Mitady vehivavy hendry

21. Stretch ( 14/03/2007 12:45)
:-o
mbola tsita akory ve de oe milamina tsara ny tokatranonareo.
tsy tsara ko zany tokatrano milamina zany fa manjary tsisy zistoara.
aleo ihany le be sispinsa reny:-P
mbô e e !:lol:
22. belaza ( 15/03/2007 20:55)
ary raha dokotera ve mety ho tiani andokely? sa sage famme(vehivavy hendry) ihany:@
23. Andokely ( 16/03/2007 08:32)
Tsy mifidy asa ny fitivana fa izay rehetra manana izany dia mety avokoa.
:-D
24. kelly13 ( 16/03/2007 08:53)
zany oe ze mety manana asa zany d mety @ fitiavana avokoa? maty a fa za tsy mikandra sady tsy d aza atao hoe hendry hihihihi :-D
25. kelly13 ( 16/03/2007 08:53)
"azo" fa tsy "aza"
26. mianto ( 16/03/2007 13:39)
kou enao aza tsy fatatro akory d aon no amatarako oe mtov @ nao? za
alou azo lazaina hoe hendry iany e!sad za sur fa vhv
27. Stretch ( 16/03/2007 18:04)
:-D
kelly > ko izy ngé ony ky tsy mila vhv miasa fa kala be e !
mianatra manao hendry fotriny ndry ra 1teresé
28. Andokely ( 17/03/2007 06:50)
Izaho angaha niteny hoe tsy maintsy miasa na koa hoe tsy maintsy kala be! Rehefa mifankatia fotsiny dia ampy.
29. sitlo ( 17/03/2007 07:27)
ampy = pipi
30. kelly13 ( 17/03/2007 09:05)
stretch>tena 1teressee za retsy fa sady tsy sosy no tsy ao mintsy le taona (efa ho 60 taona mantsy za) a

andokely>:( nasinao limite d'age knou
31. sitlo ( 17/03/2007 09:30)
ny ahy indray vhv entre 21-23 ans no tadiaviko, na entre 59-61 ans.

Misy ve ato?
32. kelly13 ( 17/03/2007 09:39)
za, fa za tsy mitady penina :°)
33. sitlo ( 17/03/2007 09:46)
istawak
34. kelly13 ( 17/03/2007 09:50)
tsy mahazo teny hafa² ny aty ôôôô
35. sitlo ( 17/03/2007 10:02)
ny mpiondana no maharaka izany

istwak=tsy kwa
36. kelly13 ( 17/03/2007 10:10)
za zany tsy mpiondana ?
37. sitlo ( 17/03/2007 10:19)
tsy mpiondana enao kah. Enao mpitandro ny fandriampahalemana.
38. kelly13 ( 17/03/2007 10:21)
:-D:-D
39. sitlo ( 17/03/2007 10:28)
kay tokoa moa mpitandro ny filaminana fa tsy fandriampahalemana
40. Stretch ( 17/03/2007 10:40)
enina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5682