esy e ry lalana ra8 e!!

1. bazylou ( 03/02/2007 22:23)
vao nandehanan'ny orana dia ravatery ilay nizitina tetsy sy teroa!!! tssss vita gasy foana e!!:lol::lol:
novalian'i bazylou ny 10/02/2007 17:01
2. besoiiin ( 04/02/2007 07:02)
ary isaky ny miditra ato @ty forum ty za dia mbola mahita ani bazilou manenjika andravalo foana hatramizao :-D:-D:-D:-D:-D efa ela ihany rangahy ty izay fa toa tsy mbola tratraningahy foana lery e! :D mazoto e, tsy omena tsiny fa izay tratra aoriana tsy maintsy manenjika foana aloa e, rehefa tsy tratraningahy mandritra ny andropiainaningahy lery dia afaro indray ny zanaka sy ny zafikely hanao relais @ingahy e
3. Fiffi ( 04/02/2007 07:36)
ao ry bazylou mba ataovy vita avy any @ nao aza de @ zay mateza be ve ? :roll:
4. hertix ( 04/02/2007 13:09)
Ny sasany aza ry bazyl tsy nanao n'inon'inona t@ teo @ fitondrana ka izay mba manao indray ve no enjehina. Izany tokoa ny hoe izay manao ihany no diso! Sady vitan'olombelona anie ny lalana fa tsy asa-tanan'Andriamanitra e! Mba mahaiza mankasitraka ho'a!!!!;-);-)=D=D=D
5. vakiniadiana ( 04/02/2007 13:58)
Raha za Bazylou tsy mandeha @ ireny lalana ireny sao tratran'ny loza raha tena ratsy marina ireny :D
6. Fiffi ( 04/02/2007 14:46)
hertix: zany ange hoa eh !
7. tapitra ( 05/02/2007 11:30)
ianareo kosa aza dia mandika vilana oe misy critique kely atao olona dia tsy fitiavana foana fa tena mitombina mihintsy fa bedebe loatra ny lavadavaka am lalana etsy sy eroa eto am tanana izao eh.
Am maha olompirenenena mizaka ny fandoavan-ketra ny tena no anairana ireo mpitondra na iza io na iza mba tsy tokony ho varimbariana fotsiny am kabary sy toky fitaka fa mba tokony hijery akaiky ireny zavatra manahirana ny olona andavanandro ireny sady hanompo vahoaka no nifiadianana azireo teo.
8. Fiffi ( 05/02/2007 11:45)
tapitra: ka le izy kosa ange de hoe zao zavatra rehetra simba zao de hadisoan'i Ravalomanana avokoa no lazain'ny sasany eh !
Samy manana ny andraikiny ny tsirairay avy .....ohatra fotsiny zao hoe raha misy ny lalana simba ve de i chirac no omena tsiny ? fa maninona raha ny maire ? ry zareo zany no tsy mandray ny andraikiny raha izany ....
9. akama2006 ( 05/02/2007 12:33)
fiffi> ka satria rehefa misy lalan vita dia le8 no mitsolatsolana miamboho ny rehetra sahala aminy tsy misy ministera na olomboafidy araka ny filazanao,ka lozika ny olona raha miteny hoe ra8 satria izy foana no te ho role ka rehefa te ho role dia manaiky ho bandy koa rehefa misy tsy mety,sa tsy mety diso moa izy iny fa ny hafa foana no mahatonga ny tsy mety,ry fiffi?:lol:
10. Fiffi ( 05/02/2007 13:04)
heu...zah nga niteny hoe tsy mety diso izy iny ? olombelona tahaka ny rehetra izy koh !
Fa na izany aza lozika ahoana kosa ary akia ry akama2006 hoe zao zavatra tsy mety rehetra zao de azy avokoa ny hadisoana ? hummm......(andraso hoe zah hanao fahadisoana de azerako @ iza ny faute) ? :-D:-D:-D
11. akama2006 ( 05/02/2007 13:17)
fiffi> ka ilay lohateny anie akia ry fiffi milaza hoe ry lalana ra8 vao tonga ny orana dia rava,vita gasy foana...!raha tadidiny fiffy isaky ny miseho lohalaharana aminy tv sy radio i demi dieu ny sasany dia manao cinema hoe tsy ekeko fa vita ratsy ity zavtra ity ka mila ravaina fa tsy mifanaraka aminy tokopny ho izy! fa izy angaha manana traikefa noho ilay inzeniera mpanao lalana? ary aza toriana eo an'ivony lalana izy satria tsy izy mihinsty no mifehy ireo olona ireo fa ny lehibeny!fa izany moa vokatray ny tsy fahalalan fitantanana sy lalàna avokoa ka tsy dia atao mahagaga fa prsézida para accident hoy samoela izay!

