MAngataka torohevitra

1. nenitiana ( 04/02/2007 09:01)
Miarahaba ny rehetra, mba saika hanontany hoe, ho any Madagasikara aho ato ho ato,misy teratany vahiny hiaraka amiko ho any,mila invitation avy any Dago io olona io vao omen'ny consulat visa, ka ny fanontaniako dia hoe, ahoana no tokony hatao,aiza no legaliser na ilay invitation alohan'ny handefasana azy aty.Ny fianankaviana any Dago no hanao azy, dia mba mila torohevitra fa mbola tsy hainy hoe inona no tokony hataony.
Misaotra mialoha izay hamaly:)
novalian'i soanja ny 26/02/2007 01:03
2. Ralay ( 04/02/2007 10:02)
Raha ny fahalalako dia tsy mila invitation izany vao afaka mandeha any dago ny vahiny fa maka visa fotsiny dia ampy.
3. Fiffi ( 04/02/2007 11:44)
marina io lazain'i Ralay io ...tsy mila an'zany invitation zany ny vahiny ho any dago fa tondé tonga fotsiny !
4. nenitiana ( 04/02/2007 12:43)
Na inona na inona nationalite ve?????
5. booboo ( 04/02/2007 12:52)
6. Jokera ( 04/02/2007 13:17)
Toroy hevitr'izy ry zareo satria tsy maintsy mila invitation ny vahiny te ho any madagasikara vao mahazo visa hoentina mankany ah.
7. koralie ( 04/02/2007 18:09)
Sao d mba lalàna vao² kosa ary zany ? raha ny fahalalako azy hatr@ izay tsy mila invitation izany
8. chakkakkely ( 04/02/2007 19:12)
koa tsy any aminy firaisana ve no tokony anao an zany na any aminy fokotany , asa re , ny fahafantarako koa dia tsy mila invitation zany
9. 147 ( 04/02/2007 19:46)
tokony tsy mila invitation ny vahiny makany dago fa rehefa tonga eo ivato izy vao mangataka dia mandoa vola 40 euros,io no vidin'ny sejour-ny 1 mois
10. simplex ( 04/02/2007 20:12)

ra vazah avy any Comoro tsy mila visa fa tonga d mitsiropaka any Jangil ;-)
11. pissoa ( 04/02/2007 20:18)
:-D:-D:-D:-D:-D
12. Fiffi ( 04/02/2007 21:10)
Jokera:
Toroy hevitr'izy ry zareo satria tsy maintsy mila invitation ny vahiny te ho any madagasikara vao mahazo visa hoentina mankany ah.
heu....tsy mila invitation zany hoa ny vazaha ho any dago.....jerenao fotsiny ange ireo vazah miandry eny CDG raha misy toerana @ avion eh ! "aventuriers" fa tsy hilana invit zany an ! indrindra raha tourisme no halehany any !


13. tsanga ( 05/02/2007 09:22)
tsy mila invitation zany e ze lalana vaovao no tsihaiko visa toristique atao fa tsy maninona izany
14. xxx ( 05/02/2007 09:54)
Ny fahalalàko azy koa dia tsy mila invitation izany, satria azo atao tsara ny maka visa eo Ivato ary ny eo tsy mangataka

Sa sao dia maharitra kosa ilay séjour ? Satria toa 1 mois ihany no azo eo Ivato ary tsy renouvelable . Raha te hijanona maharitra dia tsy maintsy maka avy aty Frantsa
15. Fiffi ( 05/02/2007 10:38)
heu....zay fa tena confirmé fa tsy hilana invitation ny fankanesana any dago......ny vahiny de azony hatao tsara koh ny tondé mandé ahy de eny Ivato vao manao ny fangatahana visa de ....MAHAZO ! na ny prolongation aza tsy sarotiny ry zareo.
16. xxx ( 06/02/2007 06:40)
mihovahova fa jereo ihany ny site-ny ambassade de mada sy ny zavatra mety ilaina.Raha iray volana dia mitovy ireo tenenin'ny rehetra ireo.Any ivato no maka visa fa mora be koa.Raha mihoatra dia jerevo.Ny entana koa efa niova ny lanjany sy ny zavatra tokony hoentina sy tsia koa jereo tsara fa sao ariany eny amin'ny port.
17. rurik ( 06/02/2007 09:16)
Toa mila raha ny fahalalako azy nefa izy ve miaraka aminao ianao gasy dia tsy ho ho hety ve nefa aloha mangala ihany evitra any @ ambassade malagasy ry zareo mahalala.
18. nenitiana ( 06/02/2007 22:13)
Misaotra anareo rehetra, tsy mila visa raha ny tena izy hono fa niantso teny Ivato za de zay no nolazain'ny tao amin'ny service Immigration, fa na izany aza dia efa nahazo taratasy tany amin'ny ministeran'ny raharahambahiny, nahazo alalana hivahiny 3 volana any Dago.

Misaotra anareo rehetra izay namaly.
19. Fiffi ( 06/02/2007 22:20)
de rehefa any hoa ny vahiny ka hangataka prolongation de mahazo mora2 ery !
20. SOBIKA ( 07/02/2007 08:46)
tongava soa eh izahay indray tsy sarotiny zany fa tonga namana ndray ve vao ho mavomavo hihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2681