Fihaonam-be Tily sy Mpana aty Erôpa

1. booboo ( 13/03/2007 11:12)
Efa fanao isa-taona ity raha ity fa @ ity taona hafa kely satria mandia ny faha-100 taona ny skotisma tsika.

Toerana : St Martin-en-Haut (Lyon)

Daty : 28 sy 29 aprily

Mpandray anjara : zay rehetra nanao Tily na Mpana, na mbola am-perin'asa na tsia

Saran-dasy : 40 euros ka 10 euros tsy maintsy aloha mialoha @ famandrihana ny toerana hatorianao
Zavatra atao : lalao lehibe, afo-dasy, fiaraha-mimotika hu hu hu, hirahira ...lé fatao any an-dasy reny e !
Fisoratana fanampiny sy raha mila fanazavana fanampiny :
-06.23.17.43.29
-tilysympana@gmail.com
-Association des Amis des Tily et Mpanazava : 06.07.72.3423 na 04.78.72.94.54
ary 06.20.19.65.34 na 01.48.81.48.57

http://tilysympana.blaogy.org

Manatena hifanabe tava @ be sy ny bobaka mpi-tànana havia na zay te-ho hanatrika an'io raha io fotsiny ô :wink:
novalian'i ftma ny 19/03/2007 08:04
2. vale ( 13/03/2007 13:14)
booboo: ooh, zah koa skot taloha aky fa nefa tsy mpana, fa fanilo;-), ataoko fa tsy hisy olana ..? ;-)mba manimanina ny fahiny aho:°) fa ho hita eo ihany:-*
3. booboo ( 13/03/2007 13:23)
Vale > tsy olana mihitsy :D:D:D:D:D ..;efa mifampi-tanana an-kavia zany ... tondé blokéo reo daty reo :°):°):°)...:-*
4. vale ( 13/03/2007 13:43)
booboo: hay tokoa, marina:oops::D, halamina dieny zao ny fandaharam-potoana, saotra mampita annn..!:D:-*:-*
5. ftma ( 13/03/2007 14:11)
booboo: za sady tsy tily no tsy Mpana de tsy mahazo tonga an :wink:
6. booboo ( 13/03/2007 14:27)
Ftma > hihihi mitondrà voasarimakirana dia ampidiriko any antsokosoko e hihihihihi
7. Samoana ( 13/03/2007 16:01)
za louveteau taloha fa efa lasa loup garou mpandany motika sisa:miam:. Reserviste @ fanabehazan-tava izany raha ilaina e:-D
Mazotoa retsy de mazahoa fahafinaretana fa sady fanabeazana io no passion fanasoavana a:wink:
8. ftma ( 19/03/2007 08:04)
booboo: ndraso aloha hioty voasarimakirana aza e
samoana: mbola mahazo manao loubveteau njy ko :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8994