inona tokony atao

1. xxx ( 11/02/2007 22:03)
Miarahaba antsika rehtra ndray de zao no bleme ry zareo le sipako any Etat_Unis zah eto France de izy manana anitony le green card tony de raha mivady ve zay de mety ho ahona ny fandehany mùety ahazo titre ve zah sa tsia zah aminio tsisy ttasy aty france ah de misaotra anareo rehetra e
novalian'i niryna ny 07/03/2007 06:13
2. Fiffi ( 11/02/2007 22:10)
fa le green carte hananany firy ny durée-ny ? 1 , 2 taona sa plus ?
heu....enao tsy paps eto france ? de hanantena hoe raha mivady nareo de ho régularisé ny paps-nao ? hummm...tsy de aiko aloha ny fandehan'ny fanambadiana any US an ! fa raha eto frantsa aloha enao mikasa hanambady nefa tsy misy paps de ....aza manantena ny tsy misy no sampona eh !
hasaindry zareo mody aloha enao manao paps zay vao afaka manambady.....
3. niryna ( 12/02/2007 01:23)
Misy telo no lalana eto USA.Fahazoana ttsy miasa izay afaka miasa sy mipetraka amin'ny fotoana voafetra,fahazoana ttsy mipetraka na green card afaka mipetraka fa raha manao zavatra ratsy dia mahazo roahina mody,ary fahazoana ttsy mahazanatany na citoyen na citizen.
Raha hanambady ilay olona manana green card ianao dia mahazo fahazoana ttsy miasa fa miandry taona maromaro vao mahazao green card.Raha lasa citoyen kosa anefa izy no tonga any aminao hakanao ho vady dia tonga dia mahazo alalana hipetraka ianao
4. Fiffi ( 12/02/2007 09:00)
xxx:
zah aminio tsisy ttasy aty france
ka io no olana...raha ohatra hoe aty frantsa anreo no hivady aloha de tena tsy ho afaka hivady zany mihintsy raha tsy ara-dalàna ny paps an !
Raha hivady any US indray no tsy fantatro......


5. xxx ( 12/02/2007 14:07)
Misafotofoto be ilay olana.Ny ao tsy afaka ny ao hiditra.
6. Fiffi ( 15/02/2007 21:38)
nanao ahoana hiany izy tao ry xxx ?
7. niryna ( 20/02/2007 05:01)
Eny tokoa hoy aho ry xxx nahita fika ihany ve ianareo?
8. xxx ( 20/02/2007 21:45)
tena mbola miketrika mintsy zao ry reto fa otran leo be zany aho no tena marina fa de zay mahasoa ataon Andriamanitra
9. booboo ( 20/02/2007 21:51)
ié, zay mahasoa ataon'Andriamanitra tokoa, fa tsy midika zany fa tokony tsy hanao n'inona n'inona...

Bon courage dia miketreha hatrany :-*
10. Fiffi ( 20/02/2007 21:58)
izay mahasoa marina ataon'Andriamanitra fa mahereza...:-*
11. niryna ( 05/03/2007 04:08)
xxx:

tena mbola miketrika mintsy zao ry reto fa otran leo be zany aho no tena marina fa de zay mahasoa ataon Andriamanitra

Nanao ahoana ny fiafarany

12. ds ( 05/03/2007 12:27)
xxx:
zah aminio tsisy ttasy aty france
Dia
Fiffi:
ka io no olana...raha ohatra hoe aty frantsa anreo no hivady aloha de tena tsy ho afaka hivady zany mihintsy raha tsy ara-dalàna ny paps an !
Raha hivady any US indray no tsy fantatro......

Nahoana akia ry Fiffi no tsy afaka manambady raha tsy ara-dalàna ny paps aty frantsa.
Mety hoe manahirana fa tsy misy lalàna manakana olona
tsy hivady izany :-)


13. Fiffi ( 05/03/2007 14:16)
heu....zany hoe tsy maintsy en cours de validité ny paps zay vao heken'ny ao @ mairie le mariage , (momba ny vahiny) io an !
Misy namana manko nikarakara an'io de tsotra fotsiny no navaly azy: hataovy "en bon et due forme" ozy ny paps-nao vao afaka mikarakara an'io izahay.

Ny zavatra nahagaga ahy koa de zao: raha vita soamantsa nefa le mariage de raha manambady vahiny aloha ity tiako lazaina ity an ! de tsy maintsy mody any dago aloha le olona de any no miandry ny carte de séjour-ny.....(raha samy gasy ka ny 1 hiany no manana paps no tsy aiko)
14. Fiffi ( 05/03/2007 14:17)
zany hoe paps en cours de validité , miaraka @ acte de naissance moins de 3 mois . (fa tsy extrait)
15. ds ( 05/03/2007 17:39)
Manampatra fahefana ny ben'ny tanàna raha tsy manaiky handray fangatahana mariazy avy amina vahiny tsy manana paps (carte de séjour). Ny lehiben'ny fampanoavana (Procureur de la République) irery ihany no afaka mandà ny mariazy raha ahiahiany ho mariazy sandoka. Na dia efa vita aza ny mariazy, dia azony ravana :-(
16. niryna ( 07/03/2007 06:13)
ds:

Manampatra fahefana ny ben'ny tanàna raha tsy manaiky handray fangatahana mariazy avy amina vahiny tsy manana paps (carte de séjour). Ny lehiben'ny fampanoavana (Procureur de la République) irery ihany no afaka mandà ny mariazy raha ahiahiany ho mariazy sandoka. Na dia efa vita aza ny mariazy, dia azony ravana :-(



:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3287