aiza i diamondra27 ?

1. exdadabe ( 05/03/2007 12:58)
mba nakaiza aza i diamondra27 :cry:
novalian'i Fiffi ny 15/03/2007 06:18
2. rush ( 05/03/2007 13:03)
io izy! hitako miditra niaraka @ nao io!
3. rush ( 05/03/2007 13:05)
Ireo namana teto tao anatin'ny 10 minitra (45)

diamondra27 (15:59:57)
4. booboo ( 05/03/2007 13:16)
:-D:-D
5. rush ( 05/03/2007 13:27)
ka miaraka tsy hita ry zareo dia miaraka tonga nefa mametram-panontaniana exdadabe ko!
6. sakaizakely ( 05/03/2007 13:42)
:-D :-D :-D =)) =)) =))
7. Mariano ( 05/03/2007 13:57)
Zah koa aza mba mametraka an zany fanontaniana zany, anontanio oe dadabe sao mba fantany?
8. sakaizakely ( 05/03/2007 14:17)
Ary sao dia natelin'i bedada daholo ary ?
9. rush ( 05/03/2007 14:22)
Mariano:
Zah koa aza mba mametraka an zany fanontaniana zany, anontanio oe dadabe sao mba fantany?
fa nga tsy hoe i dadabe i exdadabe hiany? tsy hitako intsony le dinika tao @ namana vao2 hoe "dadabe est de retour"
sady tsy hitanao nga io hoe niara-niditra tato ireo ry zareo? nefa mametram-panontaniana indray i exdadabe.


10. xxx ( 05/03/2007 14:28)
miara-miditra miara-mivoaka izany ve, :idea: sao de mi p...touze farany ? tsy mahagaga raha toa ka nanjavona tampoka teo ko. Naka efitra manokana any angamba
11. rush ( 05/03/2007 16:32)
Mpandefa : exdadabe [ Valio ] 01-02-2007 05:20:56
Lohateny : fitiavana namana
1- mananantra azy sy manoro azy ny lalana mariana

sa

2- manoem koue=razz azy mba hirosoany be be kokoa 2 ilay loza efa mitatao aminy ?
Miverina ery ambony
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 01-02-2007 07:49:00
Lohateny : Re : fitiavana namana
oupss kouraz manko e

dia tsy 2 fa @ no tiko soratana
ka sao dia i diamondra27 hiany indray ary io mametraka fanontaniana io tahaka an'io dinika nataony io ambony io?satria mahagaga ilay izy hoe samy hita sy niaraka niditra teto ve dia mahetraka fanontaniana indray exdadabe hoe aiza i diamondra27?
12. xxx ( 05/03/2007 17:15)
euhh! amiko iray ihany ireo fa mody misèn!:°)
13. xxx ( 05/03/2007 17:23)
Tato farany : 05/03/2007 16:55 exdadabe

Tato farany : 05/03/2007 16:59 diamondra27
euhh! amiko iray ihany ireo fa mody misèn
tena iray hiany marina.

14. sakaizakely ( 05/03/2007 17:40)
ary aiza wà i sakaizakely fa manimanina sahady aho izany ? Njy ky tena tiko be a !!!:* :* :*
15. sakaizakely ( 05/03/2007 17:41)
oujyyyyyyyyyyyyyyyyyy !

Nadinoko le nanao xxx klé :-D :-D :-D :-D
16. pissoa ( 05/03/2007 17:50)
hihihi
17. sitlo ( 05/03/2007 18:17)
8-)
18. Fiffi ( 05/03/2007 18:47)
sakaizakely :-D:-D:-D
19. xxx ( 05/03/2007 19:00)
Hanontanio an'i lancia!
20. kelly13 ( 05/03/2007 20:37)
159 sa 159 sa 165 sa 145 lé lancia?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2003