ny tiako lazaian dia hoe tsy izy akory no nahatonga ny orana ka nahasimba ny lalana fa ilay tapage hoe vita tsara sy hafa ny ataony i ra8 nefa efa hita taloha sy izao fa zara fa vita no betsaka ary tapimaso mba hanakoanan ny tsy fahaizana mitantana!:wink::wink:
12. xxx ( 06/02/2007 04:47)
ianao aza mody any dago tsony fa milevena any ivelany any!!!, satria efa tsy tia gasy sy tsy tia tanin'ny gasy.aza mankany tsony fa manimba ny fonao ny any dago,sady mahamenatra anao ny maha-gasy anao, gomay @ tsy haiko inona goma ray trano sa lokoy sa mandana mankany @ mpanao tarehy manova ny hendrikao tsy ho gasy de @ zay oe vazaha frantsay ianao sa inona.. @ zay de vita ...@ zay tsy hita taratra oe gasy ianao, fa ra gasy ianao ka manaratsy gasy de zava-pona zany, fa aleo aza miertitrirtra oe vazaha ianao manaratsy gasy toy zay gasy manambany ny mahagasy anao, tsisy dikany zany.

Na ny vahiny aza tsy fahitako manaratsy ny gasy fa vao mesa aza zareo mirongatra mankany dago, mitsoka ny amerikanina mankany dago, surtout ny Amerique du nord mitsoka hiver aty de mirongatra mankany dago,feno azy zao any @ isika miteny zao, ary tamana be any ary ry zareo de tsy mety mody tsony,lazany fa paradisa ny tanin'ny dago, ka ianao indray no hafa koa....milevena any ianao de vita, ary aza mankany intsony. fa aza manambany gasy sy izay vita gasy eo fa tsssssss, tsy ampahafiriny koa raha izay ianao !!!!


Ny anay de zao foana ny tarigetra: " Gasikara an! malagasy ka tsara eeeeee" ary manina te-hody foana!!! indrindra fa refa mahita le carte madagascar @ site,sy le mahagasy alefa @ tele aseho aty Amérique du nord???, wao manina eeee!!!
13. xxx ( 06/02/2007 04:52)
efa nanadrana izany -40°C ianao min de max -20°C...izany ianao??? izany no fiainanay aty...ra efa nandramanao io de efa hainao izy, adala aminao ny canadiana sy ny amerikana mitsoka mankany dago??? ao raha!!!!
14. akama2006 ( 06/02/2007 11:34)
xxxxx>maninona aloha ilay anarana raha mba aseho fa malagasy sahy mijoro mpanaraka sy mpino fotsiny ihany izany anie sahy fa tsy miafina ae!

ary tsy misy hifandraisany mihintsy ny resakao sy ny zavtra voalaza fa dia mba mamerena mamaky!tsy madagasikara no ratsy fa ny olona mifehy azy no zatra mpanao asa zara fa vita sy tia manao tapimaso!

