fecondation in vitro

1. xxx ( 02/02/2007 13:05)
fecondation in vitro ; mety aharitra aman-taona ve sa aman-bolana vao mety ; tsy manina @ fahasalamana ve ?
novalian'i 2gasy ny 07/03/2007 16:38
2. watafon ( 02/02/2007 15:28)
arak'araka ny toe-batana ihany io k ! misy indray mande manandrana dia mety ! tsy misy hatahorana io fa aza manahy e!
3. xxx ( 02/02/2007 17:00)
za zao eo am-panaovana mihitsy maro nynamako efa nanao tsisy olana zany mazotoa e!
4. xxx ( 02/02/2007 17:19)
fa ny tiako lazaina hoe maharitra taona maro ve !
de nedry efa nipetrka
5. robin ( 02/02/2007 20:28)
6. xxx ( 03/02/2007 17:36)
ny an'ny vadiko efa nandalovana daholo reo karazany efatra fa tsy nisy nipetraka .Matin'ny tsindrona fotsiny izy .Ary mahagaga fa ny kofa tsy atao ninoninona fa ny vadinao ihany
7. lamie ( 03/02/2007 18:43)
misy avy dia mahazo, misy ireo amantaonany, misy amambolana.dia araky ny toe-batana lazain'i wata,misy tsy mahazaka ny fanafody dia voan'ny eczema,misy ireo zay tsy mahazo mihitsy!mazotoa daholo dia mahereza e!
8. xxx ( 03/02/2007 18:44)
kaizay mintsy anie no mampatahotra ahy eh!
9. lamie ( 03/02/2007 18:48)
rehefa misy reaction @ fanafody dia ajanona kosa fa aleo manangana e!mijaly ny vatanao sy ny sainao.
10. xxx ( 03/02/2007 19:58)
zay aloha eh! ary raha mividy dray de ahoana

11. xxx ( 03/02/2007 20:10)
ndana mankeny an-tsena!
12. xxx ( 03/02/2007 20:22)
de oharnona hono
13. watafon ( 04/02/2007 04:35)
aiza ho aiza eny antsena no misy kay ?
xxx: aza matahotra zany fa rehefa hitan'ny mpitsabo fa tsy mahazaka anie ny vatanao tsy maintsy ajanony io e! andramo ihany aloha fa rehefa ny sainao kou anie no matanjaka mety io e! :-*
14. xxx ( 04/02/2007 05:48)
lainga ny reo zany fa ny ahy mipetraka tsara ny vitro tsisy tsy mi reusir zany kambony mila manena tena avant di manaraka tsara ny lazainy dokotera hain'izy ireo foana ny manao azy ny ahy aza tsy mbola bevohoka h@ zay niainana ary tsisy ovulation nefa nety foana efa 3mois ny kiboko fa mila mivavaka tsara koa e!mahereza
15. xxx ( 04/02/2007 05:51)
saika adinoko tsy aman-taona fa volana vitsy fotsiny dia vita ianao aloha aiza e! za aty reunion dia aty no manao fa misy milaza fa belgique no tena tsara be sady sur cent pour cent
16. xxx ( 04/02/2007 09:46)
za aty france, hono hoa mba afaka mifanome adiresy email ve tsika de any no miresaka kay azafady! na msn
17. xxx ( 04/02/2007 09:48)
misaotra akia an! tena manana namana tokoa manana anao marina eh!
18. xxx ( 04/02/2007 11:56)
omeo ny adresse nao dia hanoratako hanazavako azy tsara
19. xxx ( 04/02/2007 12:21)
mail nao omeo ahy dia hazavaiko tsara rahariva e!
20. booboo ( 04/02/2007 12:45)
xxx anakiroa > mampihomehy nareo samy xxx mifampiandry nefa ny pseudo misy .....:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1138