aiza i diamondra27 ?
1. exdadabe
(
05/03/2007 12:58)
mba nakaiza aza i diamondra27 :cry:
novalian'i Fiffi ny 15/03/2007 06:18
5. rush
(
05/03/2007 13:27)
ka miaraka tsy hita ry zareo dia miaraka tonga nefa mametram-panontaniana exdadabe ko!
7. Mariano
(
05/03/2007 13:57)
Zah koa aza mba mametraka an zany fanontaniana zany, anontanio oe dadabe sao mba fantany?
9. rush
(
05/03/2007 14:22)
Mariano:fa nga tsy hoe i dadabe i exdadabe hiany? tsy hitako intsony le dinika tao @ namana vao2 hoe "dadabe est de retour"
Zah koa aza mba mametraka an zany fanontaniana zany, anontanio oe dadabe sao mba fantany?
sady tsy hitanao nga io hoe niara-niditra tato ireo ry zareo? nefa mametram-panontaniana indray i exdadabe.
10. xxx
(
05/03/2007 14:28)
miara-miditra miara-mivoaka izany ve, :idea: sao de mi p...touze farany ? tsy mahagaga raha toa ka nanjavona tampoka teo ko. Naka efitra manokana any angamba
11. rush
(
05/03/2007 16:32)
Mpandefa : exdadabe [ Valio ] 01-02-2007 05:20:56ka sao dia i diamondra27 hiany indray ary io mametraka fanontaniana io tahaka an'io dinika nataony io ambony io?satria mahagaga ilay izy hoe samy hita sy niaraka niditra teto ve dia mahetraka fanontaniana indray exdadabe hoe aiza i diamondra27?
Lohateny : fitiavana namana
1- mananantra azy sy manoro azy ny lalana mariana
sa
2- manoem koue=razz azy mba hirosoany be be kokoa 2 ilay loza efa mitatao aminy ?
Miverina ery ambony
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 01-02-2007 07:49:00
Lohateny : Re : fitiavana namana
oupss kouraz manko e
dia tsy 2 fa @ no tiko soratana
13. xxx
(
05/03/2007 17:23)
Tato farany : 05/03/2007 16:55 exdadabe
Tato farany : 05/03/2007 16:59 diamondra27
Tato farany : 05/03/2007 16:59 diamondra27
euhh! amiko iray ihany ireo fa mody misèntena iray hiany marina.
14. sakaizakely
(
05/03/2007 17:40)
ary aiza wà i sakaizakely fa manimanina sahady aho izany ? Njy ky tena tiko be a !!!:* :* :*