Le passeport biométrique mis en service any Dago..

21. LazaDaddy ( 09/02/2007 00:13)
zina:
Ko jereo ary tony havan'i Ben Laden ko aloe hisy ka..
fantatry ny fanjakana tsara iny ka naninona anefa no navela raha ratsy? => politika!!!
22. Fiffi ( 09/02/2007 19:45)
fa tena ilaina hoa io ry zareo an ! imaginéo hoe tonga ny olona aty ivelany de mba mampiseho ny passeport-ny biometrique....siora @ zay fa mba hitan'ny firenena hoe tena mivoatra M/car....jereo zao fa tsy anisan'ny firenena faran'zay mahantra intsony ange Dago zao eh !
23. Zina ( 09/02/2007 21:54)
oy i fiffi:
fa tena ilaina hoa io ry zareo an ! imaginéo hoe tonga ny olona aty ivelany de mba mampiseho ny passeport-ny biometrique....siora @ zay fa mba hitan'ny firenena hoe tena mivoatra M/car....jereo zao fa tsy anisan'ny firenena faran'zay mahantra intsony ange Dago zao eh


ito misy valony iray fiffi a.

http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=298850

fantatry ny fanjakana tsara iny ka naninona anefa no navela raha ratsy? => politika!!!

ankehitriny mety tsy ho ataony intsony:wink:
24. Fiffi ( 12/02/2007 23:09)
Zina: misaotra akia an ! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0706