niryna a!

1. xxx ( 05/03/2007 08:16)
Ahoana ny hevitry niryna amin'ity ? ny hevitry ny maro ihany koa:

"mifalia ry zatovo dieny mbola tanora ianao " ao anaty baiboly io an
novalian'i niryna ny 15/03/2007 04:20
2. sitlo ( 05/03/2007 08:37)
"...fa aoka ho fantatrao fa ho entin'Andriamanitra hotsaraina ianao..."
Aza tapahina fa manjary miova be ilay hevitra.
3. xxx ( 05/03/2007 10:46)
"..@ ny andro fahatanoranao, ka mandehana any @ izay sitraky ny fonao, sy izay jeren'ny masonao".
4. sakaizakely ( 05/03/2007 13:47)
Izany ve tsy toy ny hoe manome tsy foifoy.

Ohatran'ny hoe ity gatô homeko anao, nefa fantaro fa rahampitso dia hitombo ny lanjanao :roll: :roll: :roll:
5. pissoa ( 05/03/2007 17:12)
:-D:-D:-D

mifalia ao amin'ny Tompo :P:wink:
6. niryna ( 06/03/2007 07:54)
pissoa:

:-D:-D:-D

mifalia ao amin'ny Tompo :P:wink:

Fa didy vaovao no nomeny antsika dia ny hifankatiava.:o

7. xxx ( 06/03/2007 12:58)
niryna:

pissoa:

:-D:-D:-D

mifalia ao amin'ny Tompo :P:wink:

Fa didy vaovao no nomeny antsika dia ny hifankatiava.:o

Dia aza be kredy intsony fa mandreraka!
8. xxx ( 06/03/2007 13:59)
Dia aza be kredy intsony fa mandreraka!

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

heverin'i niryna fa za indray izao io xxx io :lol:

Marina tokotrany anie izany, izy ity dia be kredy, na efa fantany aza fa tsisy mamaly ny resabe-ny. Izy irery ihany no manoko resaka irery eo, miampy an'i lirajako2 indraindray rehefa miaratonga ireny izy 2 :-D :-D

Raha ohatra misy valiny 10 ohatra ny resaka ataony, dia zara raha misy 2 na 3 valin'ny namana fa ny sisan'izay dia izy ihany :-D :-D :-D, sady amin'izay lavabe tsy anoharana sady tsy mampite-hamaky akory

Te himehy aho izany :°) :°)
9. niryna ( 09/03/2007 06:44)

pissoa:

:-D:-D:-D

mifalia ao amin'ny Tompo :P:wink:

niryna:

Fa didy vaovao no nomeny antsika dia ny hifankatiava.:o

xxx:

Dia aza be kredy intsony fa mandreraka!

xxx Mampihomehy efa nampidirinao ho ianao indray io dia eo ianao sy ny tranonao.8O
Tsy mba mila kredy ny aty.Mamafy voa fotsiny fa tsy maitsy misy mamoa voa-tsara.(l)niryna
10. niryna ( 09/03/2007 06:46)
xxx:

Dia aza be kredy intsony fa mandreraka!

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

heverin'i niryna fa za indray izao io xxx io :lol:

Marina tokotrany anie izany, izy ity dia be kredy, na efa fantany aza fa tsisy mamaly ny resabe-ny. Izy irery ihany no manoko resaka irery eo, miampy an'i lirajako2 indraindray rehefa miaratonga ireny izy 2 :-D :-D

Raha ohatra misy valiny 10 ohatra ny resaka ataony, dia zara raha misy 2 na 3 valin'ny namana fa ny sisan'izay dia izy ihany :-D :-D :-D, sady amin'izay lavabe tsy anoharana sady tsy mampite-hamaky akory

Te himehy aho izany :°) :°)

^:^^:^^:^
11. xxx ( 09/03/2007 18:24)
niryna:

pissoa:

:-D:-D:-D

mifalia ao amin'ny Tompo :P:wink:

niryna:

Fa didy vaovao no nomeny antsika dia ny hifankatiava.:o

xxx:

Dia aza be kredy intsony fa mandreraka!

xxx Mampihomehy efa nampidirinao ho ianao indray io dia eo ianao sy ny tranonao.8O
Tsy mba mila kredy ny aty.Mamafy voa fotsiny fa tsy maitsy misy mamoa voa-tsara.(l)niryna

voa tsara? ty angaha adala???Tsy misy mamoa na dia ny atsasany aza ka hoe voa tsara an! voa tsara!!:lol:

12. niryna ( 11/03/2007 04:51)
Io indray i xxx sy ny hatezerany.Aza mba mora tezitra moa e ianao ihany anie no marary eo e :cry:
Voanemba ary hafafy dia hivadika voatsiperifery e
13. soanja ( 15/03/2007 01:06)
xxx:

Ahoana ny hevitry niryna amin'ity ? ny hevitry ny maro ihany koa:

"mifalia ry zatovo dieny mbola tanora ianao " ao anaty baiboly io an

Izay no tsy handraisana tokotoko ny baiboly ka. Manjary miova ny heviny.
Na tanora anie na antitra efa mitsi-pasana na zazamenavava dia tokony hifaly lalandava ao amin'i Tompo.

Niryna> Soa fa misy andry aky eto. Misaotra andry tanteraka noho izany ny tenako. :-*:-*:-*:-*:-*:-*

14. niryna ( 15/03/2007 04:20)
soanja:

Tsy misy fisaorana aky fa mifanohatoha-tsy ho lavo eto isika:*:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4317