low fat - fat free - Fett arm

1. LazaDaddy ( 02/02/2007 02:08)
aiza no misy sakafo matavy fa toa tsy ahavoazana ity sakafo mahia isaky ny mandeha ity e? Sady ny sakafo matavy mora kokoa =))
novalian'i pissoa ny 13/02/2007 09:11
2. cutie ( 02/02/2007 03:03)
nga tsy mcdo any e :-D
3. cutie ( 02/02/2007 03:03)
tsy misy manko
4. Zina ( 02/02/2007 03:10)
za tsy mba mihinana an;ireny satria traiter-ndry zareo mba ho ahia dia aleo ihany mividy ny normal hihiihh
5. cutie ( 02/02/2007 03:16)
zina
za koa fady an'reny :-D
6. LazaDaddy ( 02/02/2007 03:24)
Heverin'ny olona fa silamo foana moa izany ny tenanay isaky ny mandinika sakafo... =)) ... kanefa mijery ilay matavy ny maso fa tsy ny kisoa matsiro ao anatiny akory.
7. Zina ( 02/02/2007 04:13)
8O

:-D:-D:-D:-D
8. watafon ( 02/02/2007 15:26)
Laza: aty lesy bobaka b mitsy raha mitady an ! ampiarahana @ ravitoto ! vao nihinana mitsy za t@ antoandro teo :miam::miam::miam::-D:-D:-D
9. rapala ( 02/02/2007 17:10)
watafon: aza mampidera akia a, izany vavako te hihinana ravitoto izany miaraka @ henakisoa, aoka fotsiny:miam::miam:mba handefaso moa izahay e:wink:
10. dadasy ( 02/02/2007 18:58)
Any afrika ny zavatra rehetra andrahoiny miaraka amin'ny menaka avokoa, na vary na hena na akondro na vomanga na katsaka. De matavy daholo izay hohanina reheta. Raha mila sakafo tena matavy de tongava any. :)
11. cutie ( 02/02/2007 21:20)
Mpandefa : rapala [ Valio ] 02-02-2007 18:10:05
Lohateny : Re : low fat - fat free - Fett arm
watafon: aza mampidera akia a, izany vavako te hihinana ravitoto izany miaraka @ henakisoa, aoka fotsinymba handefaso moa izahay e

fa aiza rapala no tsy mahita ravitoto
aty aminay aza misy :miam:
12. watafon ( 04/02/2007 04:38)
rapala : omeo anà ny adiresy ary d andefasako e! :-* cutie: aiza kou e !:-D
13. Zina ( 04/02/2007 04:56)
ny zavatra be menaka kosa aloha mila limitena ka...

dadasy [ Valio ] 02-02-2007 19:58:42
Lohateny : Re : low fat - fat free - Fett arm
Any afrika ny zavatra rehetra andrahoiny miaraka amin'ny menaka avokoa, na vary na hena na akondro na vomanga na katsaka. De matavy daholo izay hohanina reheta. Raha mila sakafo tena matavy de tongava any
14. rapala ( 04/02/2007 09:58)
mampilendalenda kay fa tsy mampidera:oops:
watafon: misôtra na dia izay fotsiny aza akia:-*:-*:-*:-*
15. watafon ( 04/02/2007 13:28)
rapala : hihihi ! :-*:-*:-*
16. cutie ( 04/02/2007 20:38)
cutie: aiza kou e !

marina zany e :lol:
17. rapala ( 05/02/2007 23:56)
cutie: fa mangidy:-D:-D
18. cutie ( 06/02/2007 03:04)
rapala
tsy namaky tsara :-w
le maina avy any dago wa no mangidy :-D
19. watafon ( 06/02/2007 09:01)
cutie: tsy mangidy zany reny na maina aza raha le tena tsara ! :-D
20. cutie ( 06/02/2007 18:25)
watafon zany :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1758