esy e ry lalana ra8 e!!
21. akama2006
(
08/02/2007 20:27)
fijo> izay anie no antony fanontaniana hoe zara fa vita sy fomba ratsy ny malagasy hatrany,izany hoe vavany fotsiny fa ny atiny tsy misy.
ilay izy anie hita be izao fa dia tsy mamaley fa dia tia tapimaso moa ny vahoaka ka dia aleho hitaty izay nofidiany eo rehefa tsy mahay mitady izay mahasoa azy.
raha hanamboatra ny simba anefa dia efa trosa indray koa iany dia mihamitombo ny vola aloha sy efaina nefa ny zavtra vita sy mivoatra tsy hita mazava hoe mahafapo.
diniho lalina ihany ry zareo sao anenenana sy andoavana impito avy heny .:?::?::?::?:

22. fijo
(
08/02/2007 23:24)
an an,io resaka fanarahamaso ny asa vita ka.mila mihenjana kely ny tomponandraikitra amin'izany.
23. xxx
(
09/02/2007 15:18)
tsy tsaroanareo ve ny làlana teto t@ 2000 à 2003? ny daba rehetra tsy nisy vanona fa potika daolo?talohan'io aza, ny pieces de rechange t@ zany tsy voavidy,nitsoaka daolo ny vahiny,ny loto, ny tahotra: tsy miravaka tsony ny gasy fa avy d voaendaka,na andeha hivavaka aza,nankaiza ny feux tricolores?ny cabines telephoniques?ny paneaux de signalisation t@ routes nationnales?tapitra nisy nangalatra,dia mihevitra isika fa anatin'ny 5 taona hiverina @ laony reo?dia hiova ny toetsain'ny gasy?sarotra asondrotra hoy le namana zay ny malagasy,tokony misy ny didy jadona ,@ mampianatra ny taranany daolo hahay hanaja ny fireneny!
24. fijo
(
09/02/2007 23:40)
izay indrindra ry XXXX,izao anie isika ,mbola manarina ny 25 tao nosimbana aloha e.avy eo isika vao manorina ny tokony ho izy amin'izay
25. bazylou
(
10/02/2007 16:57)
dia mandrasa 25 taona ary ianareo fa rehefa vita ny io fotoana io vao miresaka e::
26. bazylou
(
10/02/2007 17:01)
exkizy tsy valable , fa vita tandrametaka sy tajo-maso no betsaka!! taiza ko ano nisy lalana manana harantie 10 taona raha tsy ny any le8 sy Madagasikara!!:lol::lol: