Fifaninanana ve izy ity sa

1. xxx ( 08/03/2007 12:57)
fialonana ?

Tsy azoko loatra, mba azavao amiko ny fandehan'ity biz biz ity. Misy ireo namana be fitiavanamana, mafana fo amin'ny fandraisana anjara sy ny fanohanana ny hafa, madio firesaka sy fisainana. Mahate hanoroka :-* tahak'izao daholo dia mahafinaritra ny mahita azy ireo mahazo oroka betsaka

Etsy ankilany indray dia misy olona tsy fantatra na a na i aminy, tsy mandray anjara eto amin'ny dinika na indray mandeha monja aza, dia manana isa be dia be hono. Misongona namana izay foana no hoatra hitako ataony. Io no mahatonga ny fanontaniako.

Izaho moa an'isan'ny tsy mba mahazo biz mihitsy nefa dia mba mandray anjara foana, dia mba te hanontany an'io olona io hoe atao ahoana kay ny fampiakarana biz'oroka isaky ny mihetsika toy izao ? Mamorona ps betsaka ve ?
2. fasaly ( 08/03/2007 14:52)
xxx: manomeza bizoroka ny namana de ho valiny enao raha izay biz foana no tinao ho azo! fa lay oul tsy mpandray anjara nefa mahazo bizoroka bdb klou de:roll::-w tokoa e! zà klou tamity mbo nahazo maromaro tam namana akaiky ahy njinja de mbo nomeko dool izy rehetra e! nomeko ny valifaty ozy lay nmana raika zay:-D:-D:-D:-D
3. rush ( 08/03/2007 16:17)
fasaly:
fa lay oul tsy mpandray anjara nefa mahazo bizoroka bdb klou de:roll::-w tokoa e!
eka tokoa e! misy olona io tena mbola tsy namaly dinika, tsy fantatra na i na a ny momba azy nefa tena manenjika be e! mazana be le fiara ka!


4. rush ( 08/03/2007 16:18)
ao aky fasaly fa omeko bedabe ndriko a! sy xxx ko fa za manana bedabe kozy e :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
5. rush ( 08/03/2007 16:20)
xxx:

fialonana ?
Etsy ankilany indray dia misy olona tsy fantatra na a na i aminy, tsy mandray anjara eto amin'ny dinika na indray mandeha monja aza, dia manana isa be dia be hono. Misongona namana izay foana no hoatra hitako ataony. Io no mahatonga ny fanontaniako.
eka tena marina io fa hitako tokotrany!


6. booboo ( 08/03/2007 16:39)
sao diso hatrany an-dreniny kosa aza zany raha zany lé ! tôko tsy ny fandraisana anjara ato @ forum ihany no ahazoana isa na ahazoana biz'oroka ...sa ve zà no tsy mamaky na tsy mahazo tsara ny fandehan'ny fahazoana isa/biz'oroka ?


Tsy hainareo raha iza aby ny mifampiresaka aminy ary @ hafatra manokana ary ...:wink:
7. simplex ( 08/03/2007 16:47)

tena misy diso io isa io :-w
nankaiza ny anaran'i Fiffi :-w:-w

hummmmmmm
suspects salmo1==Fiffi :-w
8. sakaizakely ( 08/03/2007 16:57)
simplex:


suspects salmo1==Fiffi :-w



n'importe quoi ! Fiffi tsy salmonelle mints
9. booboo ( 08/03/2007 17:01)
salmonelle


=))
10. Fiffi ( 08/03/2007 17:14)
simplex:

nankaiza ny anaran'i Fiffi :-w:-w

hummmmmmm
suspects salmo1==Fiffi :-w
:roll::roll: simplex: fa inona io klé ? aza mampihevona an ! :wink: :roll:


11. Fiffi ( 08/03/2007 17:18)
Ny namana be biz'oroka no antsoina hoe namana be mpitia :) Mitranga eo amin'ny voalohan'ny takelaka ny namana be mpitia indrindra lahy sy vavy mandritra ny volana.
http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/bizou&asa=help
12. sakaizakely ( 08/03/2007 17:21)
Miridana be le vam an !
13. simplex ( 08/03/2007 17:44)

Fiffi,

fa manin ndry no tsy nahazo points tsony?:P

:-w
14. xxx ( 08/03/2007 17:54)
simplex:


Fiffi,

fa manin ndry no tsy nahazo points tsony?:P

:-w



voasongon'ilay fiara miridana http://images.google.com/images?q=lancia&sourceid=ie7&rls=com.microsoft:en-US&ie=UTF-8&oe=UTF-8&um=1&sa=N&tab=wi
15. Fiffi ( 08/03/2007 17:55)
simplex: heu.....tena tsy aiko akia an ! sady heu....tsy blèm akia io fa jereo le fanazavana @ fomba fahazahoana isa io an !
sakaizakely: hummmm.....matanjaka le vam an ! :-D:-D
16. patrick2002 ( 08/03/2007 19:45)
sao dia mba horoky jodasy ny an'i Lancia kle :-D:-D
17. fasaly ( 08/03/2007 22:04)
:-D:-D:-D:-D
18. Fiffi ( 08/03/2007 22:05)
:-D:-D
19. sakaizakely ( 08/03/2007 22:45)
tsy mampmé akory :-o
20. Fiffi ( 08/03/2007 23:37)
:^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0126