Le passeport biométrique mis en service any Dago..

1. Fiffi ( 06/02/2007 07:00)

Hummmm.....io ary fa efa vita zany ny pasipaora biométrika ....(miala tsiny raha @ teny frantsay)

Malalasoa Jackinah Rakotohasy est la première Malgache à recevoir son passeport biométrique. Une petite cérémonie a été organisée à cette occasion en présence des autorités militaires, hier à Anosy.
Ce nouveau type de passeport est mis en circulation après le décret 2007-018 daté du 16 janvier 2007. Il remplace l'ancien passeport, qui ne sera plus en vigueur après le 31 décembre 2008.
Produit d'une technologie très sophistiquée, le passeport biométrique présente les empreintes digitales et une photo numérique de son propriétaire.
Premier en Afrique
Selon le sécretariat d'Etat chargé de la Sécurité publique, “ce nouveau kit de voyage très sophistiqué permet de lutter contre l'usage de faux passeports et contre le terrorisme. Des équipements de détection ont été installés au service de contrôle policier à l'aéroport d'Ivato”.
Madagascar est le premier pays à l'utiliser dans la région d'Afrique Caraïbes Pacifique (ACP). Le groupe belge Semlex, avec son directeur général Albert Karazhiwan et son informaticien Alexandre Maloteau, a appuyé l'installation du matériel nécessaire à la confection de ce nouveau passeport.
Si aucun changement n'est observé sur les documents à fournir pour l'acquistion de ce passeport, quelques modalités ont été instaurées.
Outre son coût qui s'élève à Ar 60 000, l'acquéreur doit venir sur place pour faire les démarches nécessaires. Les enfants auront leur propre passeport et ne seront plus inscrits sur celui de leurs parents.
Le paiement du droit se fera auprès des bureaux de poste. Pour la capitale, une caisse spéciale est ouverte aux bureaux de poste d'Antaninarenina et d'Analakely.
“Les provinces se doteront très prochainement de tous les appareils utiles à l'édition du nouveau passeport. En attendant, les personnes venant des autres régions doivent venir à Antananarivo pour l'obtenir”, souligne un responsable.
Les usagers sont à moitié soulagés d'apprendre la nouvelle. “Le passeport biométrique est bien. Pourtant, à part son coût élevé, il demande beaucoup de temps”, fait remarquer Jacqueline Ravelonasy, une jeune femme qui voyage souvent à l'étranger.
Fanja Saholiarisoa L'Express de Madagascar
novalian'i Fiffi ny 12/02/2007 23:09
2. lost ( 06/02/2007 08:13)
Amiko otrany fandaniambola fotsiny ra eo @ firenentsika Mcar no jerena satria isika tsy tany ialokalofan'ny terorista na tany an'ady fa nosy milamina tsy nahitana firenena hafa manafika firenena hafa otrany atsy afrika,ny fahafantarako an'io d fiantsiana ady @ reo terorista(sosokevitry ny be kintana io,izy ndray zao y mpamatsy vola ao:atsy ho atsy mety ho lasa guatamela i Gasikara)
3. kitjo ( 06/02/2007 15:29)
oay!
enfin ozizy ny vazaha izay

mety ho marina ianao ry lost kanefa na izany aza toa anay isaky ny mivoaka aeroport na miditra eto Singapour dia ampidirina @ ilay efitra kely izay foana ary ela be mihitsy mila ho tara avion

Ny antsika irery no tsy mba afaka scanner-na ny pasipaoro ka tena miandry ela be mandreraka mihitsy isaky ny mandeha...tsy haiko zay verifier-na fa tena ela b mihitsy

ny aty moa izao efa miditra @ ilay maso fts no taratina fa ny antsika angamba ts mbola tonga amin' izay fa io aloha dia efa ezaka be fa tena nandreraka mihitsy.....

izay no atao oe fanatontoloana e..
4. Fiffi ( 06/02/2007 22:26)
amiko aloha de ilaina io ! ary tena ilaina satria na hoe tsy misy terroriste aza any dago de tsy fantatra zay mety hiseho rahampitso...tsy hiriana zany an ! fa mba @ zay de manaraka ny norme eran-tany koh !
Heu....jereo aza fa tratra tany iza @ ben laden moa ? :roll:
5. bazylou ( 07/02/2007 00:51)
izaho dia manohana ano ry lost!! fandaniana adro sy vola ary pressionn'ny us indray io!! sady lafo no elabe en plus, izany ve tsy appareil occasion us indray ilay vao notokanana tao!!
6. Fiffi ( 07/02/2007 06:53)
de aza be menomenona aza hoe nisy zavatra niseho de an'Ravalomanana indray ny hadisoana satria tsy nataony ny pasipaoro biométrika an !
7. lost ( 07/02/2007 08:29)
Fiffi>> ekeko lay manaraka norme fa mbola tsyà la hauteur wa tsika ra resaka an'zany jereo ny tany be terorriste ireny tsy mampiasa an'io pasipaoro io nefa mibosesika iany ny vahiny mitsangatsangana sy mampiasa ny volany ao tsika tsy tany an'ady tsy nahitana baomba narefotr'ol tsy fantatra nefa ny mpizaha tany azo isaina @ ratsantanana manin ra zay alou no masahanao voalohany ee!!
Amiko to rendrarendran'ny firenena matanjaka ilay izy satria ny ol voaendaka lava ao isotry sy ny manodidina sy reo voaroba any @ faritany(ny dahalo sy ny sisa)tsy misy dikany zany ireny??
AKARO ALOU NY HARIKARENANAO ZAY VAO MIERITRERITRA MIANDALANA NY SECURITE INT IANAO!!
ZANY we ataovy mba farafaharatsiny mba misy izany securité(mini) izany ao dago zay vao miazakazaka any ivelany é!!
8. Fiffi ( 07/02/2007 08:36)
de tsy aziko ry zareo fa ozy fotsiny zah hoe : tsara ny fivoarana......
9. Angie ( 07/02/2007 09:30)
Za koa alou dia tena mitovy hevitra @ Lost e. tsy dia tena nilaina maika io satria mbola afaka nanmpiasaina tsara alou lay teo aloha iny ary koa olona vitsy no mila izany passoport izany ho antsika malagasy.
Tokony ny securité ny vahoaka maro anisa aloha no jerena ao indrindra ny resaka daholo, mpanendaka sns.

