MAngataka torohevitra
22. Ralay
(
07/02/2007 09:52)
nenintina: Dia manaova vakansy sambatra zany e, telo volana ahavitana mitsidika an'ny dago tsara. :lol:
23. niryna
(
08/02/2007 06:19)
simplex:
ra vazah avy any Comoro tsy mila visa fa tonga d mitsiropaka any Jangil ;-)
=))=))=))
24. mbaliana
(
08/02/2007 10:20)
taloha ary afaka mandeha fotsiny amin'izao fa rehefa tonga ao Ivato vao mividy visa.. asa na mbola ohatry zany ihany na ahoana
26. soanja
(
26/02/2007 01:03)
nenitiana:
Miarahaba ny rehetra, mba saika hanontany hoe, ho any Madagasikara aho ato ho ato,misy teratany vahiny hiaraka amiko ho any,mila invitation avy any Dago io olona io vao omen'ny consulat visa, ka ny fanontaniako dia hoe, ahoana no tokony hatao,aiza no legaliser na ilay invitation alohan'ny handefasana azy aty.Ny fianankaviana any Dago no hanao azy, dia mba mila torohevitra fa mbola tsy hainy hoe inona no tokony hataony.
Misaotra mialoha izay hamaly:)
Miankina amin'ny antodia any Mada ny zavatra takian'i Visa ka.
Raha fizahan-tany tsotra de tsy mila
Raha fikarohana na fianarana na asa atao ao Mada dia mila izany tokoa avy amin'ilay toeraha ifandrasainy asa any Mada
Raha business moa de mila koa raha tsy hoe tsy lazaina fa hanao an'io ianao any.
Raha famangiana havana sns koa de mila fa adiresy fotsiny no ilaina. Ka io matetika de naman'ny tourisme ihany.
Satria miankina amin'ny fotoana hijanonan'ilay olona any ny zavadrehetra.