Andao isika hiaraka hian-tsena,sa !!!!!

1. niryna ( 08/03/2007 07:05)
Izahay vehivavy sasany dia ny mitety mangazay no tena mba mahafinaritra anay na tsy dia hividy zavatra aza izahay.
Ianareo lehilahy sasany kosa anefa dia mikomy ny fanahinareo rehefa hoentina miantsena.

Vavy:Inona tokony no mahatonga anao tia mitetika fivarotana kanefa tsy hividy ?
Lahy : Tena tsy tianareo mihitsy izany miandry izany ka raha mba hiaraka hidoladola sy hifampitantana fotsiny anie izahay dia efa mahafaly anay izany e.Indrindra moa rehefa hoe andao hiantsena na misy lisitra aza mivoana kely a:lol: .Amin'izay koa izahay tsy mahatsiaro ho diso mividy zavatra tsy hitan'ny masonareo:roll:
Mahita vahaolana ve isika mba hisian'ny marimaritra iraisana?
Sa ahoana ry zalahy sy ry zavavy:?:
novalian'i niryna ny 11/03/2007 04:46
2. salmo1 ( 08/03/2007 09:54)
zahay lhl tsy afaka mapnono :oops::-P nefa zahay lhl ,hono, no tena tiany zaza ao @ akohonana :D.
3. simplex ( 08/03/2007 10:22)
hitako eo @ RAD-ko:

* tsy miaraka miatsena imbetsaka izany ry zareo fa in-4 na in-5 isan-taona ihany farafahabetsany. Rehefa miaraka any ry zareo d mandefitra tanteraka dadanay, na d mivonto fo mitsy aza. Sady porte bagage no porte feuille, serviteur devoue ah la la :{:{

* Refa misy bolina kosa anefa, izay mihoatra lavitra d lavitra ny in-5 isan-taona. D mandefitra neninay, na izy mba mijery na izy manao mofomofo ireny, tsakitsaky, voanjo... Fa milay an.

Rehefa nanotaniana d hoe, le vady anie ka "ady" no tena mibahana ao e, fifandeferana no vahaolana.
4. andry08 ( 08/03/2007 12:35)
ny ahy vadiko dia miaraka aiko foana raha hanao courses na shopping.Tena "rare" izy no tsy miaraka amiko.
Mahafinaritra azy ny mandray anjara @ fividianana zavatra.N'inon'inona izany an!
Sady tsy tia foot fa tia rugby, nefa izy tsy manao sport vatana fa ao an-tsaina hono, hihihi!
5. mamybe ( 08/03/2007 12:42)
Ka vitsy ange ry Simplex ny lehilahy sahala @ Dadanareo e!

Mbola tsy hitanareo izany hoe: "andao ary ianao hapetrako any Analakely dia alaiko afaka adiny iray". Tsy tsapan-dry zareo mihitsy ny hoe:

- Adiny iray ange ka tsy ampy ho an'ny vehivavy raha hiantsena izany. Angamba vao ny Avance Center fotsiny no vita ao anatin'izany adiny iray izany (Raha ho vita aza!) Dia ahoana ny magasin hafa.

- Ilay miaraka mihitsy ange no tena ilaina e! Ankoatr'ireo voalazan'i Simplex hoe: Porte bagage sy portefeuille ireo dia tafiditra ao anatin'izany koa ny securité-nao. Mba tsy harakarahan'ireny mpi-sam ireny rehefa misy lehilahy miaraka. Sady im-piry moa no mba hiaraka midoladola eny an-dalana e!
6. salmo1 ( 08/03/2007 13:02)
Fa maninn atao ato am resa-dehilahy mou izy ity ry niryna:?::D
7. Zina ( 08/03/2007 20:02)
andry08 [ Valio ] 08-03-2007 13:35:48
Lohateny : Re : Andao isika hiaraka hian-tsena,sa !!!!!
ny ahy vadiko dia miaraka aiko foana raha hanao courses na shopping.Tena "rare" izy no tsy miaraka amiko.
Mahafinaritra azy ny mandray anjara @ fividianana zavatra.N'inon'inona izany an!
Sady tsy tia foot fa tia rugby, nefa izy tsy manao sport vatana fa ao an-tsaina hono, hihihi


nahazo vady tsara njy:-*
8. niryna ( 11/03/2007 04:40)
simplex:

hitako eo @ RAD-ko:

