Ny fotoana,ny vola ary ny hery dia ilaina @fitiavan'olona

1. niryna ( 14/02/2007 18:26)
Ny fampisehoana ny fitiavana eo amin'ny mpiara-monina sy ny manodidina dia ny fandaniana:
Ny fotoana- ohatra:manao zavatra miaraka manamboatra zaridaina na tamboho,fanantsarana ny tanana sns.
Ny vola-Raha misy azo atao dia mba afaka mandray anjara eo amin'ny ara-bola fanamboarana ny lalana sns.
Ny hery-Miara mientana eo amin'ny fanatsarana ny tanana.
Ireo zavatra telo ireo no azo hanehoana ny fitiavana.
novalian'i niryna ny 25/02/2007 08:17
2. rush ( 14/02/2007 18:56)
niryna:
Ireo zavatra telo ireo no azo hanehoana ny fitiavana.
izay fotsiny ve ? :roll: ny zavatra hafa izay ankoatran'ireo zany dia inona ? :roll:


3. pissoa ( 14/02/2007 20:13)
:-D:-D:-D

Vavaka ! Dia vavaka tsy atao lava ony de tsy mandany fotoana sady tsy mandany vola no tsy mandany hery :oops::-D
4. niryna ( 15/02/2007 06:26)
rush:

niryna:
Ireo zavatra telo ireo no azo hanehoana ny fitiavana.
izay fotsiny ve ? :roll: ny zavatra hafa izay ankoatran'ireo zany dia inona ? :roll:





Inona ny hafa ry rush:?:Ireo no hitako8)
5. niryna ( 15/02/2007 06:26)
pissoa:

:-D:-D:-D

Vavaka ! Dia vavaka tsy atao lava ony de tsy mandany fotoana sady tsy mandany vola no tsy mandany hery :oops::-D


hita'kou
6. Herimiafina ( 15/02/2007 23:20)
Ny fotoana, ny vola ary ny hery........
Na ny fisiana (présence) fotsiny aza dia efa mety ho fandraisana anjara koa.

Ny olana mipetraka dia ny PERCEPTION-n'ny tsirairay ny atao hoe fandraisana anjara sy ny atao hoe fanampiana.
Matetika mantsy ny ankamaroan'ny olona dia tsy dia manome lanja loatra ny zavatra hafa tsy azo refesina hany ka mety tsy ho tsikariny na tsy hitany mihintsy ny fanampiana ara-potoana na ara-hery entin'ny olona iray, fa ny vola ihany no heritreretiny ho fanampiana sy fandraisana anjara.
7. xxx ( 16/02/2007 12:17)
i hm ve mahafantatra ny zvt teneniny sa????kiséto koa an!mila vola dé ahoana?pa to lé moyé sa ihnn?
aza be vava rehefa tsy fantstra ny hovalina fa sao????
8. Herimiafina ( 17/02/2007 23:57)
Ohatrinona ny connexion any aminareo ry xxx? =))=))
9. niryna ( 18/02/2007 07:39)
Herimiafina:

Ny fotoana, ny vola ary ny hery........
Na ny fisiana (présence) fotsiny aza dia efa mety ho fandraisana anjara koa.

Ny olana mipetraka dia ny PERCEPTION-n'ny tsirairay ny atao hoe fandraisana anjara sy ny atao hoe fanampiana.
Matetika mantsy ny ankamaroan'ny olona dia tsy dia manome lanja loatra ny zavatra hafa tsy azo refesina hany ka mety tsy ho tsikariny na tsy hitany mihintsy ny fanampiana ara-potoana na ara-hery entin'ny olona iray, fa ny vola ihany no heritreretiny ho fanampiana sy fandraisana anjara.

Marina tanteraka ny teninao

10. xxx ( 18/02/2007 16:52)
tsy limitée ny connexion aty ry kiséto an!
11. niryna ( 20/02/2007 07:15)
xxx:

tsy limitée ny connexion aty ry kiséto an!



:roll:
12. HESHA ( 20/02/2007 09:04)
inn zany kiseto ?
ny vavaka tsy mandany vola, fotoana, hery fa zao kosa : vavaka tsy arahin\'asa, tsy misy dikany loatra amiko.
Ka aleo ihany le hery, vola, fotoana fa ireo ahay mba misy mahita na dia vitsy aza no mahita ny ankoatran\'ny vola e.
13. Herimiafina ( 20/02/2007 22:11)
Marihiko fa tsy nilaza mihintsy aho tsy akory hoe tsy misy dikany ny vola, fa kosa manandanja avokoa ny zavatra rehetra, azo Capitaliser-na tsara izany.

Raha par tout les moyens ohatry ny an'i xxx io mantsy dia mety mety aminy ny miafina misarontava xxx dia mamaky banky na manao extorsion de fond na mivarontena, saingy hanana cran amin'izany ve izy, izaho aza moa atahorany mainka fa.....huhuhuhuhu:-D

HESHA: le kiseto retsy contreran'ny kisérien an!=))
14. vale ( 21/02/2007 10:38)
Herimiafina:

Ohatrinona ny connexion any aminareo ry xxx? =))=))
:-D:-D:-D:-D:-D:-D


15. vale ( 21/02/2007 10:39)
pissoa:

:-D:-D:-D

Vavaka ! Dia vavaka tsy atao lava ony de tsy mandany fotoana sady tsy mandany vola no tsy mandany hery :oops::-D
:-D:-D:-D:-D:-D


16. pissoa ( 21/02/2007 13:06)
vale :-D:-D:-D

HESHA : tsara be ny sady mivavaka no miasa ka ! Fa tsy notenenin'i niryna fotsiny io vavaka io nefa ilaina @ "fitiavan'olona" (amiko), dia mba nampiako :oops::-D:-D:-D

HM : inn ty vô mamaly dia vôdaroka be ty retsy :-P:-D:-D:-D (sôtsa e :wink:)
17. Herimiafina ( 24/02/2007 22:04)
pissoa:

HM : inn ty vô mamaly dia vôdaroka be ty retsy :-P:-D:-D:-D (sôtsa e :wink:)


:-D:-D Norma be retsy io ry pissoa rehefa mifanena amin'i devoly an! Hor hor hor :-D

18. niryna ( 25/02/2007 08:17)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9027