degongélé sa le menamena be eny aminy mpivarotra mangatsiaka?
22. booboo ( 15/03/2007 17:27)
mety aby kah. atao masamasaka tsara fotsiny izy refa sauté-na iny dia zay (afaka asiana dobera kely raha tianao)
23. nikopol ( 15/03/2007 18:24)
efa miala odiny izy aminio zany ?
24. booboo ( 15/03/2007 19:03)
raha mazoto enao dia vohaso alohan'ny hametrahana azy anaty plat ...:°)
25. ftma ( 15/03/2007 19:25)
crevety asiana pousse de bambou sy lait de coco ko tsara an
26. nikopol ( 15/03/2007 19:38)
dia atao ahoana ry ftma ? le bambou ve tsy mamofona ?
27. LazaDaddy ( 16/03/2007 00:38)
nikopol> andao andeha Kopi Tiam e? :wink:
28. booboo ( 16/03/2007 10:53)
krevety sy pamplemousse kounkou :miam::miam:

-esorina aby ny nofon'ilay pamplemousse klou dia atokana ary potipotehina madinika be avy teo/mixer-na. Tsy ariana no tandremana tsy hisa goaka ilay hoditra pamplemousse fa mbola ampiasaina refa avy teo.

-refa avy nendasina raim ny krevety dia potipotehana, na misy vaingany be aza tsy quoi

-Afangaro ilay pamplemousse mixée sy ny krevety voapotipotika ary crème liquide. Asiana sira kely araka zay hita fa mampety azy

-Dia rehefa handroso azy @ zay, dia samy mandoatra ny azy fotsiny dia atao anatin'ilay hoditra pamplemousse, dia ampiarahina @ mofo.

Dia zayyyyyyy.
29. tisera ( 16/03/2007 11:08)
ny ahy koa mba tiako ilay crevette pannée an! mampatsiahy ny restaurant sinoa any dago , fa dia be kinendinendina aloha @ fikarakarana é!
décortiquer-na ilay izy fa ny rambony avela dia silahina manaraka ny lavany ilay crevette (io ilay tena mandany fotoana indrindra raha ilay krevety madinidinika ireny): dia lomana suce soja sy nuocmam, dia rehefa hanendy azy dia asosa @ farine sy atody nokapohina ary chapelure dia endasina! dia hohanina miaraka @ citron !:miam::miam: bon ap!
30. nikopol ( 16/03/2007 15:22)
le atody ve ry tisera tamenany sa izy rehetra?
le pamplemouse mety kandre be ry booboo an !
innn le kopi Tiam ry LD ?
31. tisera ( 16/03/2007 20:25)
:)tamenany sy tapotsiny miaraka kah ohatry ny mikapoka atody hanaovana omelety!
32. niryna ( 21/03/2007 15:25)
AFaka manao saosy maitso ianao ary afaka atao ao anaty akoho,pasta,makarony,afaka hinanana mofo fotsiny izao ary afaka atao ao anaty crevety.
Saosy maitso fanaoko dia:
tongolo maitso kely,tgl gasy,tnglbe,persily, voatabia, poivre,celery,sira rano kely ary asiana menaka mba tsy hiova sy tsy hasiso amin'ny firehirizana azy.
Miaraka afangaro ao anaty masinina fanaovana jus ireo ary asiana rano kely fa tsy mandeh ilay izy raha tsy izany.Arakaraky ny hitiavanao azy ihany io fa ny ahy ataoko betsaka dia azoko ampiasaina isan'andro no tsy mila mamofy tongola na manao zvt hafa.
33. niryna ( 21/03/2007 15:29)
Sasany ny crevety dia hamainina amin'ny taratasy kely rehefa nasorina ny tainy avela ny rambony.Lomana io maitso saosy maitsokely (iray sotro) nomeko io ilay crevette,avela hijanona 30 mn dia alaina menaka olive
ka io no anendasana azy 5mn raha be indrindra vao mivadika mavokely fotsiny dia izay.
Mazotoa
34. niryna ( 21/03/2007 15:32)
Fanitsiana:sasana
Ity koa misy iray
Tehehina ny tongolo gasy ka endasina amin'ny menaka oliva aloha io dia araraka ny crevety miaraka ny sira sy ny poivre ary ny curry:miam:.
Mila hamainina amin'ny ttsy foana vao endasina amin'izay tsy misy rano.
35. niryna ( 21/03/2007 15:37)
Alaina ny poivrons maitso,mena,mavo dia tetehina miakatra lavalava,tongolo gasy,tongolo be, voatabia.
Antsasany avy no ampiasana ka endasina ny tongolo gasy,tglbe,voatabia dia arotsaka ny poivrons.
Asiana sira sy poivre kely arotsaka ny crevette somary atao 5-8 mn eo hoe. :miam:
36. niryna ( 21/03/2007 15:46)
Iray hafa koa ity;
Mividy karazana hazandrano lena ireny ka tetehina madinika.Ampiasaina io saosy maitso nomeko io
Sasana sy tetehina madinika kely, hamainina amin'ny ttsy tsirairay,atao mitokana ny fandrahona azy,endasina amin'ny menaka oliva ilay izy ka atao fohikely ny fotoana hanaovana azy.Rehefa vita dia endasina amin'izay ilay saosimaitso ka aratsaka miaraka ao daholo izy rehetra ary dia asiana poivre, sira ary curry.
-Mahandro vary ary manendy atody mitokana,tetehina madinika ka atokana ,endasina ny carotte sy ny petis pois izay efa vita masaka io fa andrahona kely fotsiny,tetehina ny epignard atao kely fa tsy betsaka alaina ny beurre hanendasana azy.
Afangaro daholo izy rehetra miaraka amin'ny cocombre kely voatetika madinika.
:miam::miam:Tena matsiro be mihitsy.
37. ikaretsaka ( 21/03/2007 16:09)
eeeee sambatra nareo re olona... zay allergic @ shellfish de mijery fotsiny
38. kelly13 ( 21/03/2007 16:48)
ikaretsaka>mihinana citron klou avant ny mihinana crevety d aza atao bdb ny crevety hohanina
39. rapala ( 21/03/2007 17:28)
kelly13: tsy mety akia, ny bro - ako tsy mahazaka kraby na krevety dia nanandrana io citron io, raha vao nikasika ny molotrany fotsiny ilay izy d efa mivonto.:?
40. kelly13 ( 21/03/2007 18:42)
ouille, tena voa mafy nareo zany tsy afaka mihinana crevety (sy ny kraby) satria zay no motika androany alina, koa manasa ze t ho tonga ary e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6826