* tsy miaraka miatsena imbetsaka izany ry zareo fa in-4 na in-5 isan-taona ihany farafahabetsany. Rehefa miaraka any ry zareo d mandefitra tanteraka dadanay, na d mivonto fo mitsy aza. Sady porte bagage no porte feuille, serviteur devoue ah la la :{:{

* Refa misy bolina kosa anefa, izay mihoatra lavitra d lavitra ny in-5 isan-taona. D mandefitra neninay, na izy mba mijery na izy manao mofomofo ireny, tsakitsaky, voanjo... Fa milay an.

Rehefa nanotaniana d hoe, le vady anie ka "ady" no tena mibahana ao e, fifandeferana no vahaolana.



Mety tsy ny rehetra kosa angamba ka
9. niryna ( 11/03/2007 04:42)
andry08:

ny ahy vadiko dia miaraka aiko foana raha hanao courses na shopping.Tena "rare" izy no tsy miaraka amiko.
Mahafinaritra azy ny mandray anjara @ fividianana zavatra.N'inon'inona izany an!
Sady tsy tia foot fa tia rugby, nefa izy tsy manao sport vatana fa ao an-tsaina hono, hihihi!


Hitan'i simplex izany. Lasa miverina mampiaraka kely indray anie e.Dia mba mahafinaritra ery ny mijery aza mieritreritra hoe ity koa sady mampiditra azy ao anaty ilay posiposy fitondrana entana.

10. niryna ( 11/03/2007 04:44)
mamybe:

Ka vitsy ange ry Simplex ny lehilahy sahala @ Dadanareo e!

Mbola tsy hitanareo izany hoe: "andao ary ianao hapetrako any Analakely dia alaiko afaka adiny iray". Tsy tsapan-dry zareo mihitsy ny hoe:

- Adiny iray ange ka tsy ampy ho an'ny vehivavy raha hiantsena izany. Angamba vao ny Avance Center fotsiny no vita ao anatin'izany adiny iray izany (Raha ho vita aza!) Dia ahoana ny magasin hafa.

- Ilay miaraka mihitsy ange no tena ilaina e! Ankoatr'ireo voalazan'i Simplex hoe: Porte bagage sy portefeuille ireo dia tafiditra ao anatin'izany koa ny securité-nao. Mba tsy harakarahan'ireny mpi-sam ireny rehefa misy lehilahy miaraka. Sady im-piry moa no mba hiaraka midoladola eny an-dalana e!



Hitako!
11. niryna ( 11/03/2007 04:44)
salmo1:

Fa maninn atao ato am resa-dehilahy mou izy ity ry niryna:?::D


Satria ny lehilahy no tsy dia tia miantsena izany miaraka ny vadiny:oops:
12. niryna ( 11/03/2007 04:46)
Zina:

andry08 [ Valio ] 08-03-2007 13:35:48
Lohateny : Re : Andao isika hiaraka hian-tsena,sa !!!!!
ny ahy vadiko dia miaraka aiko foana raha hanao courses na shopping.Tena "rare" izy no tsy miaraka amiko.
Mahafinaritra azy ny mandray anjara @ fividianana zavatra.N'inon'inona izany an!
Sady tsy tia foot fa tia rugby, nefa izy tsy manao sport vatana fa ao an-tsaina hono, hihihi


nahazo vady tsara njy:-*

Ny an'i zina angaha tsy mety miaraka ?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6344