Mitady vehivavy hendry

1. Andokely ( 09/03/2007 12:41)
Tovolahy 32 taona,Tso-bolo, fotsy fihodirana, kristianina, Matotra. Miasa aty @ faritany. Mitana andraikitra ambony. Mitady vehivavy 23-30ans. Vonona ny ho tia sy ho tiavina. Mitovitovy amiko. Tafiditra ao anatin'ny FFKM. Na tsy mbola niasa aza tsy maninona.
Miandry anareo i andonant@yahoo.fr
Mandram-pihaona!
novalian'i Andokely ny 22/03/2007 10:39
2. Fiffi ( 09/03/2007 13:34)
de mazahoa zay ilaina an ! fa tongasoa aloha eh !
3. xxx ( 09/03/2007 16:04)
ka maninona moa na mitana andraikitra ambany aza inona ny olana ny fitiavana angaha misy izany zay dia faritana tsara mihintsy hoe mitana andraikitra ambony
4. salmo1 ( 09/03/2007 16:05)
soa ihany fa 23-30ans:°):D fa ra vao 19-30ans de...:-w:-w

5. Fiffi ( 09/03/2007 16:33)
nga salmo vavy ? :roll:
6. salmo1 ( 09/03/2007 16:38)
Fiffi: ie, nididina omaly :-D
7. salmo1 ( 09/03/2007 16:39)
Fiffi kou ôtrany manontany oe: rano ve ny orana? :oops::oops:
8. Fiffi ( 09/03/2007 16:42)
zany ve ?
9. salmo1 ( 09/03/2007 16:58)
Fiffi: inn no tinao anontaniana am le: zany ve?
:roll:
10. Fiffi ( 09/03/2007 18:36)
le fanontaniana kah !
11. Andokely ( 10/03/2007 07:44)
salmo1:

soa ihany fa 23-30ans:°):D fa ra vao 19-30ans de...:-w:-w





Bonjour!
Ianao koa ngaha liana?
Bon week end aloha fa @ alatsinainy indray mihaona e!
12. Fiffi ( 10/03/2007 09:08)
"Andokely":
Mitady vehivavy 23-30ans. Vonona ny ho tia sy ho tiavina. Mitovitovy amiko.
donky Andokely lahy...
"salmo1":
soa ihany fa 23-30ans fa ra vao 19-30ans de...
de nametraka fanontaniana zah hoe
"Fiffi":
nga salmo vavy ?
de ozy salmo hoe
"salmo":
Fiffi: ie, nididina omaly
de ozy indray Andokely[quote="Andokely"]Ianao koa ngaha liana?[quote/]de gaga zah hoe mitady vehivavy i Andokely nefa i salmo lahy koh :wink::-D:-D:-D:-D
13. boozkel ( 10/03/2007 14:56)
ka na le faritany iasana aza tsy préciser nao ko. be de be nge ny faritany eto M/kara e! eny tokoa hoa fa maninn no asiana hoe mitanan toerana ambony?
raha olona ambanimbany zany de tsy tinao? nefa ny tsy azoko koa hoe nefa enao milaza fa tsy maninn na de mbola tsy miasa? tsy azoko...
sao de tsy milay kosa ary zany?
14. Fiffi ( 10/03/2007 15:04)
boozkel:
eny tokoa hoa fa maninn no asiana hoe mitanan toerana ambony?
raha olona ambanimbany zany de tsy tinao? nefa ny tsy azoko koa hoe nefa enao milaza fa tsy maninn na de mbola tsy miasa? tsy azoko...
heu......mety tsy azonao le izy raha izany an !

ny momba azy io nolazainy hoe mitana toerana ambony io izy......ka tsy mampaninona azy na de tsy miasa aza le vhv ....:)


15. Stretch ( 10/03/2007 19:13)
:-w

ôtran'ny ho tady liana am lay affaire a !
nefa a 22 ans
afaka miandry kely ve nao afaka atsy ho atsy ny annif -ko

za lo poinsa fa vhv ,

za miasa sady beeuuu karama beuuu

fa ra raikitra zany ny antsika de za tsy havita hiasa tsony sa aôna ozy njy cheri ?:-P
16. Fiffi ( 10/03/2007 20:05)
hummmm......tondé chéri ve akia ? milay kah ! :)
17. Stretch ( 12/03/2007 21:19)

tondé chéri ve akia ?


chéri evana klou ko sô de mbô tiny:-P
fa tena kloun ko klou le fitadiavan lé andokely vhv an8O
18. Andokely ( 14/03/2007 07:12)
Mahafinaritrany fandraisanareo anjara indrindra fa ireo mpisolo vava.
Dia misaotra indrindra izay nanao resaka matotra!
Misaotra ireo rehetra tia mialavoly koa fa mampihomehy tokoa ny mamaky ny jeu de rôle isankarazany.
Dia tohizao ary e!
Mirary soa.
Ando
19. Stretch ( 14/03/2007 07:21)
:snif: :snif:
nahita ve andokely !

mahorena tokatrano azany de miteraha 7/7.
aza adino zay am mariazy :D
20. Andokely ( 14/03/2007 07:39)
Mbola tsy nahita ka! Tsy hadinoko ianareo fa hijoroko vavolombelona mihitsy hoe nahita aho dia milamina tsara ny tokatranonay...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3433