tahirintsary
1. fijo
(
08/02/2007 22:52)
sali aby.
aiza kay no ahitana ny tahirintsary rehetra tato?
aiza kay no ahitana ny tahirintsary rehetra tato?
novalian'i kitjo ny 14/02/2007 16:56
3. booboo
(
09/02/2007 11:00)
Nisy hoe "tahirin-tsary" zay tokoa dia sarina fihaonan'ny namana tsy tadidiko hoe taiza sy oviana no tao raha tsy diso zà...sa tsy io izany tenenin'i Fijo zany ?
5. fijo
(
10/02/2007 05:49)
tsy misaotra indray fa tsy hita le izy.tsy sary ny namana anie ,fa sary toa ny tany vichy na hoatra izany e.:oops::oops:
6. Fiffi
(
10/02/2007 07:39)
satria ireny sary ireny nivoaka teto daholo de non'ela de afaka le dinika lasa any @ archive de tsy ho hita intsony le sary....
Sao de tokony hasiana toerana manokana hijerena an'ireo sary ireo fotsiny ?
Sao de tokony hasiana toerana manokana hijerena an'ireo sary ireo fotsiny ?
7. fasaly
(
10/02/2007 08:31)
fijo: tsy any am blogy n'i ds any ve izy ireny e! raha lay tany vichy io...ny fitadidiko dia any am blodin'i ds any lay izy:?:wink::-*
9. Samoana
(
10/02/2007 10:57)
fijo/ za koa efa saika hanontany. Ilay sary RNS 2004 angamba izy iny nisy antsika sy ralay, sipagasy sy bichette(nisy hafa tsy naka sary raha tsy diso aho).Ireo ve ?
10. booboo
(
10/02/2007 13:56)
Samoana > tadidiko ireo fa tao @ ilay "tahirintsary" tokoa, dia nisy ny fihaonana voalohan'ny namana serasera dago kounkou angamba izy zay. non ?
11. kitjo
(
14/02/2007 16:56)
ie za ko a nahatadidy ireny sarinareo ireny
2004 tokoa izy iny agamba..
hihihi
ary bichette marina mba nankaiza e, ry pitchou sns
2004 tokoa izy iny agamba..
hihihi
ary bichette marina mba nankaiza e, ry pitchou sns