farany mba lozika aminy tenanao aza e,dia miohevitra ve ianao fa noho ny andro mafana no mahatonga ny canadianina hoy ianoa na amerikanina ho any madagasikara?????? inona kay no ataonao any canada satria raha fijery tsotsotra ohatra izany dia tsy mahagaga ahy ianoa raha hanao fiteny tsy ampiheverana ohatra iznay,ary mino fahatany ny zavtra tsy misy toa ireo amerikanina mino ny bomba atomika tany iraka.adinonao angaha fa any texas sy cote sud ouest sy ny sud rehetra anie ka mafana be sy sub desertika aza!:-D:-D:-D:-D
15. xxx ( 06/02/2007 14:02)
Mifandray io ry akama 2006 an, ianao angha tsy mamaky zay resak'i bazylou ato, vakio de hitanao izy, jereo ny fanambaniana gasy hataony ato, fanambanina mpitondra, fanambanina vhv gasy etc, fanambanina inona koa tsy haik ofa maro lotra...ka asehoko azy @ ze size-ny rehetra ny toetra tsy mety hataony.

Ary mahakasika ny fanontaninao maninona ny canadiana mande any dago??? mazava io, hitako ry zareo mankany ary haiko ny tiny andanana any, mafana voalohany any @ tsika, no misy ny sakafo frais tsara indrindra sy ary misy ny naturelle (Tourisme hala etc) antsika tsara, hekeko fa tsara ny azy fa mbola tsara lavitra noho ny azy ny antsika de tamana tsy mety mody zareo. mafana hoy ianao @ tany hafa fa maninona any dago??? satria intéressant ny tanintsika, malgré oe ny lalana ratsy etc lazanareo...tsy mankaiza @ vahiny zany ary tsy rarahiny akory! zay le izy!!!!

Ary samy manana ny safidiny io, samy manana zo, ka ra hanao xxx aho de safidiko izany, tsisy hidiranao @ fiainako mitsy!!!!
16. akama2006 ( 06/02/2007 17:13)
xxx>ka izaho anie tsy i bazylou e!fa maninona raha asiana famaraitana hoe ho any itsy na izato ny soratra satria tsy fantatra hoe iza no tianao ho lazaina,izaho sa i fiffi sa i bazylou!raha ny fahazahoaka azy tsinona dia izaho satria izaho no namaly farany!

manaraka tsara be ilay tia ny any tena e!rehefa tiana dia mitombo tarehy fa aza adino fa ny vahiny na iza na iza tsy adala akory ka ho any aminao fotsiny noho ny ala,ranomasina etc....!aza mahatoky iznay ranamana fa tsy mitombona loatra izany!

mba fanontaniana ny ahy aminy ilay xxxx ka izaho tsy manery hoe apetraho fa maninona hoa no tsy aseho satria olona mijoro aminy maha izy azy!mba farafaharatsiny mba pseudo kely fa ilay xxxx tsy ahafahana miresaka hoe iza na iza!sosokevitra io!tsy mpanao amboletra ohatrany ra8 ny aty fa fifanakalozan-kevitra ihany ny anay e!:D:D:D:D
17. Fiffi ( 06/02/2007 22:10)
hummm.....ny zavatra mba tiako lazaina fotsiny de tsotra.....Ravalomanana no mpitondra! tsy midika velively akory zany hoe avy aminy avokoa zao zavatra rehetra miseho sy mitranga zao.....sa tsy zany ry bazylou ?
18. xxx ( 06/02/2007 22:54)
ka maninona ange ry bazyzyzyloa no tsy mody d manambotra ny lalana e???aza b resaka oa fa ny saina no sokafy fa maizina be e!
19. bazylou ( 06/02/2007 23:34)
ary maninna ry xxxxxxx no miafina any anaty x ?? kery sahy marina!!
ary maninona iao ry xxxxxx no tsy mody raha manina fa mirepla any anaty -40°???
fauten'ilay 8 izao rehetra izao satri aizy no tia hizity eo!!
20. fijo ( 07/02/2007 23:54)
ny lalana simba sahady kosa aloha,dia tokony hietsika ny fitondrana,satria ireny lalana ireny dia voalaza fa garantie 10 taona.ka vao firy taob=na ve de simba????tokony tsy avela izay nanao azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.058