teny malagasy

1. Aino ( 07/02/2007 14:22)
mba ahoana sy ahoana moa ny

nom:hoatra hoe Rano,Trano sns
prénom:
pronom:
verbe:
article:
subjectif:
adverbe:
adjectif:
etc... @teny gasy
novalian'i niryna ny 15/02/2007 06:24
2. hery ( 07/02/2007 15:17)
Te hanampy aho fa tsy azoko ny tian'i Aino holazaina.

Inona tsara no ilain'i Aino eto?
3. Fiffi ( 07/02/2007 15:25)
angamba hoe
nom=anarana
prénom=fanampin'anarana

tsy de azoko loatra koh le hoe "nom:hoatra hoe Rano,Trano sns" ?
4. lapino ( 07/02/2007 15:27)

Za koa tsy mahazo tsara, ny dikany @ teny gasy ve? sa ohatra ?
Tairo andramana ihany :wink:

nom: anarana
misy ny anarana iombonana, oh : trano, fiara, ankizy,
sy ny anaran-tsamirery, oh: Aino, Ikoto, Ravalomanana

prénom: fanampin'anarana, oh : Georges Bush

pronom: mpisolo tena, oh: izaho, ianao, izy, ise, androky,
indraindray mpisolo tena tampisaka, izany hoe miraikitra amin'ny teny. oh: sofiko, soratanao, jerentsika, ...

verbe: matoanteny , oh: mihinana, manisa, ...

article: mpanoritra, oh :
ny : mpanoritra anarana iombonana, oh: ny trano, ny fiara
i : mpanoritra anaran-tsamirery, oh: i Bema, i Aino
Indraindray soloina mpisolo manondro, oh: ilay ankizy, ireo vahoaka, sns

subjectif: tsy haiko
adverbe: tsy haiko

adjectif: mpamari-toetra, oh: ankizy lehibe, fiara vaventy, paiso marikivy, goavy manta

etc... : sns (sy ny sisa) na ets (etsetra) :)
5. lapino ( 07/02/2007 15:27)

6. Fiffi ( 07/02/2007 15:40)
ary inona le hoe "anaram-bositra" ?
7. chipie1 ( 07/02/2007 16:07)
fiffi > surnom
8. Aino ( 07/02/2007 17:26)
hireo mihintsy no tiako ho fatatra saingy tsy haiko ny nanazava azy!!
fa ny dikany @teny gasy aloha mba hay fa hireo lisitra hireo mihintsy no tiako ho fatatra!!

dia raha mbola misy aza dia mety faona!!

ary ny: etsy, andana,sns?
9. niryna ( 10/02/2007 04:10)
Aino:

hireo mihintsy no tiako ho fatatra saingy tsy haiko ny nanazava azy!!
fa ny dikany @teny gasy aloha mba hay fa hireo lisitra hireo mihintsy no tiako ho fatatra!!

dia raha mbola misy aza dia mety faona!!

ary ny: etsy, andana,sns?

Aino a ireo no fiteny fa tsy hireo.Fantatra ary ,mihitsy .Tsy mampaninona anao nahitsiko ilay diso.
Jerena mora ny teny gasy fa miverina manoratra ny tena vao sahirana.
10. sitlo ( 10/02/2007 04:27)
aza dia iezahana adika be ilay izy fa tsy mitovy ny fototry ny teny gasy sy ny teny vizongo.
11. niryna ( 11/02/2007 06:27)
Sarotra ny teny gasy ka mila miezaka miresaka betsaka indrindra raha teraka taty ivelany.
12. lapino ( 12/02/2007 13:05)
niryna > TSIA, tsy sarotra mihitsy ny teny gasy !! Ohary amin'ny teny hafa ny tsipelin-teny dia mba lazao hoe inona no sarotra ?!
13. niryna ( 15/02/2007 06:24)
lapino:

niryna > TSIA, tsy sarotra mihitsy ny teny gasy !! Ohary amin'ny teny hafa ny tsipelin-teny dia mba lazao hoe inona no sarotra ?!

Izany ve !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2607