fecondation in vitro

21. watafon ( 04/02/2007 13:26)
booboo: hita mitsy wa e ! :-D sady amzay mifangataka adiresy mail !
22. xxx ( 04/02/2007 20:35)
blogy ny ps ko ary ny anao de ao alefa eh!
23. watafon ( 10/02/2007 15:57)
xxx :eny ary e !:wink: :-D:-D:-D
24. fijo ( 14/02/2007 22:25)
mail blog XXXX ity kle
25. Fiffi ( 18/02/2007 22:23)
:-D
26. sofah ( 21/02/2007 08:22)
mba te hanontany conseil aminao efa nanao an'ilay fécondation in vitro :izaho izao mipetraka aty madagasikara, ny problème dia izao te hiteraka izahay nefa izaho tsy misy ovulation mintsy, efa nisy fanafody nomen'ilay gynéco ahy ihany saingy mbola tsy misy foana h@zao ny ovulation. afaka manao fécondation in vitro ve za? manao ahoana ny coût-ny?
27. watafon ( 22/02/2007 10:29)
Ny coût -ny kosa aloha tsy fantatro e ! fa ny azoko lazaina d afaka manao FIV tsara enao k !
28. 2gasy ( 07/03/2007 16:38)
sofah > ny problème infertilité io dia maharitra ny traitements. Rehefa afa-nenina tanteraka ilay gynécologue vao tokony hanapa-kevitra hanao FIV. Ny akaiky indrindra raha eto Madagasikara dia ao La Réunion.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0853