Fifaninanana ve izy ity sa
41. booboo
(
09/03/2007 13:23)
-I yyy sy zzzz ary uuu mazoto manome biz'oroka an'i xxx. Refa lany ny tahirindreo dia mividy tondé samy manana tahiry biz 10 aby , dia manome an'i xxx. Dia mitombo ny voarain'i xxx dia lasa isan'ny namana be mpitia ho azy izy araka zay
Dia ohatra izay hatrany hatrany eeeeeeeeeeeee
Dia ohatra izay hatrany hatrany eeeeeeeeeeeee
42. Fiffi
(
09/03/2007 13:30)
sakaizakely::-D:-D:-D sakaizakely: de aza hadino zah an ! :wink::-D:-D:-D
Izaho mantsy nieritreritra hoe andeha hamorona ps betsaka. Raha manana ps 20 aho ohatra ankoatry ny tena izy, dia afaka mahazo 4 x20 biz = 80 de mety ho lasa fusée mintsy @ zay :^) :^) :^) Tsy mila mandray anjara eto @ Dinika intsony.
Yesssssssssssssss ! Raikitra !
45. sakaizakely
(
09/03/2007 20:43)
booboo
misaotra manazava :-*
Izany hoe ilay biz'oroka bedabe indray mipà tsy ampitiavana fa vidina ve ?
Aleo ihany izany kely tsaratsara kou
Hoatran'ireo azoko androany :P
Misaotra ny mpanome vokatry ny fo izany (l) (l) (l)

49. kelly13
(
10/03/2007 15:14)
aoka klou za hivanitika mafy b (hahahahahahahahahahaha) fa vao nametraka sary za tonga d nahazo points bdb hihihii -7 tompoko mouhahahahahahaha
50. Fiffi
(
10/03/2007 15:32)
hummmm.....io aza le nolazain'i fasaly hoe 5 no isa azo rehefa mametraka sary an !
52. Fiffi
(
10/03/2007 15:52)
kiiiiiiiiiii :-D:-D:-D hay -7 :?: hay zay no nahatonga ny an'i sakaizakely ho -13 hono :roll::roll:
54. Stretch
(
10/03/2007 17:44)
8O 8O 8O
tsy hitako zay tokony ho aha fifaninanana am le isa
fa ra mahazo isa zato amby arivo aza de inn ny mahasamihafa zay mahazo izay isa zay am miiiiiiba 1000
sa oe refa miiiiba 1000 de tsy mahazo miditra tsony
sa oe refa miaaabo 1000 de andefasan'ny hery 10000€
:°) :°) :°) :°)

56. Stretch
(
10/03/2007 17:49)
hita fa miseeena mintsy fa maninn nefa e !
za lo tsy asiko koi e !
de tt façon io miverina aotra iany am latsinainy beuu
asio :D de milamina e !
za lo tsy asiko koi e !
de tt façon io miverina aotra iany am latsinainy beuu
asio :D de milamina e !
57. hery
(
11/03/2007 11:25)
Tsy mba hitanareo mampihomehy koa ve ilay izy? =))
Ny resaka tahiry bizoroka kalou de samy mahazo ny anjara tahiriny isambolana. Avy eo ilay mahazo biz avy amin'ny namana dia tsy hitako izay atao fa be mpitia izy tsinnn. (na koa ny namany be saosy dia mividy tahiry biz omena anazy)
Ny resaka isa... tsy tenitenenina tsony fa mitombo ho azy... de nefa mety mihena ampitoerana otran'ny fe lozotra koa :-)

59. kanto10
(
11/03/2007 12:09)
fa mampaninona kay lay mahazo bizoroka e? tsy haiko hoe aiza ny blem raha mahazo rasoa na tsy mahazo