vakio le tonokalo

1. Aino ( 03/02/2007 17:08)
http://nanie.tsenagasy.com/283/1373/photo.html
novalian'i Aino ny 04/02/2007 15:57
2. Fiffi ( 03/02/2007 17:36)
hummm.....ka fiainana daholo zany an !
3. niryna ( 03/02/2007 17:42)
Misaotra aino a fa fiainana io mitady an'Atra no tena zava-dehibe hiarovana ny fahavalo tsy hanafika ny tena sy ahafahana manana ny fanantenana.
4. sitlo ( 03/02/2007 18:07)
Aino> tsy tonokalo io fa tonokira. Hiran'i jeneraly io.

Jereo ao amin'ny blaogin'i kitjo ny mp3. Raha tsy mahita dia anontanio anazy. Za efa nahazo aloha eh.
5. chipie1 ( 03/02/2007 18:15)
dain ! be zity njay sitlo :-P
misaotra ry aino a !:-*
6. sitlo ( 03/02/2007 18:37)
chipie1> draissssss :-P
7. patrick2002 ( 03/02/2007 20:05)
tsy realiste ilay tono-kira ,dia marina ve izany fa 18 ans ny ankizy taloha dia mbola maontina avokoa :roll: firy ny olona antitra fantatro hoe 16 ans dia niteraka, :-D
8. Aino ( 03/02/2007 20:22)
Mpandefa : sitlo [ Valio ] 03-02-2007 19:07:48
Lohateny : Re : vakio le tonokalo
Aino> tsy tonokalo io fa tonokira. Hiran'i jeneraly io.
hihihi hay, tonokalo no dedaviko dia io no nipotra ko!!


9. Aino ( 03/02/2007 20:23)
Mpandefa : patrick2002 [ Valio ] 03-02-2007 21:05:10
Lohateny : Re : vakio le tonokalo
tsy realiste ilay tono-kira ,dia marina ve izany fa 18 ans ny ankizy taloha dia mbola maontina avokoa firy ny olona antitra fantatro hoe 16 ans dia niteraka,
fa anga moa tsy hoe 15ans dia efa mande manambady? izany aza vady atolotra na dia tsy mbola mahay izay dikany vady ankory aza.
10. sitlo ( 03/02/2007 22:43)
patrick2002> aiza kosa eh,

Maontina ange tsy midika hoe virijiny eh.
11. fanaina ( 04/02/2007 12:07)
stylo ka izay manko, matetika aza dia ny maontina no vatita zavatra bebe kokoa noho ny tretroka.
12. Stretch ( 04/02/2007 14:30)
marin'io rakizy fa misy lay filazany ol oe, mandevin-t an-tsalaka a!
nefa na izany aza aleo iany môtimôtina , le jilaka ko mamizaka na ny mpijery na ny mijilaka ny fiainana mbola ho lava.
13. sitlo ( 04/02/2007 15:44)
stretch> inona ilay "t" fa tsy mazava???
14. Aino ( 04/02/2007 15:57)
raha maninko dia aleo samy anao izay mahafaly ny fony fa rehefa mahay manaja ny vatany sy ny tenana izy dia efa ampy izay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1859