De tsy nisy nahay indray iny Jaojoby iny fa raha mba misy mahay ny hiran-dry voavy na fianarantsoa misy ilay hoe: tanako malemilemy ity tsy avelako mitoto vary lena ............ Tanako sa zanako ity fa manara an! E Raline e! e Raline e! manakory sy manakory am-pianarana raline zanako malemilemy ity .... De izay inday ary fa ny hira vaovao moa tsy mba haiko ka tsy maintsy ny ao an-doha sy ny ao am-po no avoaka ary masotsonkina ny ahy ka ny kely ananana no ahiratra ka misaotra mialoha bises b
Ok d aleo ary fa miandry an-dralininina aho raha mbola hit ihany ary ilay toniny any ananonanona any e? sady toa efa nangatahiko any koa io piloveramena e e e e Biz anareo