Izany akory tsy midika fa tsy tsara ny fivoarana fa tokony mandeha araka ny laharam-pahamehana ka ny resaka passport dia tena tsy natao ho an'ny vahoaka madinika...
10. kitjo ( 07/02/2007 14:39)
Ao anatin' ny MAP dia misy sokajiny ny asa atao..
Misy ny vetivety dia vita sns ary zay no ananana karazana ministera sy "regio" hikarakara azy
ka raha samy ho atao ihany moa maninona no tokony andrasana?

sady anatin' ny Fanatontolona isika izao.na misy fanerena avy @ amerikana aza tsy maninona raha izay noa ahazoana vola hantanterahana ny MAP.

WIN-WIN io tsitako zay olana samy mahazo sady tombony ho antsika ihany.. toy izay hoe misy zavatra omena andry zareo maimaim-poana....sa aleonareo ve izay hoe afera sy fifanarahana any ambadika any no haneren'ny amerikana ny fitondrana?

amiko aloha rehefa samy mahazo tsy koi zany na iza io na iza e!!!!

zany koa tsy midika hoe najanona daholo ny asa fampandrosoana hafa satria hanao passeport biometrika
11. LazaDaddy ( 07/02/2007 23:45)
[size=14]tsy hitako mihitsy izay ilana an'io!!! Ny kara-panondro no tokony arahi-maso @ fanenjehana dahalo. Ny Gasy rahateo tsy mahazo visas electronique akory na dia @ firenena iray monja aza, fa tsimaintsy miaraka @ fitomboka foana isaky ny mandalo seranam-piaramanidina.[/size]
12. fijo ( 08/02/2007 06:30)
dia tsy mila fiovana mihintsy izany?de nareo ireo ihany no hilaza avy eo fa isika dia tara foana.de inona koa?
13. Fiffi ( 08/02/2007 07:19)
zany ange hoa eh ! ny mahagaga ahy fotsiny de hatao ny fivoarana misy ny tsy tia ...mitsikera...tsy hatao le izy...de ahoana indray ? zah aloha tena tsy hitako zay maharatsy an'io an ! "une chose de faite" aloha io de ho avy indray ny manaraka........
14. LazaDaddy ( 08/02/2007 11:35)
ilaina tanteraka ny fiovana raha mampandroso sy "necessaire". Firy isan-jaton'ny Malagasy no mampiasa passeport? Inona ny tsinin'ny passeport taloha?

Firifiry kanefa ny olona tsy manana kara-panondro no tsy io no karakaraina? Solosaina fanisana vatom-pifidianana tena zavatra important be aza tsy manjary ka passeport tsy misy olana io indray no amoronana "fandaniam-bola".

Na ny firenena mandroso aza ampahany vitsy monja no mampiasa an'io satria TSY necessaire. :)
15. kitjo ( 08/02/2007 17:37)
ka efa hoe misy fotoany ny zava-drehetra ry Laza an!
sady io tsy midika hoe rehefa manao an' io izy dia avela ny sasany...

Raha izay foana no averina hoe firy ny Malagasy no .... eny na dia ny lalana az amety tsy amboarina...na ny "internet" aza mety hofoanana...

Vita izy zay dia ajanony kabary fa mandany andro!
Tsy afaka hoe ajanona averina ndray fa ny manaraka manomeza soson-kevitra hoe inona ny "prioritaire"..

zavatra efa vita iny...tsy ary omena fahafaham- po daholo ny olona!
16. Fiffi ( 08/02/2007 18:30)
de jereo ange atsy ambadika atsy fa misy vao2 mahafaly ho an'ny olona tsy de manana moyen hahazahoany manangana orinasa @ zay eh !
17. Nayssa ( 08/02/2007 21:15)
zah de faly fa mba manarapenitra ny malagasy ary sahy mijoro vavolom-belona eto momba io passe port io fa TSY ELA BEH ZANY ny fanaovana azy ,rehefa fenonao ny dossier de tonga ianao maraina ary alainao ilay izy ny hariva ,fa ny mba tokony hatao koa @ zao de ireo vahiny miditra any @ tsiak tokony atao otran'ny hanaovany antsika ireo fa tsy hoe mandoa droit eny ivato fotsiny de mahazo miditra
18. Nayssa ( 08/02/2007 21:20)
mba mety ho tanteraka ve hoe tonga eny Roissy ianao na eny Orly de mandoa 30 Euro de mahazo mijanona 3 mois eh ,mba saino anie eh
19. LazaDaddy ( 08/02/2007 23:40)
kitjo:
ka efa hoe misy fotoany ny zava-drehetra ry Laza an!
LazaDaddy:
Inona ny tsinin'ny passeport taloha?
20. Zina ( 08/02/2007 23:53)
ilay biometrique anie tsara raha hanenjehina ny terroriste e....mety izany angamba ny but-ny ra8.. Ko jereo ary tony havan'i Ben Laden ko aloe hisy ka..
misy securite kokoa ho an'ny fanjakana satria tonga dia tratra vetivetika ny ratsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2747